Tsara be ny ady hevitra ato! azo raisina hampitomboana ny fiainampanahy. Ny hany atao ho fanampiny angamba dia ny Fahazotoana mamaky sy mandinika ny Baiboly. Ka ny torohevitra mba atsipiko:
-vakio daholo na testamenta taloha na vaovao
-raha misy zavatra hitanao toa mifanipaka lazainy ao dia amboaro(ahitsio, ovay) ny interpretation fa tsisy mifanipaka zany ao!
-raha tsy tia sy matahotra an'Andriamanitra ianao moa ho vitanao ny hamaky ny teniny sy hitandrina izany?