ho anareo kristianina havana

1. zefalah ( 17/10/2005 17:46)
miarahaba anareo ny tenako.
refa namaky moa zaho dia nahita an'lay teny hoe: NY JALY SY MATY HO ASIKA JESOA KA NANALA NY FAOTASIKA.
fantanina..
de ra marina io teny io..dikan'zany na mpanao ratsy na mpanao soa dia mitovy avokoa,satria jesoa efa nanala ny faota-sika...ka aiza no marina?
novalian'i cutie ny 19/10/2005 21:47
2. boubounezy ( 17/10/2005 18:20)
énao ary oul tsy kristiana akory ka inn no matonga ano miteny anizany
3. boubounezy ( 17/10/2005 18:32)
ny zavatra mba tiko ho azavainao ana tsara dé ny momba ny musulmanisme fa tsy ny resaka christianisme
:?::?::?::?::?::?:
4. zefalah ( 17/10/2005 18:39)
apiseo eo ny maha kristianina anao.
zay no tiako ambara.
ny momba ny musulman : mitedava de maita..
5. boubounezy ( 17/10/2005 19:26)
ka énao musulman no mahatonga ahy manotany anizany fa tsy za akory no anazava ny momba anao, fa tiko ho fantatra tsara ny mobany coran sy ny mpanaraka azy io satry za efa nanomé ny hevitro @ maha cristiana ana; dé mba azavao alou ny maha musulman anao


zefalah:

apiseo eo ny maha kristianina anao.
zay no tiako ambara.
ny momba ny musulman : mitedava de maita..




6. xxx ( 17/10/2005 23:09)
:evil:ny musulmans:evil: refa mamono olona amin'ny Jihad hono dia lasa any amin'ny paradisa!
7. LazaRandri ( 18/10/2005 02:14)
Zefalah,

Angamba aloha tsy mitovy ny mpanao tsara sy ratsy. Fa ny fanontaniana saro-baliana dia hoe samy ho voavonjy ve? Kanefa raha tsara angaha moa mila famonjena intsony?

Sarotra ny mamaly an'io satria eo no mipetraka ny famaritana ilay antsoina hoe "grace". Midika ve izany hoy ianao fa mitovy ny tsara sy ratsy?

Fantatra koa anefa fa tsy ho voavonjy daholo akory ny olona araka ny fampianaran'i Kristy. Izay tsy voadio amin'ny Fanahy na Afo dia atsipy any amin'ny lavaka tsy hita noanoa (bottomleess pit).
8. routa ( 18/10/2005 04:32)
fa ahoana no ahalalan'i boubounezy fa musulman i zefalah ? fa toy izao ny fitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao nomeny ny ZANANY lahy tokana mba tsy ho VERY izay rehetra MINO Azy.raha ny fandinihako an'io dia tonga mba hamonjy izao tontolo izao tokoa Jesosy kanefa misy teny io hoe izay mino Azy, nino Azy tokoa ve izao tontolo izao .fa raha ny sitrapon'Andriamanitra tsy tiny ho very isika fa tiny ho voavonjy fa miankina @ finonao io
9. jentilisa ( 18/10/2005 12:55)
Dia ahoana ilay hoe very ary ahoana ilay hoe voavonjy?
10. zefalah ( 18/10/2005 17:41)
hoy :routa.



fa toy izao ny fitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao nomeny ny ZANANY lahy tokana mba tsy ho VERY izay rehetra MINO Azy.raha ny fandinihako an'io dia tonga mba hamonjy izao tontolo izao tokoa Jesosy kanefa misy teny io hoe izay mino Azy, nino Azy tokoa ve izao tontolo izao .fa raha ny sitrapon'Andriamanitra tsy tiny ho very isika fa tiny ho voavonjy fa miankina @ finonao io


raha marina io teny io? misy anie mpanao ratsy nefa mino an'Andriamanitra e!! ary misy ny mpanao soa nefa tsy mino an'Andriamanitra?
aiza ary ny marina?
efa voavela atram'ny nijanganan'ny jesoa ve ny faotan'ny olombelona sa mbola tsy voavela?
11. hps ( 18/10/2005 17:55)
tsarovy ry namana fa tsy tonga hamonjy izay efa marina ny Tompo fa hamonjy izay very,noho izany dia tsy manavakavaka ny famonjena nataony, fa kosa ny fahatsapanao ny ratsy vitanao no hirosoanao @ Fibebahana mba ho tafa-toetra ao aminao Jesosy izay no marika analany ny fahotana;ary tsarovy ihany koa fa misy ambaratongany ny fahotana lazaina eto,ka raha tonga @ ilay ambaratonga ambony izay tsy ananan'iJesosy antra intsony ilay mpanota dia isan'ireo very any @ farihy mirehitra afo mandrakizay fahafatesana faharoa izany ka tsy anisan'ny mandalo ny fahafatesana voaloh. intsony.oh:mpamono olona...
12. boubounezy ( 18/10/2005 18:24)
zay mintsy fa tsinn manipulation atao ny faible io! aiza no misy A/tra ny kristiana faly @ famonona oula???? au contraire maika any @ afo be mintsy aza fa zay no tsy hainy reo oula reo angé é!


xxx:

:evil:ny musulmans:evil: refa mamono olona amin'ny Jihad hono dia lasa any amin'ny paradisa!



13. boubounezy ( 18/10/2005 18:41)
ho toizako ; mba tsy ho very zay erhetra mino Azy ka anana fiainana mandrakizay. "NY FINONA TSY ARAHA'ASA DE ZAVAPONA" zany hoe misy ny finona fa ra tsy manaraka ny sitramponA/tra enao zany @ fiainanao zao mbola eto ambony tany zao? dé tsy ho vovonjy mintsy enao! jereo fotsiny kornélio mpanakarena sy nanao fanomezana ny mahantra fa mbola tsy zay no tena izy fa bétsaka, zay tafiditra ao ny didy 10 io no teneniko alou satry io no tena mazava tsara indrindray ny hoe "AZA MAMONO OUL,""AZA MIJANGAJANGA" zany hoe: tsy azo atao zany reo retra reo sns... nisy oul zay immam lelah zay nangataka ny hifanazava momba ny fivavahana slamo sy ny kristiana, dé nolazainy t@ko fa tany @ tanindrizareo no niaviany didy 10 zay nataony hoe coran, io coran io zany ozy no tena marina fa tsy ny baiboly, dé noteneniko izy fa ny didy10 aza tsy hainareo akory ny manaraka azy hoe; aza mijangajanga sy aza mamono oul, sy tiavo ny namanao tahaka ny tenanao fa tsy hoe vonoy ny namanao ra vo tsy mitovy hevitra @nao sy ny oula retra zay tsy mitovy hevitra @nao. ka itanao @ zany lé izy


routa:

fa ahoana no ahalalan'i boubounezy fa musulman i zefalah ? fa toy izao ny fitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao nomeny ny ZANANY lahy tokana mba tsy ho VERY izay rehetra MINO Azy.raha ny fandinihako an'io dia tonga mba hamonjy izao tontolo izao tokoa Jesosy kanefa misy teny io hoe izay mino Azy, nino Azy tokoa ve izao tontolo izao .fa raha ny sitrapon'Andriamanitra tsy tiny ho very isika fa tiny ho voavonjy fa miankina @ finonao io



14. boubounezy ( 18/10/2005 18:43)
aza anotanina alou ny momba any zefalah fa entrenay iany.


routa:

fa ahoana no ahalalan'i boubounezy fa musulman i zefalah ? fa toy izao ny fitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao nomeny ny ZANANY lahy tokana mba tsy ho VERY izay rehetra MINO Azy.raha ny fandinihako an'io dia tonga mba hamonjy izao tontolo izao tokoa Jesosy kanefa misy teny io hoe izay mino Azy, nino Azy tokoa ve izao tontolo izao .fa raha ny sitrapon'Andriamanitra tsy tiny ho very isika fa tiny ho voavonjy fa miankina @ finonao io



15. cutie ( 18/10/2005 18:45)
ahona aza no hahalalan'ny oul iray na ho voavonjy izy na tsy ho voavonjy ???
16. boubounezy ( 18/10/2005 18:47)
tsika akory tsy anjely ka hoe:tsy misy fahotana mintsy, misy ny tsinah misy ny tena fanahinina. ka ra nanota enao na tsinah aza dé miezaka hatrany ny mba ho olomendrika eo imason'A/tra dé ho vovonjy enao zany any @ paradisa fa tsy hoe manao fananina mamono oula sy mpijangajanga sy mpampijaly oul akory enao dé ho tafiditra ny lanitra TSY HO ISY MINTSY ZANY!!!!!


jentilisa:

Dia ahoana ilay hoe very ary ahoana ilay hoe voavonjy?



17. boubounezy ( 18/10/2005 18:53)
iezaka ny tsy manao ratsy, ary mifady hanina kou mipurifier ny fanah sy ny vatana tandremo!!!!fa tsy hoe mifady enao ny atoandro dé mirécuperer ilay tsy nohanina ny atoandro ny alina manotolo! dé mihinana otrany re kisou reny mintsy tsy mijanona ratsy efa ho hando. refa mifady dé mifady ary tsy votery lazaina à retra zany mba ho fantatriny oula fa tena oula mendrika enao. miandrasa fitia sy valiny @ A/tra fa tsy @ olombelona akory
zay ary alou fa dé mahereza doly nareo an!!!


cutie:

ahona aza no hahalalan'ny oul iray na ho voavonjy izy na tsy ho voavonjy ???



18. boubounezy ( 18/10/2005 18:56)
na zany fomba fiteninao @ko zany aza dé tonga dé tena lé toetrana slamo reny mintsy. tonga dé mivatra2 be to mila ady ny fandraisako azy. tsy mahagaga ahy nefa zany satry enao oul musulman...
tsy dé tiko lotra ny miresaka @ izy reny


zefalah:

apiseo eo ny maha kristianina anao.
zay no tiako ambara.
ny momba ny musulman : mitedava de maita..




19. cutie ( 18/10/2005 18:56)
tsy azoko koa ze lazain-jy ry boubounezy
20. boubounezy ( 18/10/2005 20:51)
NY TIKO HO TENENN HOE NY FOMBA fiteniny zefalah @ko oa tonga dé lé otray manantsy ady reny hoe ampiseoy ny maha kristiana anao ary, otrany hoe zany ny fandraisako azy hoe: aseoy jerena ra mafy nefa A/tra tsyu tompony ady sy fiadinkevitra


cutie:

tsy azoko koa ze lazain-jy ry boubounezy



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2957