ho anareo kristianina havana

21. boubounezy ( 18/10/2005 20:56)
ay azafady fa tary ambany za no namaly zavatra hafa, nefa fanazavana ny atao hoe vovonjy sy tsy refa itanao fa tena nampisehovana A/tra fa mendrika enao sy manaraka ny zay volaza ny ao anaty baiboly dé mino fa ho vovonjy enao. TANDREMO!!! ra tsy ni interprèténao zavatra ratsy ny volaza ao @ baiboly!!!! de mahazo matoky énao fa hiditra ny lanitra


cutie:

ahona aza no hahalalan'ny oul iray na ho voavonjy izy na tsy ho voavonjy ???



22. Herimiafina ( 18/10/2005 21:08)
Mifankatiava e.
23. boubounezy ( 18/10/2005 21:29)
SIKA RA OLOMBALONA A FAAAA; ia nonamboatsé .... ireto 3 reto no mitoetra ny finona, ny fanantenana ary ny fitiavana fa ny FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA.


Herimiafina:

Mifankatiava e.



24. routa ( 19/10/2005 04:24)
zefalah>tsy ny salama no mila mpanao fanafody fa ny marary ,ny devoly koa anie ka mino ka mangovitra e!.fantany tsara ny fisian'iJesosy de mangovitra tokoa izy
25. jentilisa ( 19/10/2005 07:10)
Zava-poana ny ezak'olombelona hanao ny tsara. Ny hoe voavonjy amiko dia hoe tafiditra ao amin'ny valan'i Jesoa. Any amin'ny misy azy. Ny hoe very kosa amiko dia izay tafasaraka aminy. Izay miaraka amin'i Jesoa sy izay tsy te-hahalala Azy izany no resaka araka ny fahazoako azy sa tsy mety izany?
26. routa ( 19/10/2005 15:48)
jentilisa>ny hoe zavapoana ny ezak'olombelona de otrany tsy azoko fa mba azavao hoe .
27. sonwin ( 19/10/2005 20:12)
Mahay mametraka fanotaniana zefalah...tsy mahay mamaly ny kristianina mafana fo...hatreto aloha!
28. cutie ( 19/10/2005 21:47)
boubounezy [ Valio ] 18-10-2005 22:56:55
Lohateny : Re : ho anareo kristianina havana
ay azafady fa tary ambany za no namaly zavatra hafa, nefa fanazavana ny atao hoe vovonjy sy tsy refa itanao fa tena nampisehovana A/tra fa mendrika enao sy manaraka ny zay volaza ny ao anaty baiboly dé mino fa ho vovonjy enao. TANDREMO!!! ra tsy ni interprèténao zavatra ratsy ny volaza ao @ baiboly!!!! de mahazo matoky énao fa hiditra ny lanitra



Hoy i cutie:

ahona aza no hahalalan'ny oul iray na ho voavonjy izy na tsy ho voavonjy ???

ze olona tsy mamaky baiboly zany de tsy ho voavonjy ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1905