Mitady namana any New Delhi sy Bangkok

1. ratole ( 13/10/2005 09:04)
Mba mitady namana any New Delhi sy Bangkok raha misy misy ato @ serasera na koa mba mahafantatra e!
Misaotra mialoha
novalian'i diloo ny 26/10/2005 21:50
2. kitjo ( 13/10/2005 11:24)
gasy ve?

Fa aiza enao?
3. ratole ( 13/10/2005 12:05)
kitjo > gasy raha misy. Hivahiny vetivety any mantsy aho ary tsy mbola tany mihitsy.
4. xxx ( 13/10/2005 12:59)
anontanio sanju ao @ karajia:-D:-D:-D
5. diloo ( 17/10/2005 23:28)
Manao ahoana o, Sawadee Khap,
Raha bizna no antondianao any dia mety ny Bangkok.Tsy dia lafo ny hotely: 3 à 4 étoiles, entre 6€ à 20 €.Raha tsy maharaka ny hotely étoilées dia misy ny hotely tsotra 2€.Ny sakafo vary mitsangana dia 1 €.Raha grand restaurant "classe" dia eo @'ny 100baths na 7€.
Raha resaka vacances, dia aleo makany @'ny Ban Pe(Rayong), avy eo maka sambo kely dia matory ao Kho Samet.I Pattaya dia tsy voako loatra fa resaka Sodome sy Gomore ny ao.Raha io anefa no tanjonao,ity conseil d'ami,tandremo mikitika zaza tsy ampy taona fa raha tratra ianao dia condamnation à mort no miandry anao.Tandremo koa mikasika "drogue" fa dia condamné à vie any ianao.Tsy misangy ny fanjakana any.Ataovy an-tsaina lalan-dava fa c'est un pays trés policé any.Misy risque de Sida koa any,koa aza hadino ny satroka.Raha mitsidika Pagode Boudhique ianao, esory ny kiraro.
Amiko,raha fianakaviana maro no manao vacances any,dia mamporisika aho satria na saran-dasy, na ny hotely,na ny sakafo, dia mora lavitra noho ny Gasikara sy Frantsa.Feno sites sy parcs animaliers any:Nong NooCh Tropical garden(orchidées),The Million years stone park & Pattaya crocodile farm,Pattaya Elephant Village,sns.
Be ny azo ambara fa dia izay indray aloha.
Veloma o.

6. Herimiafina ( 18/10/2005 00:29)
Karan ngah toi ry diloo? 8)
7. diloo ( 18/10/2005 08:45)
Herimiafina--->,manao ahoana ianao,
Malagasy petaka aho.Saingy raha karana aho,inona no tena fisainana ao ambadika io fanontanianao io?
Mialoha anefa,dia "je me considère comme un Citoyen du monde"."Important" amiko manko io"principe"io.Io resaka firazana io manko no mampatonga antsika very fotoana amin'ny tsy fandrosoana.Ary rehefa mihaona amin'ny foko sy ny tany hafa aho dia ry zareo tsy very fotoana amin'ny fihavianao:toa izany Ny Thaïlandais,ny Sinoa eny na dia ny Alzerianina aza.Tany efa hitako daholo ireo.Ny Inde ihany no mbola tsy nandehanako.
Veloma o
8. kitjo ( 18/10/2005 08:53)
ratole. efa voalazalazan' i diloo teo daholo ny ankapobeny...za mipetraka eto SIngapour fa mande Bangkok manao vacance
Phuket koa tsy ratsy raha vacance...

Mitondra mosoara ra entin zareo mandende @le riviere ,mankany @ temple fa maimbo be satria maloto d nddray mipiritika any @ tarehy...
aza d mihinana trondron-dranomamy any fa maloto be satria @ le riviere io no alainy, maloto noho Andranomaimbo

Aza adino mande any @ Floating market le tsena ambony rano fa mahafinaritra

Raha hanala azy @ hariva mandehana tok-tok d teneno hoe gay Avenue..mjery pelaka manao danse...haha
Manala azy io satria spectacle fa tsy hoe haka pelaka akory an...fa tandremo sao latsaka satria tsara bika noho ny vehivavy ny pelaka Thai sady tsisy ahafantaranao azy ho lehilahy mihitsy

Aza adino ny manao massage na indray mandeha fts aza fa io specialite an zareo
9. diloo ( 18/10/2005 16:46)
kitjo--->Manao ahoana ianao,
Phuket tsara fa raha @'izao fotoana izao dia tsy dia voako loatra.Be loatra ny fatin'olona t@'ny Tsunami tany.Raha milomano any dia kara milomano miaraka amam-paty.Koa tsy lasa amiko.
Veloma any Singa:wink:pour.
10. dadabe ( 24/10/2005 05:38)
kitjo> hay tokoa mou njy any singan... ahan!!ataoko fa any amerika any amin'i ika.....hihihihihihihihihihhih
fa zao e,zah kalou efa tany inde e,de i thaoland efa nandehanako saingy escale ao @ aeroport hahahahaha ,de i chine ??!!!! toa ohatrany haiko zany io tanana sinoa io kle
11. kitjo ( 24/10/2005 16:06)
diloo> fa presk taty Asie rht aloha misy olana an' io dol afatsy Singapour...:lol:..mba tsy tratra zay zany e!

dadabe> nande nihinana roti prata tany inde v dadabe sa biryani? hiihih

za ko mba te hahalala tananan i sinoa io fa mbola hamangy an i dadabe any
12. diloo ( 24/10/2005 16:42)
Kitjo--->Arahabaina aloha ianao na dia efa tara aza,tsy nieren-dozan'ny Tsunami.Misaotra an'Atra isika,tsy nisy malagasy maty.
Izaho manokana saika tratran'io,soa ihany fa niova ny "mission"-ko.Tena saika gily tany marina an!
"Coup de téléphones" maro no azoko t@'iny.Efa tonga tao an-trano ny olona hoe hamangy ny fianakaviana.Very faty hono aho.Voatery nandefa mailaka "d'urgence" eran-tany,hoe tsy lasa tany aho fa aty Algérie.:cry::?:D.Faly daholo ny akama rehetra hoe:iny ra-diloo fa nitsangana velona:*.:wink:
13. dadabe ( 25/10/2005 04:56)
de iza klou le oroan'i toi io e??:-D:-D

kitjo> you are welcome,ary tena ataoko tamana aty mihitsy enao raha tonga aty kle !!humm roti prata hoe??? ny anarany any dia ataondry zareo hoe chicken fried rice hihihh nataony teny anglisy petaka fa ny tsirony iray ihany e.:D
14. xxx ( 25/10/2005 20:45)
ohatran'ny mahafinaritra leisy any asie zany, sady toa mora fiainana be kle
sw
15. diloo ( 26/10/2005 21:46)
dadabe--> Akory aloha i toi e
Efa hoe ireo akama maro no nanoroka ahy.Konga tsy lasa orokan-tsunami niforetaka no niafarany e!HiHiHi!
16. diloo ( 26/10/2005 21:50)
ratole--> manao ahoana ianao,
Koa ho any Inde ihany ve izany ianao? Mazamazana ihany any kile! Tandremo ny cholera.
17. diloo ( 27/10/2005 15:41)
dadabe-->:!: i ratole te ho any New-Dehli sy Bangkok anie ny kosy eto e.Sao dia mba diso post kosa ary ianao izany.Anontanio tokoa aloha i Hery sao dia voafafa ny film-nao izany.:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3236