Rahoviana no hitranga ,no tonga bemolanga
1. zama91
(
12/10/2005 17:26)
Araka ny voalaza ny gazety panapress avy atsy la reunion dia voalaza fa misy reserve petrole tres important ao amin'ny canal de mozambique''en la comparant meme a la mer du nord''izay tena nampanakarena an'i Norvege,ary dia voalaza tao koa fa ho lasa futur eldorado io faritra io ka ,ka mba aiza ho aiza izy izay amin'izao fotoana izao
novalian'i zama91 ny 15/10/2005 10:12
2. Herimiafina
(
12/10/2005 17:40)
Eisy efa voazara ny asa rehetra. Tsy hitanao ngaha reny tsotsoka marobe sy rainiboto ary benkintana manaraka an-draValo ireny foana. Efa mitetitetika jiaby izy ireny.
An'ny amerikana hono ny petrole Off-Shore e.

3. zama91
(
12/10/2005 18:00)
Efa henohenoko ihany ireny contrat ireny fa ilay ao amin'ny canal de mozambique no toa hoe vao mijery izy raha hoe misy petrole betsaka marina ao
5. Herimiafina
(
12/10/2005 20:24)
Mbola mety hisy refa any aoriana any. Misy taonany mantsy izy ireny, fossile dia mbola tsy masaka raha tsy amin'ny fotoana voafetra amin,ny hoavy.
Ny any andrefana alou izao no sur noho ny nature ny tany sy ny roche màere ary ny végétation eo amboniny.
Raha misy petrole any Tamatave de hifindra monina any zah. hehehehehe ary toi ahoana?:-D:-D:-D:-D

6. miavona
(
13/10/2005 04:05)
raha nanao science ianao dia ahatsapa avy hatrany fa tsy possible izany hoe hisy petrole izany any amin'ny canal de mozabika. Izao no antony
Samy mahalala daholo isika fa nisy volkano tamin'iny faritra andrefana iny. Ary ny manampahaizana dia manambara fa 400km manodidina ny foiben'ny volkano iray dia mbola mihoatra ny 100° ny hafanana. Dia raha misy petrole tao, dia mangala petrole dia apetrao amin'ny amin'ny hafanana 100° dia ho hitanao ny valiny. Dia eritrereto hoe 400 km manodidina an'ny bemolaga izay faritra isan'ny nisian'ny volkano lehibe teto amin'ny tanana, aiza ho aiza amin'ny ranomasina mozabika izay. Ny ranomasina mozabika mirefy 400 km dia mbola zaraina 2 (afrika atsimo, sy madagaskara).
Tsara ny manonofy, Fa tsaratsara kokoa ny mino fa nofy ihany izany.
Raha mpitondra no mamaky ity dia hoy aho hoe aza mandrebireby saim-bahoaka.
Veloma o
Miandry izay mba hevitrareo

8. miavona
(
13/10/2005 04:09)

9. LazaRandri
(
13/10/2005 04:43)
hahaha! miavona marina ianao ka. Fantatrao ve ny "pression" any amin'ireny "oil trap" ireny? Fantatrao koa fa tsy dia ny "pompage" loatra no ahafahana mitrandraka an'ireny fa ny "expansion de gaz" ao anatiny? hahaha!
Ianao "manao science" ka mba idiro lalindalina kokoa aloha ny "multi-phase flow".
Izay no valin'ilay fanontanianao momba ny "temperature" :)
Resaka geologie? hahaha! Jereo daholo ny "gisement petrolifere" eran-tany dia ho tsikaritrao hoe toerana tahaka ny ahoana no misy azy (formation, migration, magasinage) :) Dia miverena eto mampianatra anay an! :)
Ny olana dia ny resaka politika. Samy miady an'io na ny mpitondra, na ny mpanohitra, na ny firenena maro any ivelany. Tsy nataotao foana ny fanafoanana trosa :) sy ny fanomezana trosa vaovao mitobaka etsy sy eroa :)

10. pika
(
13/10/2005 05:36)
koa na hisy aza izany eto amintsika dia efa miholmana @ gidragidra jereo any @ faritra misy an'io
11. xxx
(
13/10/2005 08:09)
le bemolanga aloha tsy de sûr loatra aho hoe de hisy pétrole tokoa! raha mba ny nampianarina anay de tokony ho eo anelanelan'ny couche 2 impérméable no mivangongo ny pétrole ao @ faritr'i bemolanga iny. Ny couche impérméable ambany mitaty ilay pétrole no misy fa tsy ny couche ambony. Vokany? lasa ni-évaporer niakatra ny pétrole de ireo tazàna manome goudron aty ambony ireo ny ambiny. Nefa iza koa moa no mahita izay zavatra hafenin-drizalahy any hoe misy couche afaka ni-reserver ampahana pétrole betsaka ihany tany ho any?
12. Herimiafina
(
14/10/2005 01:57)
Bemolanga, tanana malaza, lafo vidy ny entana amidy ao aminao, be volamena be nefa enao, de lazaindry zalahy fa misy petrole hono ao aminao ao. De nandeha tany ny CGG, de nanapoaka dynamita de nahita bitume, de lasa nandeha fa kay GRES BITUMEUX no nolazaina fa petrole, mbola any aoriana any hono vao masaka ilay grès bitumeux ao aminao ao.
Ry Bemolangan'ny fahatanorako, mbola misy maka ny bitume ao aminao, hanaovana trotoir sy accotement, any Morafenobe, zay feno dahalo be, tadidiko le mitondra sira iray gony hatakalo silak'omby, ......

13. xxx
(
14/10/2005 08:20)
ny loza koa ary de ity fa de tapitra naripak'ireo mpitrandraka ireo tsy nasiany hantra mihitsy ny ala @ iny faritra iny. Ireo koa angeh tsy hoe pétrole izany fotsiny no katsahiny rehefa manao forage fa miaraka @ zavatra hafa koa.
Grès bitumineux=fasika+goudron, tsy miova ho inona intsony io fa mijanona @ izao indrindra tsy mandalo métamorphisme mafimafy.

14. Herimiafina
(
14/10/2005 11:16)
Ary le ao ambaniny. le nahatonga goudron, misy inona ao ry xxx.
Ny grès anie ka rochy metamôrifika fotsiny e.

15. LazaRandri
(
14/10/2005 17:33)
Tsy Bemolanga na Tsimiroro anie no misy ilay zavatra fa any an-dranomasina e :) Bemolanga mantsy "efa simba" ilay "piege a petrole" dia io lasa gres bitumineux voalazan'i xxx io.
Sady isika no manana azy betsaka indrindra aty Afrika, saingy toa...indrisy fa ifandrombahan'ireovahiny nanome trosa vaovao ntobaka be ilay harenantsika

16. Herimiafina
(
15/10/2005 00:07)
Rochy sedimantera moa sa metamorifika marina, gneiss, gres, eeeeee, efa lasa lavitra le kilasy de 6ème marina.
17. zama91
(
15/10/2005 10:12)
Tsy haiko aloha ilay sience nianaranao ry miavona fa ny z&avatra fantatra dia hoe ny USA EXXon mobil no nahazo ny contrat hanao fanadihadiana hoe betsaka marina ve ny quantite petrol sy ny gaz ao amin'ny canal de mozambique.Ny gazety avy atsy la reunion moa dia nampitahy an'io faritra io amin'ny mer du nord izay nampanakarena an'i Norvege.