Hugues Rajaonson

1. LazaRandri ( 14/10/2005 04:55)
Io ve ilay mpampianatra teny am faculte DEGS? Lasa sekretera jeneralin'ny Energie et Mines ingahy rainy. hahahahahaha!
Tsy fankahalana sanatria fa raha mbola olona toy ireny no mitantana an’ity firenena ity dia eeeeeee! hahaha! Asa anefa raha efa niova izy tao anatin’izay taona maro nifandimby izay?
Izaho efa mpianatr’iny rangahy iny tam le DESS vao noforoniny sy i Mme Sahondra Rajemison (foyer Arago). 6 millions Fmg tany ho any ny saram-pianarana notakiana tamin’izany fotoana kanefa ilay fampianarana tsy manjary fa fitadiavam-bola fotsiny.hahaha.
Ingahy rainy aza moa tamin’ny fampianarany dia nanizingizina fa “tsy azo sotroina ny eau potable”, hahaha! Ary izahay izay nifanakalo hevitra taminy amim-panajana dia norahonany hoe: “angaha rehefa mandoa ecolage dia mahazo mitsikera mpampianatra sy manao izay tiana atao?” hahaha!
Vokany dia nisy izahay mpinamana no niala, ny sasany anefa nilaza fa tsy afa-manoatra ka dia niaritra tao ihany. Hahaha. Toa efa nakatona ilay departement raha tsy diso aho…
Tsiky dia ampy
novalian'i pitchou ny 18/10/2005 18:34
2. Samoana ( 14/10/2005 15:55)
LazaRandri/ Inona ny olana ?
3. LazaRandri ( 14/10/2005 17:36)
ny olana dia olona tsy misy fitiavana sy mpamitaka daholo no tompon'andraikitra. Akory atao fa izany tokoa ny politika, ary manahy aho fa ireto FFKM misisika mafy ireto koa dia toa tsy mifankaiza amin'izany :) hahaha
4. Herimiafina ( 15/10/2005 01:13)
Naninona an'i LazaRandri indray ny FFKM. Izay aza mba misisika, tsy azo tsaraina amin'ny maha-izy azy ny olona fa amin'ny zavatra vitany.

I Bienvenu Rajohnson no rahalahin'i Ra-Hugues io, misy toetra daholo izy roalahy ireo.

I Bienveny dia Cadre H ao amin,ny Banque Mondiale ao Tanà ao, toa anisan'ny gasy tafita amin'ny plasy ambony indrindra ao koa i nedala io.
5. pitchou ( 16/10/2005 22:02)
kou inn fa d tafita soa daholo zany izy rehetra e!
6. Herimiafina ( 16/10/2005 22:24)
de misy an,izay pitchou izay koa toa tsinontsinon-dry zareo ireo fa mba anisan,ny tafita ihany kou. hehehehe:-D
7. pitchou ( 17/10/2005 17:21)
tafita @iza hono sa tafita @inn?:-D:-D:-D:-D
sa nisy inn tsy maintsy nodinganina teo nefa tapaka le tetezana?
8. Herimiafina ( 17/10/2005 21:50)
Tafita kah, any zay sipa izay eeee, hehehehe:-D:-D:-D
9. pitchou ( 18/10/2005 18:34)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1918