gasy musulman

1. boubounezy ( 12/10/2005 20:01)
fa maninn no lasa betsaka ny gasy mivadika musulman??? misy tombotso be ve ny manao musulman sa ny sa ny resaka christianisme no efa tsy milay, sa te hamampy isa ireo musulman ny gasy??? mety tsara angamba ny miditra @ io nefa ny oula musulman itako retra zay efa ho 100% mintsy to mpamono vady amanjanaka no sady mpanopa razan'oula mintsy sy mpiteny ratsy be ra vo miteny kely ny vavany. fa za alou raoula tena mataotra anireny mintsy a! itako zao eo ampita ny misy ahy de mamelatra tapis ao andakozy le oul de mivavaka be mitsigolingolika de vita zay, mifamono izy mianakavy sady mifamaly be.
de inn fotsiny zany no nampenariny coran ny musulman? "bismilah rouahman, rouahim, amdililah"
inn no itenenana anizany isakiny miteny ratsy sy mifoka rongony?
allah ouakbar!!! aiz'ialà!!!


Fanitsiana: Natao minuscule

Nahitsin'i hery
novalian'i Naliy ny 16/11/2005 10:53
2. Herimiafina ( 12/10/2005 20:10)
Ntsooooh, fa nataon'ny silamo inn tany njay enao ry boubounezy kely, Ontsooo,mampanaelo? hehehehe:-D:-D
3. sonwin ( 12/10/2005 20:56)
tonga fofona kle8O:roll:
4. pika ( 13/10/2005 05:26)
moramora ihany njy...
tano ny finoanao dia avelao ho any izay ho any
5. xxx ( 13/10/2005 08:28)
betsaka ny gasy @ sisin-tany angeh no efa musulman e, de miha-mitombo ny taranak'ireo angamba de mihamaro izany ny musulman. Fa ny hoe hafa finoana nivadika musulman indray de tsara ny hanaovana enquête aloha de atao ny statistka de ho hita eo hoe tena betsaka marina ny kristianina nivadika musulman ohatra!
6. ratole ( 13/10/2005 09:10)
Ny mba fantatro aloha dia ny lehilahy musulman (tsy fantratro na misy koa ny musulwoman) dia afaka na autoriser manambady (mampirafy) vehivavy maro. Sao dia mba izay ary ilay tombotsoa (sexe io ).
7. bichette ( 13/10/2005 09:15)

boubounezy > eny wa aky ! nenà aky ny "vokatra" no hijereko azy a ! raha olona feno fahankahalana, mamono, manopa foana, mangalatra sns dia tsy maanana ny fitiavan'Atra amiko izany olona izany dia STOP. nen'ny musulman anie misy fotoana manokana hifadina hanina, sns hanadiovan-tena ny amin'ny fahotana rehetra .... dia inona intsony no rarahiny na manota aza fa miandry ilay fotoana iny hanadiovantena dia toy izany koa ny fotompivavahana sasany.

ratole > justement, nefa zavatra mankarary fo izany mizara ilay olontiana amin'ny hafa izany dia satria ve autorisé dia na marary aza ny fon'ny vady dia miharitra ? amiko tsy ekeko izany
8. Herimiafina ( 13/10/2005 10:08)
Bismilah.
9. mignone ( 13/10/2005 11:22)
aleo ho avy i zefalah hanomé ny heviny hoe :...
10. bichette ( 13/10/2005 12:13)
mignone eny marina! :D
11. xxx ( 13/10/2005 12:37)
ny maha musulman kosa angamba aloha tsy resaka tombo-tsoa (fampirafesana, fotoana hanadiovan-tena) fa nolovaina t@ ray sy reny teo aloha na faharesena lahatra tsotra izao @ foto-pinoana. Ka ny andrizareo koa angeh ny vehivavy ka zavatra secondaire (raha tsy tertiaire akory aza izy izay fa ny rameva no faharoa:-D) de tsy mahagaga izany...:-D
12. Veloo ( 13/10/2005 14:34)
dia hafa kely indray izany kle...
13. boubounezy ( 14/10/2005 02:06)
asaivo tonga eo inanako azy manta fa tsy mila masaka akory! AWAYYYYY???????



mignone:

aleo ho avy i zefalah hanomé ny heviny hoe :...



14. boubounezy ( 14/10/2005 02:08)
NY SAKAFO MASAKA METY TSARA fa ny manta mbola tsara koukou ka! eto atsika niany!!!!!



bichette:

mignone eny marina! :D



15. boubounezy ( 14/10/2005 02:18)
ka lé vokatra tsy misy tsara mintsy ka tsy aleoko mijanona any!!! nisy vevavy musulmane nanambady musulman, dé mba mandé miakatra ny ville io vevavy io na oatra aza ka mandé mividy zavatra lavilavitra kely fotsiny dé tezerany fianakaviany vadiny sy ny vadiny. dé lé tany @ ville mba hijery2 zavatra, itany zodahiny tany ary lé vevavy dé notapahiny ny antsy ny oriny. dé nanotanina ny fianakaviany lé lélah dé hoé: ny vinato natao hijanona ao antrano sy manao piasanizy mianakavy fa ra tsy zany tsy vady méndrika. dé sahaza anio vevavy io zany no tapakorona
aleo tsy misy ra oula naterabévavy iany no ratsy lou otrany zany ny antony resaka musulmanisme.
tandremo manambady anireny ny vevavy gasy fa maty2 fona eo!!!



bichette:


boubounezy > eny wa aky ! nenà aky ny "vokatra" no hijereko azy a ! raha olona feno fahankahalana, mamono, manopa foana, mangalatra sns dia tsy maanana ny fitiavan'Atra amiko izany olona izany dia STOP. nen'ny musulman anie misy fotoana manokana hifadina hanina, sns hanadiovan-tena ny amin'ny fahotana rehetra .... dia inona intsony no rarahiny na manota aza fa miandry ilay fotoana iny hanadiovantena dia toy izany koa ny fotompivavahana sasany.

ratole > justement, nefa zavatra mankarary fo izany mizara ilay olontiana amin'ny hafa izany dia satria ve autorisé dia na marary aza ny fon'ny vady dia miharitra ? amiko tsy ekeko izany



16. boubounezy ( 14/10/2005 02:23)
tsy nataony reo inn za, fa efa nataony namako tavaratra ratsy iany. fa ny tena mapalaelo ana dé ny fijaliany vadina islamo! fa ny manodidina ahy dé reny daholy fa za ndray alou efa zatra ny rhytme ndry zareo e! fa aza manadala ny tenanay fotsiny fa samy nosorany reniny ménaka a! fa ny ana ménaka kisou!zany ny fiainana aty @ tanana zé mataty2 zé tsy mataty2




Herimiafina:

Ntsooooh, fa nataon'ny silamo inn tany njay enao ry boubounezy kely, Ontsooo,mampanaelo? hehehehe:-D:-D



17. boubounezy ( 14/10/2005 02:26)
fa reo anga everinao fa mitsitsy @nao zany?
atoroko tsara! refa matahotra azy enao dé izy mianakavy manaotao anao daoly, fa refa tsy matahotra azy enao dé zay vo ajainy


pika:

moramora ihany njy...
tano ny finoanao dia avelao ho any izay ho any



18. boubounezy ( 14/10/2005 02:30)
iny alou efa itako ny tany dago fa na za aza efa saika lasa fa ozy ilay oula nadray ana t@ voloany hoe: nojereny tsara alou ny fiakanjoko dé ozy oe tsy mahazo mitafy otrany zao fa patalou sy jdélabah na lé otrany babou lamba lava bé reny zany, ka za nanao mini jupe t@ zay dé iny za no lasa tsy niverina intsony bye, bye!


xxx:

betsaka ny gasy @ sisin-tany angeh no efa musulman e, de miha-mitombo ny taranak'ireo angamba de mihamaro izany ny musulman. Fa ny hoe hafa finoana nivadika musulman indray de tsara ny hanaovana enquête aloha de atao ny statistka de ho hita eo hoe tena betsaka marina ny kristianina nivadika musulman ohatra!



19. Herimiafina ( 14/10/2005 02:31)
boubounezy:

tsy nataony reo inn za, fa efa nataony namako tavaratra ratsy iany. fa ny tena mapalaelo ana dé ny fijaliany vadina islamo! fa ny manodidina ahy dé reny daholy fa za ndray alou efa zatra ny rhytme ndry zareo e! fa aza manadala ny tenanay fotsiny fa samy nosorany reniny ménaka a! fa ny ana ménaka kisou!zany ny fiainana aty @ tanana zé mataty2 zé tsy mataty2



Nioso-menaka kisou mintsy ny kamaradiko ato marina.
Vas-y boubounezy.:-D
20. boubounezy ( 14/10/2005 02:33)
@ ma woman azy dé tsy misy valeur izy nefa misy azony atao iany ho any lé mba tratrany tsy nampoizina na mba nisy tiny tany oatra a! dé manao opération izy avy eo fa nareo ve tsy mba mijery reportage momba anizany mintsy e!


ratole:

Ny mba fantatro aloha dia ny lehilahy musulman (tsy fantratro na misy koa ny musulwoman) dia afaka na autoriser manambady (mampirafy) vehivavy maro. Sao dia mba izay ary ilay tombotsoa (sexe io ).



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1094