gasy musulman
41. boubounezy
(
14/10/2005 14:24)
aleo marina @zay mangina na misy aza ny zavatra otranizany e! sady mety tsy hazava @ zareo mintsy ny antony matonga ahy otrany mirevolte kely otrany zany na dé tsy kamikaze aza
bichette:
boubounezy > misy tsy mazava marina aloha indraindray e .....; jereo ny kamikazy .... hum !!!
44. Herimiafina
(
15/10/2005 02:28)
Aza afangaro ny atao hoe arabo sy ny ato hoe musulman ary ny finoana musulman. De mazava aminao le resaka ry Kamarady boubounezy.
45. boubounezy
(
15/10/2005 11:31)
za tsy manafangaro mintsy fa fantatro ny zava misy mato za miteny reny ary ny resaka ireny, ary miresaha enao @ ny arabo dé anotanio azy hoe ny musulman dé tonga dé lazainy anao fa resaka race no dikany, na hoe inn ny arabo tonga dé lazainy anao kou fa musulman ka inn no mampifangaro anizany? FA ZAY MINTSY NO TENA IZY fa tsy misy afenina @ nao zany na dé afeninao aza ny herinao hihihihiihi
Herimiafina:
Aza afangaro ny atao hoe arabo sy ny ato hoe musulman ary ny finoana musulman. De mazava aminao le resaka ry Kamarady boubounezy.
46. Herimiafina
(
15/10/2005 11:36)
Eny ary e, hehehe, tsy ny arabo rery no manafangaro an'io fa ny amerikana kou.
Miditra frontiera izany ny arabo any États-Unis tena tonga de misy S ngedabe eo amin'ny papier (Suspect).
Le heriko tsy hafeniko fa miafina ho azy toy ny trondro tratra hariva eny antanimbary e.
Miditra frontiera izany ny arabo any États-Unis tena tonga de misy S ngedabe eo amin'ny papier (Suspect).
Le heriko tsy hafeniko fa miafina ho azy toy ny trondro tratra hariva eny antanimbary e.
47. xxx
(
15/10/2005 11:59)
fa zao kosa aloha e, vitan-drizalahy arabo ireo ny manapaka, sanatria anie izany, ny lohanao tampotampoka eo rehefa tsy reviny ianao...
48. Herimiafina
(
15/10/2005 12:03)
Ie sady vitan'izy reny kou ny mangalatra tsotra izao ny jô anao.
49. xxx
(
15/10/2005 12:10)
ny mpianatra avy any moyent orient ka mianatra ao europe de matetika manjakazaka satria saika zanaky ny deban'ny pétrole any @ misy azy any. Mihevitra mihitsy ireo indraindray fa makorelina daholo ny vehivavy rehefa raviravizana vola...
50. Herimiafina
(
15/10/2005 12:12)
Fa refa kotinao zay kou le sipandry zalahy an, tonga de fivoriana be ny harivan'iny de mitomany mintsy le sipa fa bedy hoe miaraka amin'ny tsy musulman hono. :-D:-D
51. vale
(
15/10/2005 18:44)
hery>tena marina! ko maninna ko raha vadiany any ny anabaviny?nefa ange ry zareo manao an'izay mampirafy é!!!(polygame)'zà alou de tsy tia an'izy ireny mihintsy é!Sady karazan'olona tsy mba "patients"! Izany ve no atao hoe mpivavaka @ A/tra?ntsss
52. Herimiafina
(
15/10/2005 18:51)
Fa le tena arabo anie tsy de haiko loatra fa mba bandy bonne ihany raha ato akama. Ry zalahy manambany viavy fotsiny no olana be.
Fa le miseho ho arabo no tena tsy bonne, le Afrikana fotsy reny zany e, le maghrebien tsisy ilavanazy reny, mameno sezandabilio any ampianarana fotsiny sady misolelaka amin'ny tena fotsy fadiranovana mintsy.

53. jajaf401
(
16/10/2005 08:41)
tsy haiko zany eh!
zaho mba saika hiditra tao mba hanao economie mandritry ny ramadan fa rehafa nandinika dia niverin-dalana fa tsy economika akory ilay fa mbola misy recuperation be @ kofotoro.
de tsy tafa zany eh! aleo boudhiste ihany!

54. xxx
(
16/10/2005 09:18)
aoka kosa r'eto fa reo musulman manana toetra extremiste be kosa angamba izany lazainareo zany! Ny extrémiste angeh misy fôna e, na antoko pôlitika na antoko-pivavahana
55. jajaf401
(
16/10/2005 11:17)
extremiste fa efa trop eh ary tsy ampiheverena mihitsy ka arahin'ny comportement diso alalana eh!
58. boubounezy
(
16/10/2005 16:12)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
Herimiafina:
Eny ary e, hehehe, tsy ny arabo rery no manafangaro an'io fa ny amerikana kou.
Miditra frontiera izany ny arabo any États-Unis tena tonga de misy S ngedabe eo amin'ny papier (Suspect).
Le heriko tsy hafeniko fa miafina ho azy toy ny trondro tratra hariva eny antanimbary e.
59. boubounezy
(
16/10/2005 16:15)
aleo hanapak'éo ho jerena fa ra samy hanao loana tavaratra samy mahay fa ny tena fotsiny no tsy tia anizay toetra izany fa ra oatra kosa ndray tena tsy ita zé anaovana azy dé tsy maintsy tonga @ lay teny ny vaza hoe: combattre le mal par le mal
xxx:
fa zao kosa aloha e, vitan-drizalahy arabo ireo ny manapaka, sanatria anie izany, ny lohanao tampotampoka eo rehefa tsy reviny ianao...
60. boubounezy
(
16/10/2005 16:17)
vitany doly refa ratsy e! fa efa nalaindry zalah anga ny jo any herimiafina? ra zany tsy nampiasana pouvoir teo fa!
Herimiafina:
Ie sady vitan'izy reny kou ny mangalatra tsotra izao ny jô anao.