gasy musulman

61. boubounezy ( 16/10/2005 16:21)
fa za oa ry vale vo tonga kely taty zany dé mba nazaka tavaratra kely zay tsara tare izy dé revo teo i ra boubounezy dé mba netina ho présenterna t@ fianakaviko zany lé arabo fa tena tsy nampidiriny ny havako antrano mintsy e!


vale:

hery>tena marina! ko maninna ko raha vadiany any ny anabaviny?nefa ange ry zareo manao an'izay mampirafy é!!!(polygame)'zà alou de tsy tia an'izy ireny mihintsy é!Sady karazan'olona tsy mba "patients"! Izany ve no atao hoe mpivavaka @ A/tra?ntsss



62. boubounezy ( 16/10/2005 16:25)
ra efa zakanao atraminy voloany ny loanay dé tena manaja ano ndray izy ka! ny namako na lah na vavy dé tsy avelako miseo milay @ko mintsy ra vo tavaratra satry manjary énao ndray no ampitaoriny any @ lavatranonao


Herimiafina:

Fa le tena arabo anie tsy de haiko loatra fa mba bandy bonne ihany raha ato akama. Ry zalahy manambany viavy fotsiny no olana be.

Fa le miseho ho arabo no tena tsy bonne, le Afrikana fotsy reny zany e, le maghrebien tsisy ilavanazy reny, mameno sezandabilio any ampianarana fotsiny sady misolelaka amin'ny tena fotsy fadiranovana mintsy.



63. Herimiafina ( 16/10/2005 16:25)
Eeeeh, ma petite boubounezy, eehh, mety enao mintsy le sipako taloha saika lasan-jy zalahy araboman iny, eeeeh hehehehe :-D:-D:-D:-D
64. boubounezy ( 16/10/2005 16:28)
tsy misy tsy extrêmiste zany reo afa tsy 5% fotsiny reo zany lé oatra hoe stars, reny no miezaka hitovy @ vaza mba mis'adapte zany e! fa tsy lé mpanizingizina bé reny


xxx:

aoka kosa r'eto fa reo musulman manana toetra extremiste be kosa angamba izany lazainareo zany! Ny extrémiste angeh misy fôna e, na antoko pôlitika na antoko-pivavahana



65. boubounezy ( 16/10/2005 16:30)
marina mintsy quand c + du moyenne efa mauvais mintsy e! nefa ry zareo efa moitrany + que moyenne

jajaf401:

extremiste fa efa trop eh ary tsy ampiheverena mihitsy ka arahin'ny comportement diso alalana eh!



66. boubounezy ( 16/10/2005 16:32)
mety marina mintsy zany fa otrany tadidiko ratsy iany lé ny se passé t@ iny fotona iny a!:roll::roll::roll::roll::roll:


Herimiafina:

Eeeeh, ma petite boubounezy, eehh, mety enao mintsy le sipako taloha saika lasan-jy zalahy araboman iny, eeeeh hehehehe :-D:-D:-D:-D



67. boubounezy ( 16/10/2005 16:34)
ra tia anao sy manaja anao mou izy maninn, fa zareo tsy afaka mity oul akotrany musulman iany


Herimiafina:

Eeeeeeh, tiavo ihany nefa ny rahalahinao musulman ry zareo.



68. boubounezy ( 16/10/2005 16:35)
tena rara mintsy kou


routa:

raharaha izy ty



69. Herimiafina ( 16/10/2005 19:00)
Za nefa ry boubounezy de gasy musulman be saingy minankisoa fadiranovana mintsy. hehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D
70. boubounezy ( 17/10/2005 14:49)
oano ny kiso fa hena matsiro reny e!


Herimiafina:

Za nefa ry boubounezy de gasy musulman be saingy minankisoa fadiranovana mintsy. hehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D



71. xxx ( 26/10/2005 16:53)
Tsy anjarantsika ny mitsara sy miteny ratsy ny fivavahana hafa na finoana hafa fa raha tianao hiova ny malagasy namana dia mivavaha ho azy ary mifonà ho azy mba ahita ny lalana mahitsy sy marina @ Atra izy ireo fa tsy mitondra makaiza ny zvtr soratanao sy ny kritika ataonao. Mivavaha ho azy ireo izay no fanafody tsara indrindra.
72. xxx ( 26/10/2005 16:58)
ratole:

Ny mba fantatro aloha dia ny lehilahy musulman (tsy fantratro na misy koa ny musulwoman) dia afaka na autoriser manambady (mampirafy) vehivavy maro. Sao dia mba izay ary ilay tombotsoa (sexe io ).

tsy nianatra coran aho fa mba mijerijery ny tantara, betsaka ny zvtr voalaza ao afaka ataon´ny olona par rapport @ ny antsika, misy ny hoe mahazo manambady anakiefatra, mahazo mamono olona ianao fa tsy fahotana izany, misy koa ny minomino foana fa raha mivadika musulman izy dia lasa manakarena ohatran´ny mpanana any arabie saoudite sy ny petrole ny nefa jerevo fa betsaka koa ny mifafa any. ny lafiratsiny koa anefa dia betsaka.

73. deghany ( 31/10/2005 13:32)
boubounezy:

fa maninn no lasa betsaka ny gasy mivadika musulman??? misy tombotso be ve ny manao musulman sa ny sa ny resaka christianisme no efa tsy milay, sa te hamampy isa ireo musulman ny gasy??? mety tsara angamba ny miditra @ io nefa ny oula musulman itako retra zay efa ho 100% mintsy to mpamono vady amanjanaka no sady mpanopa razan'oula mintsy sy mpiteny ratsy be ra vo miteny kely ny vavany. fa za alou raoula tena mataotra anireny mintsy a! itako zao eo ampita ny misy ahy de mamelatra tapis ao andakozy le oul de mivavaka be mitsigolingolika de vita zay, mifamono izy mianakavy sady mifamaly be.
de inn fotsiny zany no nampenariny coran ny musulman? "bismilah rouahman, rouahim, amdililah"
inn no itenenana anizany isakiny miteny ratsy sy mifoka rongony?
allah ouakbar!!! aiz'ialà!!!


Fanitsiana: Natao minuscule

Nahitsin'i hery


na ny tsy silamo kou ary misy an'reo toetra reo ka!!:@:@:@
74. boubounezy ( 31/10/2005 21:03)
tena ekeko mintsy fa saingy tsy culture lé izy fa sendra ny oula manangatra fotsiny reny zay miisa vitsy no ny slamo


deghany:

boubounezy:

fa maninn no lasa betsaka ny gasy mivadika musulman??? misy tombotso be ve ny manao musulman sa ny sa ny resaka christianisme no efa tsy milay, sa te hamampy isa ireo musulman ny gasy??? mety tsara angamba ny miditra @ io nefa ny oula musulman itako retra zay efa ho 100% mintsy to mpamono vady amanjanaka no sady mpanopa razan'oula mintsy sy mpiteny ratsy be ra vo miteny kely ny vavany. fa za alou raoula tena mataotra anireny mintsy a! itako zao eo ampita ny misy ahy de mamelatra tapis ao andakozy le oul de mivavaka be mitsigolingolika de vita zay, mifamono izy mianakavy sady mifamaly be.
de inn fotsiny zany no nampenariny coran ny musulman? "bismilah rouahman, rouahim, amdililah"
inn no itenenana anizany isakiny miteny ratsy sy mifoka rongony?
allah ouakbar!!! aiz'ialà!!!


Fanitsiana: Natao minuscule

Nahitsin'i hery


na ny tsy silamo kou ary misy an'reo toetra reo ka!!:@:@:@




75. xxx ( 16/11/2005 10:48)
tena marina io fa betsaka ny sipa kely sy vhv no matimaty @ tsisy dikany, mamakia ireny boky tena tantara marina niseho any @ tany arabo ireny fa hitanao tsara ny habibiandry zareo, ohatra any jordanie dia lalana mipetraka mihitsy ny hoe afaka mamono ny naabaviny ny ny vadiny na ny zanany raha toa ka tratrany miresaka @ lhl hafa, miresaka fotsiny io an, telo volana ihany no migadra fa raha mahaloa caution dia mivoaka. Io ilay ataondry zareo hoe mba tsy hahafaty ny voninahiny. Izay mazoto mianarana na mamakia ny fomba ndry zareo fa tsy takatry ny saina ny zvtr vitanireo. Izay mahita ny bokini Norma Kouhri dia vakio, misy betsaka fa alefako eto @ manaraka
76. Naliy ( 16/11/2005 10:53)
mipetraha tsara fa sao matimaty foana any e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3478