gasy musulman

21. boubounezy ( 14/10/2005 02:34)
hamdoulilah!


Herimiafina:

Bismilah.



22. boubounezy ( 14/10/2005 02:40)
marina alou lé fampirafesana e! fa lé fifadikakina no tsy matiko loulou fa refa @ alina manomboka @ 5 na @ 6 ariva eo zareo dé efa manomboka mihinana jusqu'a maraina dé fomba aona no hipurifiénao ny tenanao ra ny alina aza énao mbola minana 2 na 3 fois ny fihinananao atoandro ny andavanandro tsy haiko alou e! za vahiny!!


xxx:

ny maha musulman kosa angamba aloha tsy resaka tombo-tsoa (fampirafesana, fotoana hanadiovan-tena) fa nolovaina t@ ray sy reny teo aloha na faharesena lahatra tsotra izao @ foto-pinoana. Ka ny andrizareo koa angeh ny vehivavy ka zavatra secondaire (raha tsy tertiaire akory aza izy izay fa ny rameva no faharoa:-D) de tsy mahagaga izany...:-D



23. boubounezy ( 14/10/2005 02:43)
ra te ahita zavatra hafa kely sy tsy fahita mandéana matetika ato @ dinika fa na mety atsanga tsy amanorana aza mety ho itanao eto. nefa tsara koukou ny resaka culture fa tsy mandroso ny tsiray2 ratsy malala anio


Veloo:

dia hafa kely indray izany kle...



24. Herimiafina ( 14/10/2005 02:50)
Boubounezy an...........
25. cutie ( 14/10/2005 02:52)
fa maninn no lasa betsaka ny gasy mivadika musulman??? misy tombotso be ve ny manao musulman sa ny sa ny resaka christianisme no efa tsy milay, sa te hamampy isa ireo musulman ny gasy??? mety tsara angamba ny miditra @ io nefa ny oula musulman itako retra zay efa ho 100% mintsy to mpamono vady amanjanaka no sady mpanopa razan'oula mintsy sy mpiteny ratsy be ra vo miteny kely ny vavany. fa za alou raoula tena mataotra anireny mintsy a! itako zao eo ampita ny misy ahy de mamelatra tapis ao andakozy le oul de mivavaka be mitsigolingolika de vita zay, mifamono izy mianakavy sady mifamaly be.
de inn fotsiny zany no nampenariny coran ny musulman? "bismilah rouahman, rouahim, amdililah"
inn no itenenana anizany isakiny miteny ratsy sy mifoka rongony?
allah ouakbar!!! aiz'ialà!!!


Fanitsiana: Natao minuscule

Nahitsin'i hery

tsyny musulmansrehetra kosa ngamba no manao an'io fa mety ny nisy an-dry fotsiny .
Reveo milay fotsiny e :)
26. pika ( 14/10/2005 05:23)
za aloha mbola tsy dia hoe nifanerasera t@zareo betsaka e ry boubounezy a
fa ny fantatro fotsiny aloha dia ny finona no samy hafa fa mety ho mpinamana ihany e(namana niara nianatra mantsy no efa nananako)
27. halima ( 14/10/2005 05:41)
misaotra anao aloha ny amin'ireny rehetra ireny nefa izao no tsarovy, aza dia manaratsy ilay boky masina ianao satria Allah no namboatra an'iny fa
28. halima ( 14/10/2005 05:50)
eny e misaotra anao nefa izao no trarovy aza dia manaratsy ilay boky masina ianao fa tsy ilay olona fantatrao no namboatra iny fa Allah.I ALLAH DIA PARFAIT.ataoko angamba fa tsy ny musulman irery ihany no mpamono vady sy mpanao izao toetra ratsy rehetra izao. Mino aho fa misy koa kristianina manao izany.Ny azoko tenenina aminao dia izao mitovy isika rehetra fa ny toetra ananan'ny tsirairay no tsy mitovy.Ny finoana koa tsy mitovy nefa Andriamanitra iray ihany dia ilay nanao izao rehetra izao na dia inao tonga lafatra io aza.
faharoa dia averiko eto indray afaka milaza izay tianao ho lazaina mikasika ireo musulman ianao nefa aoka ilay teny masina hipetraka trara amin'ny toerany.
29. xxx ( 14/10/2005 06:01)
Tsy ilay olona (personne) no olana fa ilay boky sy ireo olona mpanasa ny atidohany.
Tsy ny silamo rehetra no terroristes, mais c'est plutôt l'inverse qui est vrai: la plupart des terroristes sont des musulmans. Encore pire, beacoup de musulmans, même les soit-disant moderés, acclament leur barbarisme!!!!!:evil:
30. xxx ( 14/10/2005 09:27)
ny arabo aloha de karazana olona mahery fihetsika de "adapté" @ izay koa angamba ny fivavahany
31. boubounezy ( 14/10/2005 11:02)
tsy ny misy ahy iany ka, fa erany zao totolo zao, fa misy mba manana dplomatie, fa ny itako retra!!...


cutie:

fa maninn no lasa betsaka ny gasy mivadika musulman??? misy tombotso be ve ny manao musulman sa ny sa ny resaka christianisme no efa tsy milay, sa te hamampy isa ireo musulman ny gasy??? mety tsara angamba ny miditra @ io nefa ny oula musulman itako retra zay efa ho 100% mintsy to mpamono vady amanjanaka no sady mpanopa razan'oula mintsy sy mpiteny ratsy be ra vo miteny kely ny vavany. fa za alou raoula tena mataotra anireny mintsy a! itako zao eo ampita ny misy ahy de mamelatra tapis ao andakozy le oul de mivavaka be mitsigolingolika de vita zay, mifamono izy mianakavy sady mifamaly be.
de inn fotsiny zany no nampenariny coran ny musulman? "bismilah rouahman, rouahim, amdililah"
inn no itenenana anizany isakiny miteny ratsy sy mifoka rongony?
allah ouakbar!!! aiz'ialà!!!


Fanitsiana: Natao minuscule

Nahitsin'i hery

tsyny musulmansrehetra kosa ngamba no manao an'io fa mety ny nisy an-dry fotsiny .
Reveo milay fotsiny e :)




32. boubounezy ( 14/10/2005 11:04)
:?::}:}:}:}:?::?::?::?::?:
halima:

misaotra anao aloha ny amin'ireny rehetra ireny nefa izao no tsarovy, aza dia manaratsy ilay boky masina ianao satria Allah no namboatra an'iny fa




33. boubounezy ( 14/10/2005 11:26)
1°) za tsy tonga lafatra ary tsy misy olombelona tonga lafatra zany mintsy eto amboniny tany. marina kou ny teninao fa Andrémanitra 1 iany ary mitovy, zany hoe: le fomba fatdraisana ny tsirairay azy zany no tsy mitovy? dé ozy za @nao hoé inn ary no mahatonga ny fietsika musulman itaampoko itampirenena fa tena betsaka ny zavatra tsy mety ataondry zareo e! tsy aniratsira ny coran za fa ny A/tra fantatro tsy tia anizany toetra izany ra tena 1 Izy @ tsika retra!...oatra hoe izy ny baiboly hoe ny lah no lohany vavy dé @ko tsy andray anizany ho extrême mintsy za! ary @ slamo izy hoe ny vevavy tsy manana zou no ny lelah ary tena ambany mitsy ny fitondra azy na ho fatiny eo aza, zany ve no tiny Allah sa ny olombelona no efa tia tena sy mamadika ny volazany coran e! mino aho fa tsy misy A/tra tia ny ratsy na dé misy iany aza ny sasany izay maniratsira Azy na ny Allah aza. fa ny coran tsy natao hananana pouvoir hanaovana dictature. si non laisse bétong ah!!! mbola ho faizin'A/tra mantsy reny mpampijaly ny fanaka malemy zay namboariny tanany ka! aleondry zareo mijery ny vadiny maratra sy misaronatava mba afahany mitazona lé désire sexuele ra vao manao jupe foy ny vevavy ary tsara tare. mbola misy azo lazaina maro za fa ra tinao mbola afaka mialza zay itanao fa tsy tinao @ zay volazako teo retra!


halima:

eny e misaotra anao nefa izao no trarovy aza dia manaratsy ilay boky masina ianao fa tsy ilay olona fantatrao no namboatra iny fa Allah.I ALLAH DIA PARFAIT.ataoko angamba fa tsy ny musulman irery ihany no mpamono vady sy mpanao izao toetra ratsy rehetra izao. Mino aho fa misy koa kristianina manao izany.Ny azoko tenenina aminao dia izao mitovy isika rehetra fa ny toetra ananan'ny tsirairay no tsy mitovy.Ny finoana koa tsy mitovy nefa Andriamanitra iray ihany dia ilay nanao izao rehetra izao na dia inao tonga lafatra io aza.
faharoa dia averiko eto indray afaka milaza izay tianao ho lazaina mikasika ireo musulman ianao nefa aoka ilay teny masina hipetraka trara amin'ny toerany.



34. boubounezy ( 14/10/2005 11:38)
ka zay mintsy refa tsy mifanaraka @ lé ao @ coran zany enao dé concidérény mintsy fa tsy oul, nisy vaza nitatara t@ko ao @ io coran io dé to misy soratra hoe otrany tiny lazaina zany hoe vonoina au non d'Allah zay tsy manaraka na manoitra ny io volaza io na zareo samy zareo aza. na izany aza ny namako arabo na refa slamo retra dé efa nihinana salami saucisson niaraka @ bière t@ doly si non tsy miaraka lalana @ko satry za mila mis'adapte @ pays zay hôteko. zany hoe mbola hamaky iny coran iny atraminy farany iany za alou dé @ manaraka ndray asiko resaka indray io finona io. innsh'Allah!!! mino za fa tsy aramou @ zareo ny hamakiko sy ividianako io any @ lé librairie spécialisé pour! azafady @ fanononana teny frantsay ee!


xxx:

ny arabo aloha de karazana olona mahery fihetsika de "adapté" @ izay koa angamba ny fivavahany



35. xxx ( 14/10/2005 11:38)
moramora fotsiny boubounezy a, moramora fotsiny, ny fo misendaotra hono tsy hanana-drariny:-D
36. pika ( 14/10/2005 13:00)
izay mangina volamena
37. bichette ( 14/10/2005 13:42)
boubounezy > misy tsy mazava marina aloha indraindray e .....; jereo ny kamikazy .... hum !!!
38. boubounezy ( 14/10/2005 14:20)
za tsy séndotra fa tena mampalaelo na enao tsy miaina azy aza satry ny tena mba olombelona matsiaro marary


xxx:

moramora fotsiny boubounezy a, moramora fotsiny, ny fo misendaotra hono tsy hanana-drariny:-D



39. boubounezy ( 14/10/2005 14:21)
tena marina fa tsy mazava an!


bichette:

boubounezy > misy tsy mazava marina aloha indraindray e .....; jereo ny kamikazy .... hum !!!



40. boubounezy ( 14/10/2005 14:22)
aleo marina mangina a!


pika:

izay mangina volamena




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4027