Antony itiavanao ny hira iray!

1. akamatiana ( 11/10/2005 04:49)
Mba lazao we inn itiavanao hira iray? tsy maintsy we mifandray am tranga izay iainanao ve le izy??

Nenah zao ny itiavako hira vôlou de ny feony , matetika nefa hira mifanohitra ny fiainako fona le izy .De hany zah ka refa mihira an'le izy de tsarain'oul fona.:-D:-D:-D
novalian'i Veloo ny 25/10/2005 17:06
2. pika ( 11/10/2005 05:14)
ny toniny no hitiavako azy mialoha ary indrindra moa ilay miresaka fitiavana iny :lol:
3. fasaly ( 11/10/2005 05:40)
ny feon'ilay olona, ny tonony ary ny gadon'ilay hira....ié indrindra fa resaka fitiavana iny marina:wink:
4. mamzelkely ( 11/10/2005 06:19)
ny gadona de feo de zay vô tonony... de marina zany fa le fitiavana no tena milay..:)
5. xxx ( 11/10/2005 11:20)
ny tonony sy ny feo tsy afa misaraka ireo. aleo ary mihaino ilay feo fotsiny raha adaladala ny tonony. betsaka ny mozikan'ny tanora @ zao miteniteny foana tsy misy dikany, mankarary andoha
6. sonwin ( 11/10/2005 13:01)
refa hira milaza fisarahana sy fifandaozana dia milay:)
7. rpk ( 11/10/2005 13:09)
sonwin:

refa hira milaza fisarahana sy fifandaozana dia milay:)


hafa indray letsy izany filinina izany...reveo e...reveo:-D:-D
8. sonwin ( 11/10/2005 13:28)
filinina milay io ka, omeko ohatra elah:fisarahana(koike),vato fehizoro (rambao), akanin'izy roa (ambondrona), ....etc.ao amin'ireny hira reny tena misy satimaka:)
9. xxx ( 11/10/2005 13:44)
sonwin:

filinina milay io ka, omeko ohatra elah:fisarahana(koike),vato fehizoro (rambao), akanin'izy roa (ambondrona), ....etc.ao amin'ireny hira reny tena misy satimaka:)


sûr fa zay vo azoko...fa nareo malahelo le sipa manja be manofahofa tanàna @ le hoe fisarahana an'i koike iny!:-D
10. Anioe ( 11/10/2005 14:19)
Tena mahaliana ahy ny lohahevitra hovelabelarintsika eto, satria mpiasa @ serasera aho mantsy e!
Be ny artista, fa vitsy no tena manaitra tahaka ny hoe be ny hazo fa ny fary ihany no mamy! ny ilàzako izany de matoa misy ny hira de eo indrindra(2),ny hafatra ampitainy sy ny feony izay mandravaka ny tonony, ka tena mikaonty be mihintsy ireo 2 ireo ny tonony sy ny feony e!maztou fa zay ny hevitro
11. miarina ( 11/10/2005 14:27)
mba bete zany raha question ..
12. mamzelkely ( 11/10/2005 14:47)
sonwin< aôna zany hiran'ambondrona akanin'izy roa zany.. :roll:
13. sonwin ( 11/10/2005 14:59)
Ilay hoe "Nivadika" no tiako lazaina ka:wink:
14. Herimiafina ( 12/10/2005 04:27)
Tiako ny hira rehefa hitako hoe novokarin'ny fanahy sy saina fa tsy novokarin'ny saina fotsiny.

Matoriza ianao de rehefa le mifoha iny dia izay hira henonao manako amin,ny radio voalohany dia lasa tinao satria miditra tsara any amin'ny fanahinao. Mbola mitsingevana mansty ny fanahy amin,iny le vao mifoha iny ary afaka mi-différencier tsara ny hira tsara sy ny hira ratsy, izay zavatra tsy hain'ny vatana hatao indraindray noho ny fahadontoany.
15. mamzelkely ( 12/10/2005 06:30)
sonwin< hay ve... milay marina iny ka... fa mbola tsara ko ra hira fisarahana zany le hiran 'Zay le "tsy afaka ao an-doha" iny..:wink:
16. majesty ( 12/10/2005 08:27)
le hira mampanembonembona,sy le mahatonga alahelo olon-tsy fantatra reny ary ilay mifono fahatsiarovana ireny no tena milay na ny tonony io na ny feony ....hummmmmm :cry::x:?:(
17. fasaly ( 12/10/2005 13:14)
huummmmmmm sentimaka daholo ny olona ato zany aky kou!:cry::cry::cry:
18. mimiso ( 12/10/2005 18:23)
hummm,fanalana fahanginana amiko alo e,de hanalana sory2 de zay :lol::lol::lol:
19. cutie ( 12/10/2005 18:29)
akamatiana,
ny ahy njay le feonn-kira no tiako , za tsy de mihaino tonony loatra.
20. ari.malala ( 13/10/2005 14:41)
feony d tonony d ndraindray refa misy ifandraisan y@ fiainako manokana, fa ny tena tiko n ny hiram-pitiavana milantolanto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4818