Antony itiavanao ny hira iray!

21. Veloo ( 13/10/2005 15:27)
sonwin a fa ahona koa ary zany? fa naninn aloha njy no lasa tia hira fisarahana e:?
ny ahy ny hira sy ny mozika no tena itiavako hira. :P:P:P:-D:-D:-P
22. Herimiafina ( 14/10/2005 00:28)
Eeeeh, soa io ry kamaradiko isany, mahatsiaro feona mandôlina tany Leningrad fahiny mbola nianatra zah zany. hehehehee :-D:-D:-D:-D
23. cutie ( 14/10/2005 02:21)
veloo hummmmmmmmmmmmmmm , in io :-D:-D:-D:-D
24. majesty ( 14/10/2005 04:24)
de ahoana izany le hira-gasin-dRamilison reny ,ny tononin'ireny toa sarotra raisina fa wa wa wa be fotsiny de ny feon-kira le aponga midobodoboka reny !
25. scorp ( 14/10/2005 07:02)
tena tsy hitako ze lazaina ry reto fa ny ahy rehefa hira de reveko a ! indrindra mo fa le nivadika io tokoa tena hummmmmmmm ! ao tsra e ! fa le miteniteny fopna reny kosa tsy izy a ! le misy feon-kira mankarenina be reny ! tssssss ! fa azy e ! Ambondrona no tena milay ry reto a ! henoy anie e ! :lol::lol::lol::lol:
26. ari.malala ( 14/10/2005 07:55)
majesty, reny koa tsara ka, tsy sarotra raisina ny tonon'ireny fa feno anatra bdb :)
27. mamzelkely ( 14/10/2005 09:26)
siora ky ry scorp a, tsika ts miala am AmbondronA zany e...:lol::lol:
28. akamatiana ( 16/10/2005 16:25)
Mpandefa : miarina [ Valio ] 11-10-2005 16:27:02
Lohateny : Re : Antony itiavanao ny hira iray!
mba bete zany raha question ..

Misaotra anao !

akamatiana,
ny ahy njay le feonn-kira no tiako , za tsy de mihaino tonony loatra
cutie , mitovy tsika sy njy zany hihihh :wink::-P
29. chipie1 ( 16/10/2005 16:28)
ny tonony sy ny feonkira ngamba mazava ho azy ka
30. Herimiafina ( 17/10/2005 01:10)
eeeh, ordinera be zany ry chipie1 fa mba inona no tena hitiavanao azy manokana an? Ohatra hoe mampatsiahy anao an'ileiry de zay, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
31. chipie1 ( 17/10/2005 07:18)
herimiafina > ze filazanao azy fa zay ny ahy eee!:lol:
32. akamatiana ( 17/10/2005 07:26)
ze tinjy kambouny akia a :wink::-P
33. Veloo ( 17/10/2005 17:09)
zany wa retsy ry mamzel, chipie a tsssss aza mihaino an'io retsy a:lol:
34. cutie ( 17/10/2005 18:12)
Voalaza teo :
akamatiana,
ny ahy njay le feonn-kira no tiako , za tsy de mihaino tonony loatra
cutie , mitovy tsika sy njy zany hihihh

akamatiana , sady mahakamo kou raha tena maheno le tonony njy refa mankafia an;le feon-kira we hay ve zany ratsy be zany ohatra no hirain-dry zareo e .
35. Herimiafina ( 17/10/2005 18:29)
Ny antony hitiavako hira iray de satria tsy tinareo le hira, hehehehehehehe :-D:-D:-D:-D
36. cutie ( 17/10/2005 18:34)
hiran'iza zany ??
37. Herimiafina ( 17/10/2005 18:35)
Ze hira tsy tinareo rehetra de tiako daholo, nenareo zaraina amin,izao sarambaben zao daholo ny hira nenay le class tsisy manana afa tsy zah reny no tiako, Fantatrao ve ohatra i Perxon? Hainao le hirany hoe I'm still cryin' iny? sur aho fa tsisy mahafantatra nareo reo, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
38. cutie ( 17/10/2005 18:40)
hay tia tena zany toi lol
tsy mba mizara.
39. Herimiafina ( 17/10/2005 18:41)
Ka na zaraiko aza, nareo tsy tia kou. Tsy zakan,ny fanahinareo le hira tiako, hehehehe:-D:-D:-D:-D
40. akamatiana ( 17/10/2005 18:43)
=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102