maraina sa hariva ny sport no tsara

1. bichette ( 10/10/2005 06:46)
ilay maraina vao mifoha mihitsy iny sa ny hariva not sara manao sport ? ilay vao mifoha mihintsy iny ve ?
novalian'i dadabe ny 26/10/2005 11:22
2. pika ( 10/10/2005 08:05)
arakaraka angambany
fa raha ny ahy izao ilay maraina vao mifoha iny.
ao koa ohatra ny hanomana hazakazaka lavitrezaka ianao dia ny tsara indray aza ny atoandro no mizatra
3. ravakamalala ( 10/10/2005 12:11)
Raha hiazakazaka dia nymaraina iny no tsara, satria madio ny rivotra dia tsara kokoa ho an ny respiration, fa raha ilay manabokona ireny, manao musculation, dia main ny hariva satria avy eo maka aina ny vatanao rehefa matory dia misy effet tsara amin ny muscle ny effort nataonao.
4. bichette ( 10/10/2005 12:27)
misaotra betsaka
ary ny assouplissement
5. ravakamalala ( 10/10/2005 12:42)
Fa maninn bichette no te hanao assouplissement?

Io toa mitovy amin ny muscu ihany, rehefa hariva no tsara, fa tandremo fa fadiana mihitsy ny mampiasa vatana rehefa avy misakafo, fa tsy maintsy aloha foana na elaela avy misakafo.
6. mandrindra ( 10/10/2005 13:33)
raha fanatanjahanena eny ampandriana dia tsisy lera fa tsara foana , hihihi.
raha toa ka fanatanjahantena eny ankalamanjana dia tsara kokoa raha maraina satria iny no mbola madio ny rivotra.
Ny ambony dia tsy misy lera fa mety daholo araka izay mahafaka anao.
Ny assouplissement sy ny étirement dia tokony hatao isika ny avy manao fanatanjahantena.
7. Herimiafina ( 10/10/2005 13:43)
Maraina vao miposaka ny masoandro no tena tsara. Ny antony dia resaka rivotra.

Amin'ny maraina dia mbola frais ny rivotra ary be oxygène madio tsara satria manomboka photosynthèse ny zava-maniry.

Amin'ny hariva indray efa somary feno setroka échappement ny rivotra, saturé be humidité be avy amin'ny évapotranspiration ny tany sy ny zava-maniry ary manomboka respiration ny zava-maniry ka mamoaka gaz carbonique bedabe.

Ny ilana ny sport anefa ary ny tena important dia ilay Respiration manadio rà, sy manome énergie any amin'ny mitochondrie. hehehe:-D
8. bichette ( 10/10/2005 15:01)
dia inona izany no tena tokony hataoko hariva sa maraina
9. Herimiafina ( 10/10/2005 15:03)
Maraian vao miposaka no tena favy. Andao tsika sy enao hanao footing kely radem matingy e. hehehehe:-D:-D:-D:
10. bichette ( 10/10/2005 15:07)
andao aza e !
11. Herimiafina ( 10/10/2005 15:14)
Hanao biche biche sy elf elf zany tsika radem an. Tandremo fa be ny mpihaza biche izao. hehehehehe:-D:-D
12. fasaly ( 10/10/2005 16:15)
tsy rehefa manao sport de efa tsara na maraina na hariva8 fa ny ahy aleoko hariva amzay matory tsara ny alina. de en forma tsara ny maraina vao mifoha, de bonne humeur ny journée.
13. Herimiafina ( 10/10/2005 16:18)
Tandremo fa injainjay vao maika tsy mamapatory io fikan'i toi io ry fasaly. Ny mahatonga ny insomnie mantsy dia be excitation be loatra, palpitaion, na faharerahana, ka rehefa reraka be loatra koa dia miasa be ny saina dia misy excitation be dia adino ny torimaso.
14. chipie1 ( 10/10/2005 17:01)
maraina no tsara raha manampotoana
15. Herimiafina ( 10/10/2005 17:02)
chipie1 kou nga hiaraka hi-jogging aminay sy bichette radem matin? hehehehe :-D:-D:-D:-D
16. britney ( 10/10/2005 17:10)
eny e! ny maraina aloha ny tena tsara fa zà tsa manana fotoana ny maraina e! de ny hariva iny aho de mahazo aina be ka! tsy tara be nge zany kosa e! fa 19hà20h de vita. izà 22h no matory
17. chipie1 ( 10/10/2005 17:18)
herimiafina > ié itanjiro raha avelanareo :-D:-D
18. Herimiafina ( 10/10/2005 17:26)
Atao inn jiro amin'ny anjo mazava be sady eny andalambé? :-D:-D:-D:-D
19. chipie1 ( 10/10/2005 17:37)
aty aminay mbola maizina raha ande vao maraina nareo ka :-P
20. Herimiafina ( 10/10/2005 17:40)
De inn hono nefa aza no tian'i chipie1 tsilovina eo e. hehehehe Pipi ampandriana amin,izany tia milalao afo zany an. hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8029