maraina sa hariva ny sport no tsara

41. zefalah ( 11/10/2005 11:30)
bichette>>> ny zavatra rehetra rehefa atao maraina dia tsara..indrindra ny sport...maraina no tsara.
42. bichette ( 11/10/2005 12:40)
zefalah > misotra
ka misy ol miteny fa tsy mbola mifoha tsara hono ilay maraina iny dia tsy tsara ho an'ny fo marina ve aloha zany ry reto a :-*
43. Herimiafina ( 11/10/2005 12:46)
Tsy hita akory le bichette nefa za efa vonona ery tam-maraina teo hikrôsy. tsssss:-D
44. sonwin ( 11/10/2005 13:04)
arakarak'ilay sport io
45. bichette ( 12/10/2005 06:24)
sonwin hazavao
herimiafina ka enao tara be ka !
46. xxx ( 12/10/2005 08:31)
ka tsy aleo ve ny atoandro no mikrôsy raha izany satria eo no maximum ny photosynthèse de betsaka ny oxygène sady mora mafàna e?:-D
47. Herimiafina ( 12/10/2005 12:22)
Ambony be nefa ny degré hygrométrique na ny hamandoan'ny rivotra eo, dia misy fiatraikany.

Raha maina be njay de mandeha ran'orona i toi. hehehehe
48. chipie1 ( 12/10/2005 15:28)
ka inn ihany aza ! aleo maraina raha misy fotoana ?
49. bichette ( 12/10/2005 15:51)
=))=))=))=)) halazo ihany marina ny nofo tsy manao sporo
50. nikopol ( 12/10/2005 15:54)
spaoro inn kay le resahanareo sao mba miiteresé anakahy
51. Herimiafina ( 12/10/2005 17:27)
Touty spôro, na malefaka na henjana, hehehehhe Ze azo ampiasana hozatra rehetra, hehehehe:-D:-D:-D:-D
52. britney ( 12/10/2005 18:58)
ny sport malefaka kloungany de ny idéaly aminy rehefa alohan'ny hatory mintsy e! fa tena matory mintsy ary misona mintsy, fa milay be an! lay tourimaso tou é tou é!
53. Herimiafina ( 12/10/2005 19:03)
Ny antony andehanana any ampandriana ry britney dia faharerahana an. Ka mbola handreratena koa ve, tsy aleo le vao maraian iny? hehehehehhe:-D:-D:-D:-D
54. bichette ( 13/10/2005 07:26)
=))=))=))
55. Herimiafina ( 13/10/2005 10:05)
bichette?......Hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
56. chipie1 ( 13/10/2005 11:13)
herimiafina > tsy voatery oe refa reraka dia ho eny ampandriana kousa e! hehehe
57. Herimiafina ( 13/10/2005 11:38)
Ho anareo manambady zany,

fa ho anay selibany de reraka zay vao mitady fandriana, ny tsaingoka isankarazany ilana fandriana indray de amin'ny andro mazava zay no mano an'izany, hehehehe :-D
58. bichette ( 13/10/2005 12:17)
herimiafina < =))=))=))=))=))=))=))=))
59. chipie1 ( 13/10/2005 15:09)
kounga ny any i herimiafina selibany aminy andro maizina ihany vao makeny ampandriana ? finn ry itony no afenina ao e? :lol:
60. Veloo ( 13/10/2005 16:22)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.092