maraina sa hariva ny sport no tsara
61. Herimiafina
(
14/10/2005 00:07)
Inn kou ny tsiron'izany mamely amin'ny andro maizina izany, za tsy minana zavatra tsy hitan,ny masoko, hehehehehehe:-D
62. majesty
(
14/10/2005 04:41)
Arakarak'ilay sport io bibi a : raha sport le henjakenjana ireny de ny maraina no tsara indrindra satria @ iny no mbola madio tsara ny rivotra ,ary ny tena tsara aza dia ilay mivoaka eny an-kalamanjana eny mintsy (toerana misy zava-maniry )fa @izay ianao mifoka tsara an'le oksizena avoakan'ny zava-maniry iny fa rehefa manomboka maizina ny andro dia mamoaka gaz carbonique indray ny zava-maniry dia tsy dia tsara loatra.
Fa raha ilay sport malefaka fanaon-ndry zalahy indray de le refa tolatolaka iny ny andro no tena tsara @ zay tsy dia reraka loatra ny tena moa ny ambiance milay be (indrindra moa le refa avy iny ny orana an hummmmmmmmmm).:D:D:D

66. deghany
(
19/10/2005 13:56)
bichette:
ilay maraina vao mifoha mihitsy iny sa ny hariva not sara manao sport ? ilay vao mifoha mihintsy iny ve ?
le atoandro be migaingaina iny mintsy ka!
69. bichette
(
24/10/2005 07:54)
ok, dé atao zany . raha diso maraina ilay vao mangirandratsy iny ve sao dia maraina loatra, mbola maizina loatra tsy mbola nisy photosynthese indray na mbola be CO2 ny rivotra 8-)