maraina sa hariva ny sport no tsara

22. Herimiafina
(
10/10/2005 17:50)
Ndao mba hi-hors sujet kely fa aiza de dans le sujet foana, mba manao exception kely mi-confirma le regle e. hehehehehe:-D:-D:-D:-D

24. Herimiafina
(
10/10/2005 18:01)
Efa hainao kah. le smiley fotsiny no atao telo le aorian'ilay hehehe, fa manajary lasa chiffre impair de tsy tiako. hehehehe :-D:-D:-D:-D

26. Herimiafina
(
10/10/2005 18:12)
Manajary lasa anakidimy le izy de chiffre impair de tsy tiako, na enao manao he anakiroa de asianao smiley roa, na enao manao hehehe dia asianao smiley telo, na hehehehe dia smiley roa na efatra dia amin,izay pair foana, chiffres fetisy e. hehehehehe:-D:-D:-D

28. Herimiafina
(
10/10/2005 18:20)
De averina foana hono, sa te-hiady amiko njy? Za ne mahay miady be e, sady be taimbava be. hehehehe:-D:-D

29. chipie1
(
10/10/2005 18:23)
eka ny ps ny touah kou nge dia mazava na dia miafina aza hehehe:-D:-D

30. Herimiafina
(
10/10/2005 18:27)
De ny an'i toi kou mazava be mahintsiny, tonga de arako ôtsan'ny ahoana ny endrik'i toi sy ny mombamomba an'i toi rehetra. hehehehe espionazy, hehehe:-D:-D:-D

32. Herimiafina
(
10/10/2005 18:37)
Zany no maha-herimiafina anah kou, f'anagaha be zavatra afenina no toa matahotra be? Bôgôsy kely io ka menamenatsa eo. hehehehehehe CIA is watching you.

34. Herimiafina
(
10/10/2005 18:58)
Zah kou ngah moa mahay miady fa de mba be vava fotsiny. Za tia fandriana pahalemana be mahintsiny.:-D:-D:-D

39. Herimiafina
(
10/10/2005 23:26)
Ny sport tsy atao exces izany fa misy fiantraikany rehefa antitra.
Adiny roa isan'andro de efa ampy ary tsy maintsy arahina sakafo ara-dalana.
Indrisy nefa fa miakatra be ny vidin'ny sakafo. Ehhhh.
Adiny roa isan'andro de efa ampy ary tsy maintsy arahina sakafo ara-dalana.
Indrisy nefa fa miakatra be ny vidin'ny sakafo. Ehhhh.