Jus Tahitian Noni

1. Avianiandanitra ( 08/10/2005 19:26)
Salut daholo !

:idea::idea::idea:
Nisy olona ni-présenter an'lé produit t@ko, mahafinaritra be leizy. Tiako hozaraina @nareo ny zavatra azoko, antsoy 1 800 281 1119 avy eo de 12-268 (gratuit io) mesazy pre-enregistrer 4mn io. Rah ohatra ka interesser nareo de aza misalasala mandefa hafatra amiko.

Soasoava daholo e !
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 17:47
2. kally ( 09/10/2005 10:34)
Mba hazavazavao eto aloha fa aza manao soa tapany ary e!
3. diamondra27 ( 09/10/2005 11:34)
zay tsy manana unite fa raha te hizara aenao ataovy eto mba ho hitan'ny namana rehetra e!

de inona ny tianao zaraina @nay le produit sa le vokany?

toa hoe tsy aradalana nge ny famarotana an'io e!
4. xxx ( 09/10/2005 15:34)
ka inona aloha io produit io ee tsy azoko tsy mazava??
5. Herimiafina ( 10/10/2005 00:16)
Le 1-800 anie ry reto appel international gratuit e. tsisy saosy miala, araraoty. heheeh^^
6. Avianiandanitra ( 10/10/2005 04:02)
Sady mahazo sôsy ianao no salama tsara, ary efa firenena 73 no ahitana azy io @zao, ...
Tsy hoe manao soa tapany ry zareo fa, tsaratsara raha miantso io nomerao io nareo @zay ampy tsara ny fanazavana satria niantso anio aho ka hitako tsara zany. Tsy misy vola aloa ny miantso an\'io, 4 min fotsiny ko le izy.
diamondra27: tena ara-dalana tsara ny famarotana azy io ka, aza matahotra. Ka na le vokany na le produit de tiko ho zaraina @nareo.

Zay ary e ! :lol: :lol: :lol:
7. pitchou ( 14/10/2005 18:50)
tsss! aiza no hisy appel international gratuit avy mada fa tssss! mila vaniony fotsiny i avi any @ tsy hay
8. Herimiafina ( 15/10/2005 00:24)
Slt pitchou, elaela njay tsy hita an, hehehe:-D
9. Veloo ( 17/10/2005 18:22)
o ry kala heri a io 1 800 io tsy mande any europe lety a eto ihany io no mande.
10. Herimiafina ( 17/10/2005 18:40)
Zany ve ry kala Veloo, diso njay zah zany an, hehehehehehehe :-D:-D:-D:-D

Inn ary no mandeha any europe e?
11. Veloo ( 17/10/2005 19:03)
heri a hafa ny any matoa nataon'ndry zareo 1 800 dia eto ihany :^):^):^)
raha tsy diso za tel verte izay.. sa ahona ry europeana rehetra?:wink:
12. pitchou ( 21/10/2005 12:16)
0 800 ny n° maitso any lafrantsa e!
13. Veloo ( 21/10/2005 14:57)
Pitchou a zany ve? kay lasa nisy 800 ihany zany? fa zero fotsiny ny voalohany? miciiiiiiii:-*
14. Herimiafina ( 24/10/2005 03:49)
zah alou refa mainsto frantsa de le netappel iny no mba ampiasako na de tapaka isaky ny 5mn aza e.(l)
15. pitchou ( 25/10/2005 20:13)
d mazotoa miantso daolo e! aty moa zany tsy mba misy an'zany raha tsy we ngah hiantso pompiers:-D:-D:-D
16. Veloo ( 25/10/2005 20:34)
pitchou =))=))=))=)) sy ny ambulance? =))=))=))
17. Herimiafina ( 25/10/2005 20:53)
Miasà ao amin'ny pompier aza de antsoiko foana e. hehehehehehe:-D:-D
18. dadabe ( 26/10/2005 11:18)
grtos koa ve raha avy aty chine no miantso an'io le ??:-w
19. Veloo ( 28/10/2005 17:47)
dadabe a akodahoda ny any @ njy... :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9078