bikina

1. zefalah ( 10/10/2005 23:17)
aona r'zareo no hafatarana ny vhv rehefa bevoka?
ary inona ny marika ahalalana an'zany?
novalian'i fijo ny 03/11/2005 22:15
2. Herimiafina ( 10/10/2005 23:22)
Amin'ny voalohany dia:
-Bebe torimaso.
-Mipipi lava.
-Mararirary lamosina.
-Lasa seieuse be.
-Miha-tsaratarehy.
-Tara ny règle.

Efa manomboka mipetraka le zaza amin'io (nidation) aorian'ny andro fahaenina arinan'ny fecondation.

Ao anatin'ny telo volana voalohany de kizitinjitina, be torimaso ary efa mihena ny fipipizana satria manomboka mihazondrano.
Te-handoa toy ireny marary vavony ireny indrindra raha vao avy matory sy rehefa hariva na rehefa maheno fofona hafahafa.
3. pika ( 11/10/2005 05:19)
fa angaha ... efa any izany ry zefalah:-D:-D
miha mavomavo ny hoditava izay lazain'i heri hoe mihatsaratarehy
somary miletika kely ny lamosina
miha kamokamo fihetsika.....
afaka manao test anie
4. fasaly ( 11/10/2005 05:43)
bikina ndray ngah ny jo n'i toi zefa a!
5. mamzelkely ( 11/10/2005 06:38)
de mazotoa zany mitaiza ko..
6. mumu ( 11/10/2005 09:06)
zefalah:

aona r'zareo no hafatarana ny vhv rehefa bevoka?
ary inona ny marika ahalalana an'zany?



asaivo manao test de grossesse izy de ho hitanao!
7. vaovao ( 11/10/2005 09:31)
Loza kosa alo ra sanatria jo efa bikina koa no nalain'zefa e! d nijabaka tao nga nareo kle!:lol:
8. rebosa ( 11/10/2005 10:53)
ra-zefalah kou mi-scène be !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
:P-:°)
9. zefalah ( 11/10/2005 11:26)
izy mantsy anie mandaiga amiko e..hoe tsy bevoka.
de zay no antony an-tany ana hoe inona no ahafatarana fa bevoka izy,na tsy bevoka..
de makasitraka e..fa efa aiko zao ny zavatra tohokony ho ataoko.
10. Herimiafina ( 11/10/2005 12:48)
Ataovitaovy ao foana fa farany izy tena bevohoka tokotrany. hehehehehe:-D
11. sonwin ( 11/10/2005 13:03)
ary leity sady serié no be vazivazy kle :-D, milay e:-D
12. Herimiafina ( 11/10/2005 23:48)
Ka zay ne le hoe vazivazy serié e. hehehehehe:-D:-D
13. ravakamalala ( 12/10/2005 12:22)
mampalaelo enao zefalah ra izany an! satria io dia izay tina ilay sipa foana no ataony na inn na inn hoteneninao azy eo.
14. Herimiafina ( 12/10/2005 12:30)
Ze tiany an. ötsan'ny hoe izy rery ireny ery no nanamboatsa anlé zàzà. Ravaka ty an. hein.:-D:-D:-D:-D
15. zefalah ( 12/10/2005 18:08)
ravakamalala> mba lazao ny secre aanareo sipa mba ahaizanay zay tohokony ataonao e...@ momban'ty bevoka ty....nareo mantsy ndray ndray manao ny ataonareo any hivelany any de manafina aminay..
16. ravakamalala ( 12/10/2005 18:14)
Herimiafina >
Marina fa tsy izy irery no nanao an io fa eritrereto fotsiny ilay cas iray hoe : ilaozan ilay bandy izy (sanatria) dia izy irery no hitaty ny vokany avy eo, dia hitomany koa izy am zay fotoan izay hoe "salam za irery no nanao an ity!!!"

zefalah > secret momban ny bevohoka, tsy azoko, secret inn?
17. Herimiafina ( 12/10/2005 18:20)
ravakamalala: hafa ndray ne zany hoe nilaozan'iliry izany e.

fa le hoe le sipa rery koa no mi-decider, tsy dia mety lotra
18. ravakamalala ( 12/10/2005 18:33)
fa rehfa mi décider ilay bandy hoe hiala anie dia izy irery no maka an io fanapahan kevitra io e! Kabary tsy valiana
19. Herimiafina ( 12/10/2005 18:37)
Fa raha mi-decider izy hoe mijanona dia miara-midecider amin'izay avy eo. Sa tsy zany hoy enao?:roll:
20. ravakamalala ( 12/10/2005 18:45)
mazava ho azy!!

Fa ny tiako tenenina dia tsy afaka hanome tsiny ilay sipa enao raha nanapa kevitra irery izy hoesoriny ilay zaza. Tsy maintsy manana ny antony izy.

Fantaro fa ny vhv anie no marary voalohany amin ny fanalana zaza e! na fizika na ara tsaina, ka tsy tombotsoany ny hanaovany iznay, fa tsy maintsy teren java misy izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4259