bikina

21. Herimiafina ( 12/10/2005 18:48)
Arakaraky le antony kah, ohatra, mararay izy, na tsy manambola hameloma le zaza ry zareo, na koa bedin'ny ray amandreny na ....sns

Fa tsy ze antony rehetra teneniny akory de marina avokoa, na mitombona.
22. ravakamalala ( 12/10/2005 18:54)
Herimiafina > Antony inn aza ohatra no tsy mitombina aminao? omeo ohatra vitsivitsy oe za!!
23. Herimiafina ( 12/10/2005 19:02)
Tena ilainao angaha izany ry ravakamalala. Eny ary fa omeko ianao e. Ohatra:
-Za mbola tsy vonona fa mbola tanora loatra raha hanambady, de aleo alana le zaza.
-Za tsy te-hi forcer anao hanambady ahy, de aleo alana le zaza.


Izaho tia zàzà be fa omeo aty fa aza alana raha mahafantatra olona te-hanala ianao any ho any.(l)
24. ravakamalala ( 12/10/2005 19:04)
ok mazava.

tonga ny hafatra, ampitapitaiko fa aza matahotra.
25. Herimiafina ( 12/10/2005 19:06)
Ary toa tsy nasianao coeur otsan'ilay anah io ambony io, enao ty ro tsy tia mamaly fitiavana kah. hehehehe:-D
26. majesty ( 13/10/2005 05:29)
Ahoana ny ahafantarana ny vehivavy hoe bevohoka,mhum tsotra be zany mibontsina be ny kibony de raha atao echo de misy zazakely ao de zay fa ny fividianana lamban-jaza no tokony homanina tsara :P:P:P
27. Herimiafina ( 13/10/2005 10:07)
Mbola misy tsotsotra kokou ry majesty an:
"Anontanio izy", hehehehehe:-D:-D:-D:-D
28. majesty ( 14/10/2005 04:34)
:lol::D:D
29. ari.malala ( 14/10/2005 09:43)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D

herimiafina sy ravakamalala, tsy misy antony mitombina tokony analana zaza satria tsy sitrapony ny te hovelona fa nohon'ny fanaovan'ny ray amandreniny vetaveta donkyzany manana zo hiaina iny zaza iny.? Raha vao miray aranofo fts anie ny lehilahy sy ny vehivavy d tokony mby ao antsaina fa mety ho bevoka le vhv e! sady enao tsy anlan'ny neninao ko manin ny znakao no alana?
30. Herimiafina ( 14/10/2005 11:23)
Ngah misy manao firaisana tsy miheritreritra ny bevoka zany ry ari.malala?

Ngah koru tsy ny hahabevokana no hanaovana firaisana?

Zah zany te-hanao firaisana tsy mahabevohoka tampoka teo njay, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
31. xxx ( 14/10/2005 12:18)
mampiasà fimailo de tsy mieritreritra ny ho bevohoka ianao:-D:-D
32. ravakamalala ( 14/10/2005 13:50)
Raha vao miray aranofo fts anie ny lehilahy sy ny vehivavy d tokony mby ao antsaina fa mety ho bevoka le vhv e! sady enao tsy anlan'ny neninao ko manin ny znakao no alana?


Marina iznay fa tsy ny olon drehetra no mieritreritra oatran izany indrisy :evil:

xxx> 8-)
33. Herimiafina ( 15/10/2005 00:26)
Iza njay no asianao amin'izany ry ravakamalala sao de zah? Mahana be tampoka teo aho mantsy. hehehehehe :-D:-D:-D:-D
34. ravakamalala ( 17/10/2005 14:55)
Aiza kosa e! Ohatran izany angà enao? mahina foana ny mpanao ratsy anie hono e!:D

35. nikopol ( 17/10/2005 14:57)
ny alalana hoe bikina ny sipa de refa manao jupo mena izy zay
36. booboo ( 22/10/2005 08:13)
tsy araka tsy azo tsy mazava
37. boubounezy ( 23/10/2005 14:43)
f'anga ty zefalah ka nabévoka zanakola any égypt any?
ka mba noeveriko fa tena za no tena norevenao knou! ny tao andoako hoe hay mou nareo ka bygame!!!!! mmmhhhh!!!!


zefalah:

izy mantsy anie mandaiga amiko e..hoe tsy bevoka.
de zay no antony an-tany ana hoe inona no ahafatarana fa bevoka izy,na tsy bevoka..
de makasitraka e..fa efa aiko zao ny zavatra tohokony ho ataoko.



38. Herimiafina ( 24/10/2005 03:47)
Tsara any bevohoka, mitombo isa ny zazakely ary tsy misy favy otsan'ny zazakely.Omeo aty raha tsy ilainareo hitaizako azy.(l)
39. ravakamalala ( 24/10/2005 13:26)
o ry herimiafina a!! tsa moramora anie ny mitaiza zaza e! fa na izany aza (l)
40. Herimiafina ( 24/10/2005 14:31)
o ry ravakamalala!! Mora ny mitaiza zaza fa ny olombelona no kamo de lazainy fa tsy mora e! fana de zany aza (l) kou.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2325