bikina

41. ravakamalala ( 25/10/2005 07:42)
mora ny mitaiza zaza araka ny iheveranao azy fa tsy mora araka ny mahamety azy. tena sur ve ianao fa izay mampety anao dia ho mety am lé zaza? :roll:
42. booboo ( 25/10/2005 19:24)
eny hôa ?
43. Herimiafina ( 25/10/2005 19:29)
ravakamalala:

mora ny mitaiza zaza araka ny iheveranao azy fa tsy mora araka ny mahamety azy. tena sur ve ianao fa izay mampety anao dia ho mety am lé zaza? :roll:


Hanjamantsika zany? Ndao anie e.
44. dadabe ( 26/10/2005 05:38)
ary hono hoa ry zareo ny zaza voalohany mo firy mois???? de ny manaraka firy mois??:-w
45. Herimiafina ( 26/10/2005 05:43)
Firy mois ny inona ry dadabe?
Raha Vohoka dia 37-40 semaines eo foana, na voalohany na faharoa, fa le voalohany mety taratara raha milamina le maman.
Raha manao reraka lava le maman de mety lasa alou.
46. ari.malala ( 26/10/2005 07:48)
Herimiafina, lasa alohaloha foana ny fahaterahan'ny zaza voalohany ko!
47. dadabe ( 26/10/2005 11:11)
ny tiako ambara dia hoe firy volana ao ankibon'ny reniny ny zaza vao teraka ,???8 ve sa 9 sa 10 volana ? zay angamba izy mazavazava koko a
48. Herimiafina ( 26/10/2005 15:20)
ari.malala:

Herimiafina, lasa alohaloha foana ny fahaterahan'ny zaza voalohany ko!


Io efa noteneniko io kah.
Matoa izy lasa aloha de satria mbola tsy zatra bevohoka le maman de manao reraka be loatra. Aiza ve ka efa omena congé de maternité mbola manao raharaha be ihany, matsaka , sns.
49. ravakamalala ( 01/11/2005 14:21)
Herimiafina >(l)

Dadabe > arakaraky ny vehivavy fa ny ankamaroany aloha di alatsaka aloha foana ny zaza voalohany, araka ilya lazian i herimiafina hoe mbola tys mahay bevoka dia manao vizana foana.
50. fijo ( 03/11/2005 22:15)
razefa an,raha ny asarotampiharo no anaovana izao ,fitiliana rehetra izao,dia ny tsy manao sipa no fanafodiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.128