Ny fahitanao ny endrika vaovao?

1. hery ( 06/10/2005 14:32)
Nisolo akanjo kely indray ny takelaka namana.serasera.org. Dia nampidirina tanteraka tamin'ny Solaitra http://sourceforge.net/projects/solaitra ihany koa. Mora kokoa ny manatsara azy amin'izao.

Ahoana no fahitanao ny endrika? Loko, soratra...
Ahoana koa ny fahitanao ny hafainganana?
2. Fanja1 ( 06/10/2005 14:37)
lasa manja be!!! ça me va très bien les couleurs bleus hihihihi merci hery
3. xxx ( 06/10/2005 14:42)
Tsy fantatro na nanao IHM ianao na tsia fa tsy dia tsara ny loko nampisainao. Ny olana koa dia miova2 foana ny loko rehefa miova zavatra ato.
Jereo fa misy code fampisa aminizy itony fa tsy hoe izay tiana atao sy mahafinaritra fotsiny.
4. hery ( 06/10/2005 14:54)
xxx> Tsy manao IHM (Inona Hono Moa io?) fa tena izay tratran'ny tanako eo no ataoko :-)
Izay mihitsy no sosokevitra surtout raha olona mahay graphisme na mahay mampifandanja loko. Tena tsy haiko io ry zareo a.
Ary sao dia manana sosokevitra i xxx?
5. ari.malala ( 06/10/2005 14:57)
tsara b, fa misy indrokely, raha avy ato @ dinika zao mankany @ namana satria nahazo hafatra d mahazo message d'erreur we error 404 d mila manao rafraichissement ny page vao miverina @ laoniny, d ny momba ny namana koa mbola tys accessible.:) fa tsara ny loko sy ny presentation ka! :) paotsatroka hoan'ny mpikarakara.
6. hery ( 06/10/2005 15:00)
ari.malala> efa nahitsiko ilay momba ny namana tsy nety teo.
7. mumu ( 06/10/2005 15:01)
hery : tsara ilay loko ka!
raha avy any amin'ny dinika no manokatra hafatra vaovao de misy message d'erreur !
8. mumu ( 06/10/2005 15:10)
oups tara kely za
9. hery ( 06/10/2005 15:19)
Ok misaotra mumu :-)
Raha mahita hadisoana izany ianareo dia http://serasera.org/namana/index.php?rub=pages/page&page_id=p43453d0e282e3 fa eo no hanangonana sy hanitsiana azy.
Misaotra
10. bichette ( 06/10/2005 15:44)
bien Hery ! ilay police ny soratra ohatran'ny sarotra vakina kokoa noho ilay teo sa za no efa marary maso :-*:-*:-*:-*
11. chipie1 ( 06/10/2005 15:46)
ié za kou mitovy aminy bichette :-D: fa tsara ny loko
mankasitraka e!:-*
12. bichette ( 06/10/2005 15:49)
tsara ilay bleu tena reposant be ilay izy. Misaotra Hery ny amin'ny fanovana a ! mahafinaritra rehefa miova ohatran'izao indraindray.
13. hery ( 06/10/2005 16:07)
rehefa kelikely dia samy afaka mampiasa izay loko tiany :-) arakaraky ny solonanarana...
Momba ny police... Tena mitovy @ rehetra ihany fa effet optique angamba. Satria manga ilay izy dia fotsiny ny base de ohatran'ny kely? tsy haiko...
14. fanaina ( 06/10/2005 20:59)
merci any Hery aloha t@ fihezahana rehetra eh!!
fa ny ahy ny tiako dia ilay couleur manga teo iny ihany no mba mety mety kokoa fa le loko somary velombelona tahaka izao mankarary maso be:)
15. fanaina ( 06/10/2005 21:03)
fa misaotra betraka ano ihany aloha ry Hery @ fikarankarana any ity sehatra ity eh!!!
kissss mamy be :-*:-*
16. ravakamalala ( 06/10/2005 22:11)
mmeeeccciii hery,
(l)
17. jentilisa ( 07/10/2005 05:31)
Tsara maso angamba aho fa manintona ny loko ka! ilay loko fond izany no tsy dia tsara ovaovaina loatra no fahazoako ilay IHM? Fa tsara aloha ny endriny e! mahafinaritra ka. Mankasitraka e!
18. mamzelkely ( 07/10/2005 06:02)
tsara le izy ka.. sady za tia loko bleu fa mila fahazarana kely fotsiny... de ny ana ko le soratra somary kely no hitako manahirana fa à part ca c'est bon, bravo hery...:)
19. ari.malala ( 07/10/2005 06:33)
Hery, mboal ao ihany ilay message d'erreur an! :)
20. bichette ( 07/10/2005 06:50)
hay chipie1 koa ohatranà
hery > ho anay presbyte sy ho an'ireo astigmate koa possible manahirana kely ilay police e! ato amin'ny dinika zao tsy manao effort tonga dia claire ...; fa zay tapaky ny rehetra ihany o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7027