Ny fahitanao ny endrika vaovao?

21. estine ( 07/10/2005 07:24)
tsara le hevitra hoe manavao,taratra ny fitiava te hivotra atrany .le fandraisana alo tikobe le loko manga, le sarn'olona roa maneho ny maha gasy,le loko ato @dinika ko ra azo ovana de tsara be ."na izany aza anefa de kala soa ihany no tiko be" le hiran'i rossy io an :manambara hoe na misy aza ny hafa serasera sy namana rehetra mijajika fona e=D
'ze atonao eo ry hery a mety hisy tsy de tia fona fona
fa hatsarao fone mahereza e8)
22. mumu ( 07/10/2005 08:03)
hery tsy hoe kamo fa tsy mande ilay famafana sary! :D
23. vale ( 07/10/2005 08:23)
Misaotra betsaka ny @ fanovàna!
Ny police n'ny soratra ihany koa sy ilay loko diso malefaka loatra raha azo atao mba hovay Hery à!(Raha sitraky ny maro ihany koa mazava ho azy!).
24. majakely ( 07/10/2005 08:47)
Tena tsara ilay izy ka!! Fa ny Tsy ampy kely fotsiny izao dia ny, sarin'i Hery ilay mampandroso ery amin'ny fidirana iny hoe(( Tongasoa ....;aza hadino ny manidy ny takelakao ....!)) Toa mahatsiaro tena hoe namana sahady mantsy tamin'iny , indrindra moa fa raha vao sambany iny no tonga an!!! Sa manahirana be ve Hery ??:D
25. rongatry ( 07/10/2005 10:46)
Tsara ka ! misaotra betsaka, mahafinaritra, dia mahereza foana ; aiza tokoa ilay sarinao, sy ilay TSIKY DIA AMPY ?
Mankasitraka e !
26. hery ( 07/10/2005 12:44)
kou raha tsy hijery ny sariko no ataonareo ato kou :-)

Misaotra daholo e...

Ny momba ilay loko... tena tsy mahita ohatra mihitsy aho fa mba omeo ohatra. Raha misy afaka mandefa patiny aty amiko dia tena tiako.
27. bichette ( 07/10/2005 12:54)
hery > @ zay kosa mba fantatra hoe ohatran'ny ahoana ilay hoe HERY TSIKY DIA AMPY :wink:
28. sangojy ( 08/10/2005 10:53)
Hery, ahoana lesy mbola mafana ve ny ranomasina ao? :^)
Manja le izy vaovao fa zao fotsiny, toa tsy mety tafiditra tcaht za, inona indray izany ny atao?
ok less ah merci
29. hery ( 11/10/2005 07:10)
sangojy> tena mbola tsy tafiditra ve elah? sao de efa mianatra de tsy te hiditra ntsony? :-)
Andramo am'zay hoe sao dia efa mety.
30. Herimiafina ( 12/10/2005 04:00)
Hehehehehehe, fahafinaretana, na le mahita takelaka na le mi-chat na le manao forum, na le....inn kou?

Hehehehehe, favy e.
31. Veloo ( 14/10/2005 19:37)
hery a ahona lesy ny fanapidirana sary ao @ forum a tsy aiko mihitsy... misaotra oooo
32. Herimiafina ( 15/10/2005 03:14)
hery le tena izy sa herimiafina le tsizy mintsy no anontanianao ry Veloo?

Raha herimiafina de misy hoe "hampiditra sary" ao amin'ilay hoe "ny sarinao" iny de misy boite de dialogy eo mipoitra de manoratra kely eo alou inao miteniteny ny momba le sary, de avy eo misy an'ireny parcourir na browse ireny amin'ny teny gasy eo ambaniny de alainao avy eo le sarinao, de refa lasa le sary de asehony sady anontaniany hoe halana injay ve?

De tafiditra ny sarinao, alefaso alefaso, asio sary fa maika hahita ny tavanao zahay bandikelin'ny tanàna.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4121