pate

1. vivi ( 06/10/2005 11:35)
torohy hevitra fa za mitady machine na appareil manamboatra pate sy caca pigeon ireny , mitady foana za fa tsy mahita? misaotra betsaka !
novalian'i xxx ny 24/10/2005 15:00
2. betty ( 06/10/2005 14:21)
vivi : izaho koa mitady an'io fa tena tsy mahita nefa mada tô bedebe an'izy io
3. mirabel ( 06/10/2005 17:20)
any @ sinoa akia mandeha fa tany no nahitako nadia efa elaela ihany aza e dia mazotoa manao pâtes sy caca pigeon e
4. bichette ( 07/10/2005 06:59)
any amin'ny mpivarotra sinoa marina misy an'io
5. estine ( 07/10/2005 07:28)
ENY @ karana koa kia ary le marika italiana no tena tsara fa izany no anay sady tsy de lafo anie ry reto e:lol::lol:
eh:!: van tan ko ne azo atao @reny e atoroko nareo ra tsy mahay:idea:
6. vivi ( 07/10/2005 16:05)
mba atoroy we ry estine ny fanaovana van tan!
misaotra batsaka @nareo zay namaly e!
7. sipagasy ( 07/10/2005 17:18)
efa nahita ilay fitaovana ve???? raha tsy izany koa dia eny @ mpivarotra tavany tena be an'io tokoa e!
8. sipagasy ( 07/10/2005 17:19)
miala tsiny tavaratra mantsy e!
9. betty ( 10/10/2005 14:57)
zah mbola tsy nahita
10. diamondra27 ( 12/10/2005 11:37)
ery @ kremlin bicetre misy ao @ le magasin bazar en facen'i NENITOA "TATI"
11. Herimiafina ( 12/10/2005 12:31)
Maninn raha tonga de mividy pate sy caca pigeon tsotra izao, rentabla kokou noho ny mividy machine de avy eo hividy anlé lafarinina sy atody hanaovana azy njay. hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. estine ( 13/10/2005 07:15)
'zany vevavy tsy mahay lakozia izany anie ry hery miafina tena tsy mijajika e!
refa mazoto aleo hividy sy anao
fa herimiafina anga tsy mba faly refa anaovan'ny ankizinao sakafo ? za lo fière be metsy hoe tanambadiko no nanao sakafo ho ahy
hoentiko eto rapitso fa adinodinoko,sady ety @cyber aho de kely chiffre anio compreds-toi de moi ozy nekizy aty @na zay:P
13. Herimiafina ( 14/10/2005 01:43)
Eeeeeeh, injisy mantsy mon kamarady estine fa tena manao lakozia irery e. Mampirevirevy tena eny.
Le mamanay izay no mpanao sakafo bonne ho ahy, tsaroako ery le refa mody iny de nanaovany an'ilay gogo maina natao ro miaraka amin'ny ovy, de mingesongesona ery.

Eeeeh, le ron'anamamy isaky ny alatsinainy atoandro, laniko mbakan'ny varin'apango, eeee, asian chili sauce kely le trafokena iny tena dorizina tsara mihintsy.

Eeeeh, injisy fa aty tsy misya n'izany tsony, mba andefaso voanAnamamy zah ry reto hamboleko anaty boatin'aourta ato antrano ato mba hohaniko refa manimanina iny e.

Ataovy ao anaty valopy fa tsy hita iny de alefaso paositra na de voninny efatra fotsiny aza. :-D
14. menakely ( 14/10/2005 18:40)
hitovizana io ry Hery,rehefa mankany dago de tsy mihinana afa-tsy anana
15. Herimiafina ( 15/10/2005 01:41)
De le anamadinika sy henakisoa, favy an.
De le Lasopy legioma manimanitra persil sy kotomil iny.
De le Kabaka anamalaho natao ro mazava, hay.

Ny ananambo, ny hasina, sns. Milendaka be njay zah zany marina.

Leo poulet au coco fa zany no mba betsaka aty.
16. estine ( 17/10/2005 09:00)
mapônaelle koa ty nareo eh zay leo anizay aty nareo mitady zay te hoany nareo te hoaty @sakofo ihany aloha ny resaka eto an!
fa ny ravitoto,ny vary be menaka nga adinonareo io kosa alo afaka manao nareo ny tsonjo vôendy/karoty/tsaramaso...lafika ko vitanareo any sns..sns
mazotoa omana
ny lasopy soucrile tongotr'omby ...;
um miam:!::!::!::!:
17. Herimiafina ( 18/10/2005 21:05)
Tena mbola mindry le vonanana zah hatramin'izao marina.

Dieny eo ihany nareo de mba andefaso, tôrtô sy vômadilo kou fa te-hamely anreny zah, hehehee:-D:-D:-D
18. boubounezy ( 18/10/2005 21:47)
andefasako njy aky a!


vivi:

torohy hevitra fa za mitady machine na appareil manamboatra pate sy caca pigeon ireny , mitady foana za fa tsy mahita? misaotra betsaka !



19. diamondra27 ( 19/10/2005 16:50)
herimiafina a!: za aty france mahita anamamy fa aza lazaina hoe tsy misy aty.
TOROHEVITRA: Rehefa fotoanan'ny fanirian'ny katsaka aty france de mandehana mitsipona mioty anamamy fa feno aty sady gratuit io no maka ze ilainao enao.
Tonga @ fitenenana hoe: taninkatsaka tany paris aiza ho anay anamamy ooooooo!...
De tandremorehefa mioty le anamamy sao de le beladonina ndray no voaoty fa mahafaty ny beladone an!

20. Herimiafina ( 19/10/2005 22:02)
Eeeeeeh, brèdes, eeeeh, zah mba hanamboary an'izany e, anamamy sy henakisoa, ron'anamamy sy angivy mangidy be, he aoka fotsiny.

Rôvina zah no hiotazandroky an'izany zavatra manja be izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1967