Mitady tononkira

1. Aroniaina ( 08/10/2005 06:14)
Manahoana daholo ianareo , saika mba miangavy anareo aho raha mba mety dia mba omeo ireny hira atao amin'ny ceremonie amin'ny Mariage ireny aho fa tsy mahita aho ato amin'ny takelaka ato .Dia misaotra mialoha na hira gasy io na vahiny an! dai manantena avy aty aminareo e! misaotra mialoha e!
novalian'i xxx ny 14/01/2006 16:05
2. faby ( 09/10/2005 16:00)
mitadiava album n'i Barry White, misy hira tsara be ao efa nanaovan'i julia roberts ouverture mariage t@film, milay be
3. andryfaly ( 10/10/2005 07:30)
slt!

misy ato amiko ato !maromaro ilay izy! feonkira sy karaoke !,fa ny hoe tonokira sy hira mihitsy de mety ahitato ato amiko ato ihany ny hitako farany tato zao an !toy mariazy Njakatiana,Ianao no tiako satria !Barijaona!,mbola ho avy,ny fitia,hiaraka @ nao Nary Arthure,omeko anao I Magine,iombo mpitia @ nao ....
fa atoroko fika enao !mino aho fa misy ordi eo @ nao eo !de avadika *.MP3 na *.wav ilay izy dia ahena ny vitesse de lecture ilay izy !
sa ilay hevitra sy play list mihitsy no tsy hitanao
4. andryfaly ( 10/10/2005 07:34)
slt!

misy ato amiko ato !maromaro ilay izy! feonkira sy karaoke !,fa ny hoe tonokira sy hira mihitsy de mety ahitato ato amiko ato ihany ny hitako farany tato zao an !toy mariazy Njakatiana,Ianao no tiako satria !Barijaona!,mbola ho avy,ny fitia,hiaraka @ nao Nary Arthure,omeko anao I Magine,iombo mpitia @ nao ....
fa atoroko fika enao !mino aho fa misy ordi eo @ nao eo !de avadika *.MP3 na *.wav ilay izy dia ahena ny vitesse de lecture ilay izy !
sa ilay hevitra sy play list mihitsy no tsy hitanao
5. totakely ( 13/10/2005 12:28)
mba omeo ahy ny tonon'ilay hira hoe:
fa may, may ahita anao ny zanakolombelona @ zao fotoana zao
fa ma, maneto sy diska no enty manafana ni fidinanao
avy any an-danitra
ANDRIAMANITRA O.....................
.......................sns
6. lanto ( 20/10/2005 11:47)
totakely > Andriamanitra Ny titre an'io, hiran'i Mahavanona.

Aleo soratako eto zay tadidiko :

Atra ô ambarao anay ho'a ny tena marina
Ny fiainanay ve no efa voatokana ny tsy hilamina
Tsy hitanao ve ity fiainanay toa sangodim-panina
Miangavy anao mba hidina
Fa misy lohan'angidina ireto zanakao

Fa may may ny hahita anao ho'a ny zanak'olombelona am zao fotoana izao
Fa Ray, rainay be fitiavana ka afaka hanome fofom-pofony ho anay
Ondry mafy loha


Atra ô ny loza mety hiseho re ambarao anay
Ny hafanana be aret-maro hai-tany sy ny sisa
Horohoron-tany ve hamoizanay olona analin-kisa
Antsoy an-telafonina
Raha misy sikilonina
Hiomananay indray


Fa may, may ny hahita anao ny zanak'olombelona @ izao fotoana izao
Fa aza miandry ela raha hamaly ny antso an-taratasinay mazava marina

Andriamanitra ô
Tsy mba misy afera ve hahazoanay miakatra any
Izay mibebaka ihany ve no hahita izany fanjakan'ny lanitra
Ialana tsiny re fa ny fotoana tena mbola sarotra
Tsy izahay no maditra
Fa ny revy no tsy ritra
Fa mino anao zahay

Fa may, may ny hahita anao ny zana'olombelona amzao fotoana izao
Fa ma...magneto sy disika no entina hanafana ny fidinanao
avy any an-danitra


Ry ambany lanitra ô
Miteniteny foana aho angamba hoy ianao

misy banga de misy mifandipatra koa angamba :) indrindra le fiverenana ireny.



Nahitsin'i lanto
novalian'i lanto ny 21/10/2005 09:38
7. rasera ( 20/11/2005 15:04)
sao mba misy manana hira aloma aiza no mety ahitana
8. xxx ( 14/01/2006 16:05)
Ataovy danse de salon no betsaka (valse, tango, passo, madison, cha cha cha, rock) f reo no tena mihaja be. Valse atao ouverture. Dé asivo slow kely avy eo fa milay be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2394