QUICHE

1. bichette ( 07/10/2005 07:05)
Inona no tokony hatao mba ho masaka tsara sy mikarepoka sy mafy ilay pate ambany iny rehefa mahandro quiche ? satria lena ve ilay legume na ilay fangarony dia mitera-drano ? ohatra hoe saumon, poireau, sa ilay "flan" (atody, lait ) no miteradrano be loatra? miankina amin'ny moule koa ve ? moule vy na moule duralex ?
misaotra betsaka
novalian'i zoara ny 08/01/2006 13:18
2. vale ( 07/10/2005 14:47)
Tsy fantatro na avy @ilay ronono+atody ampiasainao no mahatonga izany fa ny ahy ny ampiasaiko "crème fraiche" ka tafavoaka tsara!Andramo we?biz
3. vale ( 07/10/2005 14:49)
azafady, bichette à: au lieu de ronono crème fraiche manko é! d ny atody atao ihany!
4. ponita ( 07/10/2005 18:29)
fa inn kanefa ny pate fampiasanao? feuillété? ny pate-ny quiche koa anie tsy tokony hikarepoka sy mafy izany mihitsy satria hohanina miaraka amin'ny salade no fanao azy donc tokony ho fondant aza e!
tsy haiko aloha fa ny ahy pate feuilléte, atody 3, creme fraiche boite kely, lardons, na thon no fataoko, tsy de tiako ny poireau sy ny saumon!
mazotoa homana e!
5. Faribolana ( 10/10/2005 00:39)
Sao dia mba tsy ampy nahandro kosa ary ilay pate? Satria anie handrahoina kely (au four an!) :)aloha ilay pate dia somary trouer-na @ fourchette, vao araraka ny fangarony e. Fa raha mantabe iny no tonga dia asianao ny fangarony dia mety mitsonika. Asa nefa!
6. bichette ( 10/10/2005 06:40)
misaotra anareo nanome sosokevitra
hoy ilay recette hitako izay hoe ronono sy atody dia izay no nataoko, andraso indray hoe andramako 3 sy crème fraiche ilay en boite kely ireny
ilay pate brisée no nataoko fa tena malozatra tena ohatran'ny tsy masaka mihintsy anie ilay fond e !
7. Herimiafina ( 15/10/2005 01:44)
Mividiana pate any amin'ny supermarché fa efa misy pate famnaovana azy any de ny ao anatin'ilay izy fotsiony no preparena.

Kiche loraine ve sa inn no tena tinao?
8. boubounezy ( 18/10/2005 21:48)
marina izany na pate pizza kou aza misy


Herimiafina:

Mividiana pate any amin'ny supermarché fa efa misy pate famnaovana azy any de ny ao anatin'ilay izy fotsiony no preparena.

Kiche loraine ve sa inn no tena tinao?



9. bichette ( 19/10/2005 06:27)
dé nosoloina crème fraiche fa dia eeeeeeeee tsy mety mafy tsy mety mikarepoka tsy mety doré fa malezolezo sy fotsy foana ny fond e
10. Herimiafina ( 19/10/2005 06:37)
Tsy ampy menaka kely zany.
11. ponita ( 21/10/2005 17:05)
mety ilay pate ny ratsy an,
ny afony: four 220° pendant 20mn eo
etaler-o ilay pate efa vita iny, tsy esorina ilay taratasy (araka ilay efa atorony rehetra)
à part: atambatra atody telo, sy crme fraiche 30cl na 50 cl + sel, poivre, tongolo ravina, sy izay manitra mbola tiana kapohy vetivety hitambatra

raha lardons efa nendasina dia hatamabtra fotsiny sisa

raha thons, tsihifina ny ranony dia atambatra amin'ilay crème!

ankoatr'izay dia tsy haiko ny antony tsy mampety ny quiche-nao fa ny ahy aloha dia io ny fanaoko ary tsara satria ao amin'izay hilavako azy (doré sy fondant)
pate feuilleté an'i ed na lidl na franprix nefa ny ahy ny marque!
12. booboo ( 23/10/2005 15:55)
tsy masaka tsara angamba matoa mitera-drano lé quiche. Andramo janona anaty four mihoatra ilay fotoana voalaza anaty boky
13. vale ( 27/11/2005 22:13)
Bichette> ny ahy ko aza tena le pate (brisée) mora be ECO+ ny E.LECLERC ireny no ampiasaiko fa mety! sao dia ny température marina! araho injay ary alo io lazain'i ponita io dia aza kivy eee!dia sao dia tsy voatsika tsara koa lé légume sns ataonao aminy e!
14. adam ( 04/01/2006 22:53)
sao dia ela lotr za zaznyt efa nona be
15. zoara ( 08/01/2006 13:18)
andramo andrahoina aloha lay pate:
tsindromo @ forisety,de asio an'ireny galette de cuisson @zay tsy hisintona rehefa masaka.systeme-ko taloha io satria nisy olana teo @ lafaoro
rehefa manendy ny lardon aza asiana solika fa lapoely mafana be d'efa ampy de avy eo tsihifina tsara.afanaina tsara ny lafaoro alohan'ny hampidirana ny quiche.thermostat 8.
zah rehefa manao quiche,de andrahoiko indroa.20 min thermostat 8,de avy eo 20mn thermostat 6 fa tsy andrahoiko mialoha zany ny pate
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2801