ahoana avy ny fomba fanaovana (na fisotroana) kafé

1. xxx ( 06/10/2005 08:24)
ity ny fomba fanaovana kafé mahery indrindra hitako hatr@ izao (faritra atsinanana Dago):
-efa misy vovoka kafé vonona aloha
-fihazana @ bakan-kazo izay ny tahom-pary 3 na 4 lavalava hivoahan'ny ranony
-andrahoina ao anaty vilany saba lehibe ny ranom-pary dia avela hadity tsara
-iny ranom-pary efa madity iny no atao solon'ny rano hafangaro @ vovoka kafé sady tatavanina tsara
Mahery izany fa raha ho an'ny olona tsy zatra ka harivariva vao misotro azy de tsy mikipy mihitsy io maso io mandritra ny alina.
novalian'i xxx ny 11/10/2005 09:54
2. bichette ( 06/10/2005 09:42)
hay ve ! tsara ho fantatra izany na dia tsy mpisotro kafé aza aho. merciiiiiiii
3. Herimiafina ( 06/10/2005 11:55)
Kafé fary no anaran'io kafé mahery io. Mandaitsa mahintsiny refa avy daozin'ny Gozomel, ny Gilomidro sy ny Betsa. heheheheh:-D
4. xxx ( 06/10/2005 13:56)
milay ka, indrindra refa mahatsiaro reraka iny tena miverina mihitsy ny hery sady mampazoto lalan-dava, mazotoa e!
5. rebosa ( 07/10/2005 15:15)
Herimiafina zany dia Antsirabe-man be : zany ve tsy hahafaty, fa eto lou zao misy bandy betsimisaraka de milaza izy hoe : matriro be hono io ; fa tena ohatsan'ny mahadozy aloha izy zany an !
tanjemo ihnay ze tsy de mahazaka fa sao fanina
6. mignone ( 07/10/2005 15:24)
aleoko ihany café "grand mère " ka:-D
7. xxx ( 11/10/2005 09:52)
ny kafé vitan'i nenitoa no tsara miaraka @ filtre d'amour:-D
8. xxx ( 11/10/2005 09:54)
ny kafé vitan'i nenitoa no tsara miaraka @ filtre d'amour:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7922