fiarabana ny namana ato @ serasera.org

1. renta ( 06/10/2005 12:23)
:D slt daolo eh! zao vao mba tafiditra d mba tè hiresadresaka @ ireo zay tè hiresadresaka
2. rurik ( 06/10/2005 12:30)
slaut ianao tonga soa! dia mazotoa fa mahafinaritra eto e tsiky dia ampy eeeeeeeeeee
3. ari.malala ( 06/10/2005 12:34)
tonga soa renta, d mhità fahafinaretana sy izay irina rehetra e!
4. pika ( 06/10/2005 12:53)
tsy ranon'Ikopa ka tonga namana vao mavo2 fa dia faly mandray anao dia mazotoa e
5. fasaly ( 06/10/2005 15:12)
ka inona ny malaza ry vaovao a!
6. fasaly ( 06/10/2005 15:12)
mbà ilazalazao ny tsiambaran-telo, fa tsy belazao!
7. fijo ( 06/10/2005 20:48)
tsy fipizana ka tondrahana rano vao mikoraka e.faly mandray anao e.
8. pika ( 07/10/2005 05:46)
fijo :-D:-D hafa indray izany
ary toa miady rima tsara anie izany ambaran'ny fasaly izany e hay dia efa ....:lol:
9. vale ( 07/10/2005 14:05)
manahoana i renta!
10. rongatry ( 07/10/2005 15:11)
miarahaba andReta tonga soa.
Tsiky dia ampy e !
11. fijo ( 07/10/2005 19:24)
ary fasaly izany avy dia liana an.
12. mandrindra ( 08/10/2005 12:12)
tonga soa i renta,
koa tafahoana ary ny tia sy ny manina
avy hatrany dia misonanina
koa arosoy amin'izay ary ny hanina !!
13. fasaly ( 08/10/2005 13:34)
fa taiza foana ianao ry renta
izahay tato efa sasaniandry
aoka ianao tsy hipararetra
fa ny antsika fitia mifamaly
14. Herimiafina ( 15/10/2005 02:37)
Ary niala sahady ngamba ileiry fa tsy hita tsony marina. Fa nataonareo inn izy ry reto? Nareo an.:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3021