Miaro amin'ny cancer tokoa ve ny pillules contraceptives?

1. Herimiafina ( 30/09/2005 04:27)
Hoy ilay dokotera akaman'i herimiafina izay, ny fihinanana pillule dia miaro amin'ny cancer any amin'ny nono, ovaire, ny tranonjaza, ny col de l'uterus, ny vagin, ny vulve, sns. Izao ny fanazavana:

- Ny cancer dia vokatry ny tsy maha-regulier ny cycle hormonal miverimberina be loatra.
- Ny cancer dia vokatry ny troubles hormonal, tsy mielanelana tsara sady tsy regulier ny fiasan,ny hormone na ovarienne izanny na hypophysaire.

Ny pillule contraceptive (sauf pillule du lendemain) ilay hohanina isan'andro nefa dia mi-stabiliser ny cycle sexuel manaja tsara ilay faharetan'ny cycle (28-45 jours) hany ka miaro amin'ny cancer.

Ahoana ny hevitrao? (raha mila fanazavana amin'ireo termes teknika ireo de teneno).
2. kally ( 30/09/2005 08:04)
Ny mifanohitra amin'io anefa no voaporofo vao roa volana lasa izay.Andraso ho jereko ilay lahatsoratra mikasika azy dia alefako eto.
3. booboo ( 30/09/2005 09:13)
miaro @ cancers sasantsasany @ taova sasany fa kosa "mety" hampisy cancers any @ taova hafa. Tsisy tadidiko oe inn aby no taova voaharo dé inn aby ny mety ho voa !
4. xxx ( 30/09/2005 11:22)
ny fihinanana pillule contraceptive de tsy tsara ho an'ny olona maharary circulation (rehefa mikasika ny fo sy ny lalan-drà). Mety mitarika hatr@ fahafatesana mihitsy. Betsaka ny zazavavy any @ faritra atsinanan'Dago no matimaty foana noho ny famporisihina ihinana io pillule io nefa tsy mifanaraka @ toe-batany.
5. xxx ( 30/09/2005 13:09)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 30-09-2005 06:27:27
Lohateny : Miaro amin'ny cancer tokoa ve ny pillules contraceptives?
Hoy ilay dokotera akaman'i herimiafina izay, ny fihinanana pillule dia miaro amin'ny cancer any amin'ny nono, ovaire, ny tranonjaza, ny col de l'uterus, ny vagin, ny vulve, sns. Izao ny fanazavana:

- Ny cancer dia vokatry ny tsy maha-regulier ny cycle hormonal miverimberina be loatra.
- Ny cancer dia vokatry ny troubles hormonal, tsy mielanelana tsara sady tsy regulier ny fiasan,ny hormone na ovarienne izanny na hypophysaire.

Ny pillule contraceptive (sauf pillule du lendemain) ilay hohanina isan'andro nefa dia mi-stabiliser ny cycle sexuel manaja tsara ilay faharetan'ny cycle (28-45 jours) hany ka miaro amin'ny cancer.

Ahoana ny hevitrao? (raha mila fanazavana amin'ireo termes teknika ireo de teneno).



Miverina ery ambony
Mpandefa : kally [ Valio ] 30-09-2005 10:04:39
Lohateny : Re : Miaro amin'ny cancer tokoa ve ny pillules contraceptives?
Ny mifanohitra amin'io anefa no voaporofo vao roa volana lasa izay.Andraso ho jereko ilay lahatsoratra mikasika azy dia alefako eto.



Miverina ery ambony
Mpandefa : booboo [ Valio ] 30-09-2005 11:13:46
Lohateny : Re : Miaro amin'ny cancer tokoa ve ny pillules contraceptives?
miaro @ cancers sasantsasany @ taova sasany fa kosa "mety" hampisy cancers any @ taova hafa. Tsisy tadidiko oe inn aby no taova voaharo dé inn aby ny mety ho voa !



Miverina ery ambony
Mpandefa : xxx [ Valio ] 30-09-2005 13:22:11
Lohateny : Re : Miaro amin'ny cancer tokoa ve ny pillules contraceptives?
ny fihinanana pillule contraceptive de tsy tsara ho an'ny olona maharary circulation (rehefa mikasika ny fo sy ny lalan-drà). Mety mitarika hatr@ fahafatesana mihitsy. Betsaka ny zazavavy any @ faritra atsinanan'Dago no matimaty foana noho ny famporisihina ihinana io pillule io nefa tsy mifanaraka @ toe-batany.

6. ravakamalala ( 30/09/2005 13:17)
xxx > Ino raha ty kou?

Raha mifanaraka amin ny toe batan ilay vaiavy tokoa ny pilule hohaniny (satria misy karazana pilule bdb) dia miaro am cancer tokoa hono.

fa betsaka anefa indrisy ny vehivavy mihinankinana pilule fahatany fotsiny, tsy fantany akory na mety aminy na tsia dia mampidi doza ho azy. Io anie na resaka lé dose fotsiny aza dia tena efa dangeureux e!

7. Herimiafina ( 30/09/2005 16:55)
Ny fampiasana azy tsy manaraka ny tokony ho izy na irregulierement, misy fotoana voadingana, sns dia mety mitarika fikorontanana eo amin'ny cycle hormonale.

Raha ohanina ara-dalana ilay izy de mety tsy maninona, raha toa koa ka mifanaraka amin'ny toe-batana.

Fa ny olana dia be dia be ny manadino, tsy manaraka ny fempetra dia lasa mampikorontana ny cycle. Dia rehefa mikorontananany cycle dia misy effet any amin'ny taova rehetra izay miova forme ao anatin'ny volana.

Dia lasa cancer izany.

Misy mantsy vehivavy noho ny toe-batany sy ny toetr'andro sy ny zavatra ataony no mikorontana cycle sexuel ka mora voan'ny cancer rehefa mahazoazo taona. Mety amin'izy ireny ve ny hamerenana ny cycle -ny ho regulier?
8. xxx ( 01/10/2005 15:18)
zah indray aloha de tsy miombo-kevitra @nareo mihitsy. ampihinanin'ny vazah ireo karazana fanafody chimique rehetra ireo ny olona any @ tany andalam-pandrosoana mba tsy hiterahany. hovonoin'ireo mihitsy aza moa no anaovany ny olona any @ tany mahantra mba hangalany ny toerana, tsy mivazivazy zah @ zany an! ny hany fantatro de izao: raha tsy efa tratry ny aretina mafy na efa misy trouble goavana be ny cycle an'ilay vehivavy vao tokony mihinana ireny. Tsarovy fa raha fanafody chimique na extrait hormonal de tsy maintsy misy effet secondaire fôna io na ho ela na ho haingana. Nisy revue scientifique izay nilaza fa na ny paracetamol no mihoatra ny 500g izy izay rah tsy diso zah an, ny tontalin'ny hohanin'ny olona 1 @ andro ihainany de lasa mampihintsana ny volon-doha. paracetamol aza izany! Mahafaty zazavavy betsaka any @ntsika io fihinana pillule io, poizina ho an'ny firenena mihitsy!
9. Veloo ( 03/10/2005 21:29)
ny fantatro dia TSIA otran'ny lazain'i Kally
10. Herimiafina ( 03/10/2005 23:48)
Okay, tonga izany dia laviko tanteraka indray iny hypothese n'i nedala iny. Nedala mantsy miseho ho favy be de tsy mety kianina mihintsy (le dokotera akaman'i Herimiafina io an).

Fa ity njay ny hevitro manokana:
"Aza mihinankinana an'ireny zavatra tsy hainao ireny e. Fantatrao moa ny ao anatin'iny?"

Mahagaga ahy ny vazaha, sarotiny ery hoe biologique ny zavatra hohaniny, sakafo biologika tsy nampiasana zezika simika, nefa izy mihinana pillule, izay synthèese chimique be ny nanaovana azy.

Miataky direkta ny ovaires-izany ary miataky indirektemant ny hypophyse antérieure (ao mabanin'ny atidoha)sy ny organe iharan'ny cycle sexuel rehetra: nono, uterus, vagin, ovaires, etc.

Ka stay natural ry zareo an, aleo ihany sipa naturelle fa tsy sipa simika e. Zah koa tsy tia afa-tsy biologika natoraly ihany.hehe:-D:-D
11. xxx ( 04/10/2005 09:11)
izay ahay mba lazaina...fa i Herimiafina angaha notapotapohin'ny resaka "feed back"?:-D:-D:-D
12. Veloo ( 04/10/2005 14:04)
tssssssssss ataovy teny gasy rano ray ry reto a :roll::roll::roll:
13. Herimiafina ( 04/10/2005 14:57)
Tsy aleo ve naturelle foana ry sipa isany an.
Hanihanina daôlo zao zavatra tsy fantatra rehetra izao.
Inn zao no tsy hitiavana zazakely. Za zao nefa tena mirevy zaza be mahintsiny, hanangana creche kely mahintsiny za any aoriana any de alaiko daôlo ze zaza arian-dreniny any ananona rehetra any.

Former-ko ho lasa armée herimiafina.

Omeo ahy ze zaza tokony hiforona fa aza alana izany.8)
14. Veloo ( 04/10/2005 17:35)
ataovy tena gasy ray rano ry reto a :roll::roll:
15. Herimiafina ( 04/10/2005 20:24)
Raha ato teny gasy iray rano dia hanombohana azy, hazavao any ny dikan'ny hoe Veloo hoe e?
16. ravakamalala ( 05/10/2005 14:30)
Herimiafina > lé sipa 100% naturelle dia ilay sipa vao mifoha maraina iny. Bien be iny e! Lé volo misaritaka be dia ilay tarehy mibindina, ny orona mivonto, ny maso bongo,
tiako be mihitsy raha amin iny fotoana iny aho no misy mitory fitia, :-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 05/10/2005 14:58)
Le vao maimbo vava vao maraina iny ve? maimbo tsemboka sy bona be amin'ilay akanjo mandry tsy nisasa efa ho amambolana? Hehehehehehe :-D
18. ravakamalala ( 05/10/2005 15:10)
:-D :-D:-D:-D Ka iny anie lé 100% naturelle e! dia tsy tianao ve?
19. Herimiafina ( 05/10/2005 15:23)
Ny rano koa anie ry ravakamalala mba naturelle e. Le misasa koa zavatra fanao ara-boajanahary, hehehehehehe:-D:-D:-D
20. ravakamalala ( 05/10/2005 15:47)
=))=))=))

Mankarary hono lé misasa foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5936