Miaro amin'ny cancer tokoa ve ny pillules contraceptives?

41. Veloo ( 20/10/2005 14:18)
ny seriko no afindrako any zany :-D:-D:-D
42. Herimiafina ( 20/10/2005 16:04)
De ataonao ahoana ny famindrana azy amin'ny vava? hehehehehe :-D:-D:-D:-D
43. Veloo ( 20/10/2005 16:59)
atsipiko ny lelo dia von'ny sery ela :-D:-D:-D
44. booboo ( 21/10/2005 19:32)
hiverenako lé sujet. re-confirmer-ko lé oe miaro @ cancers sasantsany sy ny antony, ankoatra zay koa manala lé marary @ ovaire refa ovulation iny (ho an'zay mpanao an'io ôtra anà)

Dônky amiko, tena ilaiko lé pillules tsy resaka tsy te-ho behovohoka fa tena resaka fahasalamana ara-pananahana.
45. Herimiafina ( 21/10/2005 20:25)
De refa te-hiteraka amin'izay ne i toi de mila manajanona an'io manadio vatana pendant 2 ans alou e, zay vao azo antoka tsy hisy effet ratsy any amin'ny fiterahana. Sa tsy izay.

Nen'i Veloo de tena resa-delo be mahintsiny maninona aza no tsy natao hoe Leloo ny anaranao ato e? (lainga kambony akie ry le be taindelo keliko ity an).:-D:-D:-D:-D
46. booboo ( 22/10/2005 08:11)
effets ratsy inn ?
47. Herimiafina ( 24/10/2005 18:06)
Ohatra hoe efa zatra le excitation tamin'ny pillule ny endometre uterin de zatra misy contraction foana de tsy mitazona le zaza tsony refa miforona izy de manjary latsaka foana le zaza na de tokony voatazona aza eo amin'ny nidation.

Fa saingy azo arahina controle hormonale ihany kay moa izany kah.
Don't be afraid.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2354