Miaro amin'ny cancer tokoa ve ny pillules contraceptives?

21. Herimiafina ( 05/10/2005 16:05)
Mankarary kou le voretra foana kah.:-D:-D:-D
22. Veloo ( 17/10/2005 19:58)
o ry kala heri a matao nataoako oe Veloo ny ahy satria efa nisy naka ny Velo knou....no sady raha misy gonzo ato dia tonga dia hainy ny miteny ny anarako:P:P:P:P :P
23. Herimiafina ( 17/10/2005 20:07)
Hainao moa no dikan'io Veloo io amin,ny teny Suedois ry Veloo? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
24. Veloo ( 17/10/2005 20:13)
an3 lazao fa tsy aiko...
25. Herimiafina ( 17/10/2005 20:17)
Za kou nefa tsy mahay, zah aza tsy miteny suedois, hor hor hor hor =))=))=))=))
26. Veloo ( 17/10/2005 20:21)
=))=))=))=)) midegany mihitsy ty enao ty kle =))=))
27. Herimiafina ( 17/10/2005 20:25)
Tsy maninona akia fa io le aretina mety hahafaty ahy an, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
28. Veloo ( 17/10/2005 20:28)
misy cancer'ny fidegany zany injy knou :-D:-D:-D
29. Herimiafina ( 17/10/2005 20:34)
Non prostaty hehehehehe:-D:-D:-D:-D
30. Veloo ( 17/10/2005 20:41)
:-D:-D:-D:-D inn no hidiran'ny prostaty @ zany??? efa misy angaha njy? :-D:-D
31. Herimiafina ( 17/10/2005 20:43)
Aleo zany ho any fa efa ho faty ihany de aleo enao alou no karakaraina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
32. Veloo ( 17/10/2005 20:45)
ho fatifaty @ tsisy antony enao ty ka :-D
33. Herimiafina ( 17/10/2005 20:49)
Aiza kosa e, misy antony foana kah.
Au fait, aiza moa enao ty no miasa e?:-D:-D
34. Veloo ( 17/10/2005 20:51)
any am-piasana ka =))=))=))
35. Herimiafina ( 17/10/2005 20:56)
De aiza hoa iza an'i New York ao le fiasana?
36. xxx ( 18/10/2005 13:58)
Tsara be le lohahevitra fa tohizo r'ireto an!:-D
37. Veloo ( 18/10/2005 16:18)
xxx a tssssssssss:roll::roll:
38. Herimiafina ( 19/10/2005 06:45)
Mitsifotra njay ry Veloo zany, tssss
39. Veloo ( 19/10/2005 20:42)
dain ko ty ra hidden power ary ela angaha tsy mitsifotra ko? :roll::roll::roll:
40. Herimiafina ( 19/10/2005 21:03)
Ka mifindra ireny, de nifindran'ny anao zah. Zavatra hafa ahay afindra aty. hehehe :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2615