toetra
![](https://avatar.serasera.org/c3bb6f719742fd1e5768d6d1361cfb49.jpg)
1. vivi
(
01/10/2005 11:14)
tiako fantatra we inona ny mahatonga ny vhv mbola manaiky miverina @ sipany taloa !, ary inona no tokony atao raha mbola tian'ilay vhv ilay bandy taloa na d efa nisaraka aza?, nila hvt aminareo vhv namana !
novalian'i angelgirl ny 25/10/2005 16:31
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
2. xxx
(
01/10/2005 11:56)
ny mahatonga ny zany dia mety rehefa nisaraka t@ ilay bandy taloha izy ka niaraka t@ bandy hafa mety hitany fa ilay bandy taloha ihany no mahay mirevy nohon'ilay bandy vaovao zay no marina aty amiko ko lol!lol!
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
3. Herimiafina
(
01/10/2005 14:04)
Ze voalohany foana no ataon'ny vehivavy reference, ny sisa rehetra mifandimby dia comparer-ny amin'iny voalohany iny, ka rehefa tsy mahaovoka dia manenina an'ilay voalohany le sipa.
Ahoana hoy i Ny Ainga izay? Hafa ihany le voalohany e.
Ahoana hoy i Ny Ainga izay? Hafa ihany le voalohany e.
![](https://avatar.serasera.org/85e31b2784c102ec7e1f6e80ccc1b8db.jpg)
4. rongatry
(
01/10/2005 15:10)
Tsotra izany e : mbola tsy ritra ny rano nitàna.
Jereo ihany aloha alohan'ny hiverenana na hanambitambizana ilay voalohany hoe sao dia mba manan-danja ihany ilay @ izao fotoana izao.
Mahaiza mandinika ny "valeur"-n-dry zareo e : izay zavatra hananàny lanja jerena fa tsy izay zava-mandalo : revirevy, restaurant, ...
Ny hiverenana amin'ilay voalohany aloha na dia mbola tia aza ianao dia miankina aminy koa : raha libre izy, raha mbola tiany ianao ...
Mandiniha tsara, dia mahereza e !
Jereo ihany aloha alohan'ny hiverenana na hanambitambizana ilay voalohany hoe sao dia mba manan-danja ihany ilay @ izao fotoana izao.
Mahaiza mandinika ny "valeur"-n-dry zareo e : izay zavatra hananàny lanja jerena fa tsy izay zava-mandalo : revirevy, restaurant, ...
Ny hiverenana amin'ilay voalohany aloha na dia mbola tia aza ianao dia miankina aminy koa : raha libre izy, raha mbola tiany ianao ...
Mandiniha tsara, dia mahereza e !
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
5. Herimiafina
(
01/10/2005 15:19)
Mbola misy koa ity.
Amin'ny voalohany ny vehivavy dia mandeha amin'ny fo loatra ka mora misaraka. Ohatra hoe, nampirafy le bandy tonga dia tsy misy resaka fa bye bye.
Aty aoriana be izy vao tonga saina hoe tsy dia nitombona loatra le antony nisarahany tamin'ilay voalohany fa kay mbola misy bandy pire noho iny aza, dia lasa manimanina ilay voalohany izy hoe tahak'izay aho nilefitra ihany dia mbola niaraka tamin'iny.

![](https://avatar.serasera.org/ec23054480c12483a888e15900c8b7c2.jpg)
6. ravakamalala
(
01/10/2005 15:56)
rah any antony dia marina daholo ireo tenin i Herimiafina ireo, manao comparaison foana ny vehivavy dia raha tsy mahavoa lé am zao fotoana dia manimanina an lé talou,
Fa tandremo anefa fa ndraindray lé vehivavy malahelo ny fotoana niarahana fotsiny fa tys dia hoe ilay lehilahy loatra no alelovany.
Ndry ihany no mahafantatra hoe mety ve sa tsia e! tadidio fa matoa koa anie nisaraka dia satria efa nisy zavatra tsy nety mihitsy akia tao e! Dia mbola vonona hiverina am zay ve an!

![](https://avatar.serasera.org/28720b97999095e4af1e3b8722bb0d65.jpg)
7. pika
(
03/10/2005 05:17)
ny tena fitiavana mety mahay mamela heloka raha tsapan'ilay vhv araka ny tenin'i Herimiafina fa tsy dia nisainana loatra ilay fisarahina fa nentimpo fotsiny
ary ilay hoe inona no atao raha mbola tia nefa efa nisaraka dia hoy ZAY hoe hatramin'iny ka hatramin'izao ny foko dia mbola tia anao .....nefa ny fitia tsy an-tery... koa miezaha manadino,tsy adino anefa izany raha tsy misy solony
ary ilay hoe inona no atao raha mbola tia nefa efa nisaraka dia hoy ZAY hoe hatramin'iny ka hatramin'izao ny foko dia mbola tia anao .....nefa ny fitia tsy an-tery... koa miezaha manadino,tsy adino anefa izany raha tsy misy solony
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
8. Herimiafina
(
03/10/2005 23:13)
De hozy koa i ZAY hoe: "tsika roa...." hehehehehe:-D:-D:-D:-D de fin de l'épizoda.
![](https://avatar.serasera.org/b6fff92c7df5a8f83e36138b22393827.jpg)
9. estine
(
05/10/2005 13:59)
zany ry se no FITIAVANA MARINA A! io le hoe je t'aime -ko ihany io! ka anaaiky ny saina tsia de je t'aime-ko iany hoy le fitiavana
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
10. Herimiafina
(
05/10/2005 14:04)
"Fitiavana marina", ry Doudou Michel sy ry Sylvia, ry Ambondrona, ry Poopy, ry Nanie , sns dia ao daholo. hehe
![](https://avatar.serasera.org/256a1c1f3c9abb23aeeabc444eaadb29.jpg)
11. angelgirl
(
25/10/2005 16:31)
za aloa tsy daccord @ tenin'i herymiafina mihitsy sanatria,voalohany ,tsy voatery ho ilay voalohany no ataon'ny vhv reference ,raha ny lehilahy koa no efa tratra mampirafy de sipa adala no mbola minia mitia an'izany.Fa angaha ry vhv gila maso sa kilemaina no tsy ahita tsara sy anaja kokoa noho izany?tsisy very anjara zany eo!Mety koa ny mbola itiavan'ny vhv ilay sipany taloha de nisy toetra ananany tsy hitany any @ lehilahy hafa !