Hasoavan-jaza(didipaotra), famadihana, vody ondry, vody akoh

1. ramhors ( 29/09/2005 20:50)
Mba eritreritra mandalo ny ahy ity hoe mbola misy mampihatra ve ireo fomba malagasy ireo any an-dafy any? Hoatra hoe hasoavan-jaza! tsy hoe vao teraka dia tapahana a! fa rehefa afaka roa taona iny, izay ny fomba gasy. Vody ondry raha toa ka malagasy samy malagasy no mifampakatra any an-dafy. Ny ankizy hono tsy mihinana vody akoho hoy dadabe fa bangaridana, tsy izany no tena marina fa fanajana lehibe hono ireny. Ny Ntaolo koa aloha fetsy, fantatry ry zalahy fa ao no tena misy ny mamy! Mety mbola azo atao ve, sa tsy maintsy manaraka ny kolo-tsaina eo an-toerana?
2. sipagasy ( 08/10/2005 10:27)
toa misy mampianatra ihany kannn jereo anie ny takelak'i olga HELISOA E! tena tsara be io fa misy ihany koa anie any @ ireny sekolyalahady ireny tsy baiboly ihany no ampianarina fa mba misy resaka fomba malagasy ihany koa e!
3. Herimiafina ( 14/10/2005 01:00)
Misy de misy tokoa le mampiatra azy ramhors a. Za zao anisan'ny mpakafy vary be menaka, tonga tsy nasaina any amin'izao famadihana isankarazany izao, sady mihinana henapaty dirandoza mahintsiny.
Asiana kely le sakay pilokely iny izy tonga de lafatra, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

NB: refa alavolonjaza njay de mifandrombaka miaraka amin'ny ankizy zah. hehehehe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3268