Iza ilay hoe fitovizan-jo eo @ lahy sy ny vavy?

1. xxx ( 29/09/2005 12:10)
Mbola misy ihany ny lehilahy mpanao didy jadona, manao ny vehivavy ho "ambany"zo noho ny lehilahy!Aminao rariny ve izany sa tsy maintsy izay tian'ny ralehilahy foana no arahina na mety na tsia , satria ny vehivavy ihany koa tsy manan-jo hamaly ny lehilahy (vady)!!!Mba mila ny fihevitry ny tsirairay raha azo atao! Misaotra tompoko!
novalian'i lilbon ny 04/10/2005 05:18
2. booboo ( 29/09/2005 13:29)
inn no aneken'ilay vehivavy ataon'ilay lehilahy an'izany nefany ?
3. fasaly ( 29/09/2005 13:37)
izay indray ary no mbola vehoivavy hanaiky an'izany amzao andro efa mihiratra be zao e! efa matin'ny toetrandro zany lamaody taloha elabe zany,
mba efa mila miova amzany fa efa andron'ny modernisation zao e! amiko mitovy aby ny droit eo amin'izy roa tointa.
4. Veloo ( 29/09/2005 15:35)
ie wa ry fasaly... raha tsy oe ande any @ tanyn'ny arabo angaha ilay kala ka mbola ho ambanina kle...
xxx. tsy misy intsony izany ary tsy tokony hisy intsony
5. vivi ( 29/09/2005 19:16)
an,an efa t@ androny western koa zany! fa tsy tokony atao @zao fotoana zao!
6. Herimiafina ( 29/09/2005 19:24)
Ehhh, malaeolo be za milaza aminareo fa taloha aza mbola nalefaka le izy fa zao vao maika pire k'lé.

Toy ny zavatra sy biby fiompy mihintsy no handraisana ny sipa zao, objet sexuela, machine à laver, sns.

Ny an'ny sasany moa machine à sexe de soloina refa misy tsy mety na vetuste., misolo sipa toy ny misolo akanjo, tssssss.

De mihevitra ve enao fa efa tamin,ny andro talou zany. eee. mampanaelo.

Halalaho ihany ty zava-drehetra ity dia tsy misy lalana mifehy intsony de ho hitanao fa izay no mitranga. Talou mba nisy lalana moraly ihany. tsssss.:(
7. fijo ( 29/09/2005 20:12)
ka hafa ihany kosa ny lahy e
8. Herimiafina ( 29/09/2005 20:25)
Hehehehehe, ary aiza daôly le sipa bedabe teo ireny e?:-D:-D:-D:-D
9. vivi ( 29/09/2005 20:46)
aleo fenoana ny pejy ato!angaha mbola tsy t hatory foana e, zao efa @ 22h47! mafy b an!
10. Herimiafina ( 29/09/2005 20:49)
Inona izany teny hoe "hatory" izany, teny gasy tsy mbola haiko zany sady tsy ato anatin'ny diksionerako. heheheheheheheheh :-D:-D:-D:-D
11. vivi ( 29/09/2005 20:52)
aiza aloha ianao io e! capital sa any @ sisiny tsy mety ilay rdv!manko hihihi
12. Herimiafina ( 29/09/2005 21:01)
Centre ville de la capitale. Tonga aty dôdô aty amiko ngah njy? :-D:-D:-D:-D
13. vivi ( 29/09/2005 21:04)
ie, aiza io!atsimo sa andrefana sa ? matahotra any madama za koa ! sao d asiany @ sidina b eo
14. Herimiafina ( 29/09/2005 21:07)
Efa hoe centre ko mbola misy atsimo sy andrefana ihany, enao kou o!

Madama iza no tianao tenenina, tsy fantatro zany? heheheheheheh:-D:-D:-D:-D
15. vivi ( 29/09/2005 21:09)
ao @ 13sa 77 sa 15 sa 78 sa tsy aiko e!
16. Herimiafina ( 29/09/2005 21:12)
Inn daôlo reo siffra be reo ry vivi? teneno mazava hoe de atorokoa anao? 75005 ve ny tianao tenenina? hehehehehehe
17. vivi ( 29/09/2005 21:14)
sao d secret koa , ary tena tsy mifanalavitra kosa tsika koa
18. Herimiafina ( 29/09/2005 21:15)
Fa ahoana aza no hitenenanao an'izany, fa azia marina moa enao io e? heheheheheeh:-D:-D:-D:-D
19. vivi ( 29/09/2005 21:18)
78 , lavitra ihany ka !
20. Herimiafina ( 29/09/2005 21:24)
78 aiza ho aiza? Tongan'ny bus sa metro?:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5