Iza ilay hoe fitovizan-jo eo @ lahy sy ny vavy?

21. vivi ( 29/09/2005 21:38)
metro ahoana koa zany!
22. Herimiafina ( 29/09/2005 21:44)
795 kamony ny misy ahy e. heheheheh:-D
23. vivi ( 29/09/2005 21:46)
hay ve , bye ary fa andeha hijery xxl fa lany frappe tsika sy toi zany !
24. Herimiafina ( 29/09/2005 21:49)
aty aminay tsy mba misy an'ireny e. Za kou le 13 (13eme rue) de le 21 (disney) de le 22 de le 45 (actions) reny no tena fijeriko. Amlé 12 koa toa misy xxl kou njinjay an.

Ary enao ty tia xxl be an, tsy misy azo hampiarana zy ngah any? hehehehe:-D
25. vivi ( 29/09/2005 21:51)
tena sao d bediny dadanareo eo an! io aoriana io izy!
26. Herimiafina ( 29/09/2005 21:54)
I dadanay kou aza mirevy an'ireny be mahintsiny, heheheheheheh, ze adala no toa andrainy. hehehehe:-D
27. vivi ( 29/09/2005 21:56)
hihihhi bonne nuit fa i ravaka aza efa vizana koa
28. ari.malala ( 30/09/2005 07:21)
d niova ny sujet!!

raha we ny vhv ambaniana alo tsy tokony hisy hanaiky anzany tsony @ zao ê!
29. mandrindra ( 30/09/2005 13:42)
xxx:

Mbola misy ihany ny lehilahy mpanao didy jadona, manao ny vehivavy ho "ambany"zo noho ny lehilahy!Aminao rariny ve izany sa tsy maintsy izay tian'ny ralehilahy foana no arahina na mety na tsia , satria ny vehivavy ihany koa tsy manan-jo hamaly ny lehilahy (vady)!!!Mba mila ny fihevitry ny tsirairay raha azo atao! Misaotra tompoko!

Raha io lahatsoratra io dia tahaka ny efa nilaozann'y toetrandro.
Fa raha ilay lohateny kosa no ho valina dia amiko tsy hisy mihitsy izany fitovianjo izany.
30. ari.malala ( 30/09/2005 14:44)
ny fitoviana tena hoe fitoviana aloha tsy hisy, fa raha nytokony ho izy d mba apetraka @ toerana tokony hisy azy ny vhv fa tsy ambaniana.
31. mandrindra ( 30/09/2005 15:43)
izay mihitsy na ny lahy na ny vavay dia samy manana ny toerany. Fa ny lahy tsy hitovy amin'ny vavy mihitsy ary ny vavy tsy hitovy amin'ny lahy.
32. Herimiafina ( 30/09/2005 19:32)
Izaho marina moa lahy sa vavy? Andraso vetivety hoe ry zareo jerevako alou o! hehehehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
33. lilbon ( 04/10/2005 05:02)
way le ity njay le sizé kle !8O
io wa fika fotsiny wa io!:wink::oops:
ny vehivavy zany amy zao mananjo be noho ny lelahy e!
lasa objet sexuelle hono le vevavy ,??ka tsy nareo vevavy no mahatonga izany :^):twisted:?publicité à outrance bdb io !:roll: hividy machine a laver de sipa milay be no atao eo akaikiny eo !8-) mazana na ratsy aza le machine a laver de le sarin'le sipa no ato an-doha de vidina !:/
de matetika ny vevavy we tsy men'ny lelahy vola any an-trano izao de we mijaly anefa anie ny vevavy koa efa miasa e !:-Dsatria efa mitovy zo !=:lol:
de ny vevavy zao mora mahita asa :?:nohon'ny :/lelahy :lol::lol:
34. Herimiafina ( 04/10/2005 05:07)
Fa mbola lehilahy kou le manome asa azy, hehehehehe:-D
35. lilbon ( 04/10/2005 05:18)
ka le lelah anie mety nanam-bola taloha fotsiny e!
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2631