Mitady jo aty @ tanana
1. Moussa
(
29/09/2005 14:42)
Sainga mitady jo aty Finda aho ho an ' izay gasy interesser de ity ny e-mail aroniainaangelin@voila.fr
novalian'i lilbon ny 08/10/2005 05:00
6. vivi
(
29/09/2005 19:12)
sao d tsy gasy io mampiresaka io fa komorianina ary !fa na ny adresse aza toa manahirana b
7. Herimiafina
(
29/09/2005 19:18)
K'aiza ra-Angelin an, angaha ialahy tsy nanao légionera njay. Hitako elah tamin'injay andro zay nanao akanjona pasitera. okayb leisy a, za kou mitady jo aty finda aty e.
Elah zany tô tsara sansa kou, tonga de jo efatra be zao no namaly le size n'ialahy. okay leisy e, sis, à +.:-D
Elah zany tô tsara sansa kou, tonga de jo efatra be zao no namaly le size n'ialahy. okay leisy e, sis, à +.:-D
9. Herimiafina
(
29/09/2005 19:35)
Ka ra-Angelin niara-nibaosy taminay talou tao amin'ny SAIMSA io kou.
Za tsy maharaka fa manara-drenirano ka, andao kou e.!heheheheheheheh:-D:-D:-D:-D
Za tsy maharaka fa manara-drenirano ka, andao kou e.!heheheheheheheh:-D:-D:-D:-D
11. Herimiafina
(
29/09/2005 19:42)
Ka araraoty ary le aintimité kelitsika e. Sa enao mataotsa mijanona rery miaraka amiko tampoka teo? hehehehehe:-D
Za ne tsy manaikitra e, minono ankihibentongotra fotsiny, heheheheheh:-D:-D:-D:-D
Za ne tsy manaikitra e, minono ankihibentongotra fotsiny, heheheheheh:-D:-D:-D:-D
12. vivi
(
29/09/2005 19:48)
hihihi! ndao ary hampiresaka , sao d zazakely ary ty herimiafina ity , fa lasa manao resaka tsy azo hampisehona masoandro!
13. Herimiafina
(
29/09/2005 19:50)
Za sady antitra no tanora no zazakely, hehehehehehe. Touty spesialité, sady toutazy.
Enao zao hitako tao amin'ny mombamomba anao fa mbola sipakely, hehehehehehehe:-D
Enao zao hitako tao amin'ny mombamomba anao fa mbola sipakely, hehehehehehehe:-D
14. Veloo
(
29/09/2005 20:01)
vivi a tena mety ho komoriana aky io a tena tsy aiko mihitsy izay lazainy retsy a :-D:-D:-D
15. Herimiafina
(
29/09/2005 20:03)
Tsy natao hoa zon'ny komoriana izay lazain'i Herimiafina, sao de enao no misy karazany ry Veloo. hehehehehehehe:-D
Jereo ihany ny arbra zenealozika. :-D:-D:-D:-D
Jereo ihany ny arbra zenealozika. :-D:-D:-D:-D
16. vivi
(
29/09/2005 20:06)
angaha veloo nanandrana nanoratra tany @ fa tsy azony mihitsy ny teny gasy!, efa miteny za we komorianina io!
17. Herimiafina
(
29/09/2005 20:09)
Ra-Angelin akamako an. Pasitera nedala de mitady vady fa tsy afaka mitandrina raha tsy milanja e.
Mitovitovy amin'i Matt Damon zay ny tarehin'ileiry io.
Hehehehehehe.:-D:-D:-D:-D
Mitovitovy amin'i Matt Damon zay ny tarehin'ileiry io.
Hehehehehehe.:-D:-D:-D:-D
18. vivi
(
29/09/2005 20:13)
mba mampalahelo koa zany ! tsy afaka mitory teny ve raha tsy milanja! mba mafy zany ! ary ahoana ireo dekona tsy misy celibat ve?
19. Herimiafina
(
29/09/2005 20:16)
Tsaratsara kokoa ny olona mandray responsabilité raha manambady. Endrika engagement iny.
Jereo fotsiny ny amerikana refa mifidy prezida, asina karazana kritera isankarazany, WASP e, tsisy pentina, de tsy maintsy ao le hoe "olona manambady".
Mety aminao ngah ileiry ry vivi?
Jereo fotsiny ny amerikana refa mifidy prezida, asina karazana kritera isankarazany, WASP e, tsisy pentina, de tsy maintsy ao le hoe "olona manambady".
Mety aminao ngah ileiry ry vivi?