Mitady jo aty @ tanana

21. Herimiafina ( 29/09/2005 20:21)
Za zao pasitera nefa jereo zany resako, tsy mety aminao kou ve? :-D:-D:-D:-D
22. vivi ( 29/09/2005 20:24)
an,an ! mitondra fakapanahy d tsy mety! aleo miaraka @ pastera sy pastera , mba betsaka ny vovonjy
23. Herimiafina ( 29/09/2005 20:27)
Enao nga tsy te-ho voavonjy, eo ampototry ny jiro enao amizay. Sady mahazo ny maminy no mahazo ny fihany e.

Zoaindra l'utile à l'agréabla e? :-D:-D:-D:-D

NB: aro tô lasa matotra be njay enao zany, satria ve hoe pasitera zah?
24. vivi ( 29/09/2005 20:28)
zay manaja any pastera koa sady reny toa 1 isambolna no miakatra koa
25. Herimiafina ( 29/09/2005 20:31)
Hoy enao, ny toriteny no eo amin'ny efatra isambolana eo farafahakeliny.

Ny fitoriana ny zavatra hafa njay isan'andro, hehehehehhe. Tongava aty de hitanao zany e.:-D:-D:-D:-D
26. vivi ( 29/09/2005 20:34)
olona mikarakara sujet foana koa , tsy manampotoana @ zany , nefa ny vhv mitady ny normal
27. Herimiafina ( 29/09/2005 20:36)
Iny injay miankina amin'ilay olona. Za zao ato amin'ny serasera foana no lahasako nefa za voalohany foana any ampianarana de ahoana ary.

Za kou zany refa pasitera any aoriana any de mahay tsara nefa manan manan isan'andro ihany. heheheheheh

Convaincue ve enao sa mbola tokony hikaotikaoty misismisy kokoa zah?
28. vivi ( 29/09/2005 20:39)
hitanao fa tena mahay mikoty b ianao ,ny ahy aloha d tena tiako fantatra ny alavany basy fa iny no tena mitondra azy e!hihih
29. Herimiafina ( 29/09/2005 20:45)
Mbola fanontaniana norma kah, firy ny alalin'ny tranony de zay no valiny. hehehehehehehe.

Fa inona no tianjy Makarov 6.65mm sa Kalachnikov 9.00mmm.

Misy hatramin'ny artillerie lourda modela sovietika aty amiko aty raha ilainao. heheheheheh:-D:-D:-D:-D
30. vivi ( 29/09/2005 20:50)
an,an tsy tia modely sov za , fa rehefa norma d efa izy zay!
31. Herimiafina ( 29/09/2005 20:56)
Arakaraky ze tianjy ihany io akia an. Raha hano sniper njy de le lavabe nefa silencieux reny no ampiasainjy.

Raha hanao embuskera njay njy de le pistolet courte portée reny no ampiasainjy, miaraka amin'ny couteau de survie iray ôtran'ny an'i Rambo.

Raha hanao slipper njay njy de grenady sa baomba no entinjy ary plastika.

Ny ahy ny fanpiasako le artillerie lourde iny ihany, le "aza manadino ahy e", hehehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Sady izany refa miataky de mandramparainan'ny andro mintsy an.
32. vivi ( 29/09/2005 20:58)
raha zany d aleo basimborona no hampiasaina fa tsy misy fantako daholozany !reny toa mahafaty vorona ihany !
33. ravakamalala ( 29/09/2005 20:59)
Mampatahotra ahy ty herimiafina ity fa toa sarin ady no bdb, ireny olona be resaka ireny indrindra anie no tena tsy mahavita azy e!

Matiantoka am zany ny rezimanta.

34. Herimiafina ( 29/09/2005 21:00)
Le mamono vorona ve no tena tianjy? Anjay, mijaly be amin,izany zah an, ampilendalendainjy fotsiny eo zany? hehehehehe:-D:-D
35. vivi ( 29/09/2005 21:06)
ary sao d marina ary ny teneny ravaka fa mamely rezimanta ty ianao ry hery
36. Herimiafina ( 29/09/2005 21:09)
Amin'ny maha-commando ahy dia tsy mila miaraka amin,ny akama marobe za fa mandeha irery dia ammely rezimanta iray raha izy no mission ampanaovina ahy. hehehehehehehehehe, rediredy any zao.

Bonsoir ravakamalala!
37. vivi ( 29/09/2005 21:11)
atory ve ? vizana sahady!
38. Herimiafina ( 29/09/2005 21:13)
Bonuit ary e, za kou angamba andé hanao devoara amizay. merci nanala azy e, zay ne le mahafinaritr amlé diskission ouverta be tsy misy limite-ny e. hehehehehehe, :-D:-D:-D:-D
39. vivi ( 29/09/2005 21:15)
sur ary mampamangy e
40. Herimiafina ( 29/09/2005 21:23)
ravakamalala:

Mampatahotra ahy ty herimiafina ity fa toa sarin ady no bdb, ireny olona be resaka ireny indrindra anie no tena tsy mahavita azy e!
Matiantoka am zany ny rezimanta.



Masiaka be ianao de malahelo be zah.:(:(:(:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5667