ny firaisana aranofo!

61. ravakamalala ( 05/10/2005 16:47)
Kou za aza mpampianatra ahy no tadiaviko kou,
62. Herimiafina ( 05/10/2005 16:55)
Kou tsy nde hanao autodidakta à deux zany, hehehehehehhe:-D:-D:-D:-D
63. pitchou ( 07/10/2005 13:13)
ndana nareo ary ambadika ary marina e!
64. ravakamalala ( 07/10/2005 13:25)
pitchou > Fa maninn ? :roll:
65. mandrindra ( 08/10/2005 12:16)
pitchou, efa misy toerana fandehanana ary ambadika ary an ?
66. Herimiafina ( 08/10/2005 17:08)
Mampa-antitra vetivetika ry reto ny firaisana ara-nofo an. Tsy hanao demonstration physiolojika aminareo eto aho raha tsy hoe misy mangataka an'izany fa omeko ohatra fotsiny ianareo.

Ny saka rehefa vosirina dia lasa matavy be, satria afaka amin'ilay stress ny filana. hehehehehe

Raha te-ho ela velona dia aza mano be loatra. Minoa ahy marina moa e. :-D:-D:-D:-D
67. jon ( 10/10/2005 12:38)
ho an'i Herimiafina
inona no mahatonga ny olona lasa stresse be amin'io resaka filana io ! de inona no tokony atao
68. ravakamalala ( 10/10/2005 12:50)
Dominé-na fotsiny ny filana dia tsy mankarary saina fa raha ohatra kosa ve ianao ka afaka manao an io foana miaraka amin ny partenaire-nao, dia handà.

tsy mbola nahita aloha za hoe théorie manambara fa ratsy ny firaisana ara nofo bdb e! Ny mamporisika aza no betsaka, satria mitovy amin ny manao fantanjahantena, mi réguler secrétion hormonale (tsy fantapantako jiaby ny any lahy sy ny vavy, ) sns tsy voatanisa, (ankoatran ilay fafiny azo mazava ho azy,:-D:-D)
69. Herimiafina ( 10/10/2005 13:40)
Le "stress"1, dia le passion teraka mialoha ary mandritry ny firaisana, fihetsehampo izay avy amin'ny fiasan'ny glande thyroidienne, ny hypophyse posterieur, sns.
*Mammpahia ny filana, ny fitsiriritana, sns.

Le "stress"2, indray dia ilay firaisana ara-nofo mihintsy, be ny sels minéraux sy vitamines ary calcium mandeha manaraka ny tsirin'aina, miampy ny fructose.
*Mila gerer-na izy ireo, ilaina ny manao firaisana ara-nofo, ary mamporisika ny dokotera satria tsy miasa tsara araka ny tokony ho izy ny fitaovana rehetra raha tsy manao izany, ny abus anefa no tsy mety satria lasa stress ilay izy mantsy.

Le "stress"3, dia ilay arampanahy, misy zavatra miova arampanahy eo amin'ireo olondroa miray, izay mbola misitery alou ka tsy ho velabelariko eto.
70. nahary ( 05/12/2005 17:04)
:lol:manana traik'efa dôlou zany nareo ka !Fa za alou tsy hanao isan'dro zany eh! N'in2 argument hoentin'areo eo :lol::D
71. peta ( 21/12/2005 13:02)
misy voka dratsy io reto a! ra vao be lotra .... sady manjary tsisy fy tsony e! ny tena tsara hoaan'ny mpivady de 3fois/semaine
72. harry5 ( 30/12/2005 16:07)
moi je pense aussi que trois fois par semaine ,devrai suffir pour un couple marieé ,mais tous les jours ,la c est un abus apres c est la routine ,c est foutu pour sortir de la routine c est un peut dure,
73. harenadanny ( 02/05/2016 15:39)
tena marina zany eh!
74. lyodbanks ( 25/10/2016 09:33)
tena ts mazav mints zn mb azavao tsar
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1978