ny firaisana aranofo!
41. fasaly
(
27/09/2005 17:12)
samoana:
tsy de grave ireo effet-ny zany e! kou tsy aleo ve tohizana ihany e!
tsy de grave ireo effet-ny zany e! kou tsy aleo ve tohizana ihany e!
42. soafara
(
27/09/2005 18:08)
milay letsy deghany a, tsy aleo manao rv isika? za ko manko tsy mety vizaka mihintsy fa lery somary mitsoka an-daharana zay rehefa mihinana matetika.
44. fasaly
(
28/09/2005 15:25)
oujjjjy, aza manao eto imasonay eto fa andàna any amy takona any.....:^):^):^)
46. nikopol
(
29/09/2005 19:25)
le marary lohalika kosa aloha tsy mbola hitako e! misy bandy mampiasa lohalika angamba
47. vivi
(
29/09/2005 19:51)
ho any ntitra aloha tokony ho 2 fois par semaine hono ! fa tsy fantako ny any tanora
48. mandrindra
(
30/09/2005 13:14)
tsy misy taonany io e, ataovy in-telo isanandro ohatran'ny fanafodin'i dokotera.
49. ravakamalala
(
30/09/2005 13:28)
Ko raha tsy corvée izy ty koa asiana hoe in zao isan andro fa rehefa te dia mi ..an.
Tsy mbola nahita a hatram zao na nandre oe inn no maharatsy azy, raha tsy mahaovoka no danz be.
Tsy mbola nahita a hatram zao na nandre oe inn no maharatsy azy, raha tsy mahaovoka no danz be.
50. fijo
(
30/09/2005 20:19)
aiza kosa no hoe isanandro kle.kay,izany ve tsy hanahirana.asa aloha fa za moa .....
54. Herimiafina
(
04/10/2005 00:12)
Za lou tsy mahaovoka e. danza be le izy kou, mitovy amin'ny marathon ve nama, za nefa tsy atleta. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Atsovy Razanadravao Zakilinina e.
Atsovy Razanadravao Zakilinina e.
56. mandrindra
(
05/10/2005 14:25)
herimiafina, aza atao marathon fa ataovy sprint vitsivitsy dia ataovy fractionné !!!
57. ravakamalala
(
05/10/2005 15:19)
Miombon kevitra am mandrindra, lé sprint kely bdb marina no mety e!
58. Herimiafina
(
05/10/2005 15:26)
De lazainy fa vetivetika kely tsisy dikany njay de tsy mahazo tsony, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
59. ravakamalala
(
05/10/2005 15:51)
Arakaraka ka, f'angà kosa moa dia aller retour fotsiny fa mba asiana escale 1 na 2, fa tsy hoe visiter-na daholo koa zao tanana rehetra hita izao.:wink:
60. Herimiafina
(
05/10/2005 16:07)
Ary enao zany anie mahalala :-Dzavatra be dia be tsy haiko ry ravakamalala e, za mba ampénaro, tonga de pratika fa tsy teorie an. hehehehehehehe