ny firaisana aranofo!

21. xxx ( 26/09/2005 12:17)
malemy lohalika fa reraka nandohaloka kosa e ! nareo koa tsy mahay ninnin
22. xxx ( 26/09/2005 12:18)
nandoalika avy aorina
23. Herimiafina ( 26/09/2005 12:20)
Favy anie hono hoy ny olona rehetra le ara-nofo e.
24. fasaly ( 26/09/2005 13:06)
xxx:
eny marina hay mou misy ity mandongalika ity kou! tena hadinoko fa tsy mampalemy lohalika kosa e!:-D:-D
25. mandrindra ( 26/09/2005 13:14)
ô ry xxx, raha ny lohalika tsy dia miasa ve ny anareo no malemy, ilay tena tokony hiasa izany dia asa fotsiny.
26. pitchou ( 26/09/2005 14:22)
:-D:-D:-D:-D:-D ao zany!
hay v nareo reto kely aina tssss! ary nareo kay no tena fanaka malemy d mody manodin-dresaka fotsiny!
27. ari.malala ( 26/09/2005 14:52)
:-D:-D:-D:-Dmampime ko ky ty filazandry anazy ry pitchou!
28. deghany ( 26/09/2005 15:15)
fa tsy nde hanao an'io isanandro kosa klé!!! pinaka ny farany ka!! lany tsoka eo elà nefa ny naïga mihabotrabotra!! hehehehehehehehe hihiii
29. mandrindra ( 26/09/2005 15:48)
pitchou, tsy hoe izahay ka i xxx ihany no tratran'io !!
30. pitchou ( 26/09/2005 18:09)
deghany> lany tsoka ahoana? ngah nareo sady mifika taola no mikofoka?
31. Herimiafina ( 26/09/2005 18:56)
Efa hoe firaisana ara-nof, koa mbola entina any amin'ny resaka taolana njay.:-D
32. fasaly ( 26/09/2005 19:39)
ka ny tsoka anie hita ao anaty taolana e!
aza mba tratran'ny marefo taolana ihany fa tonga de tapaka kou ny hafarany fa tsy vitan'ny lany tsoka tsony.....ento miadana ihany e!
33. Herimiafina ( 26/09/2005 20:19)
Asina aourta kely io defa mimpody ndraika e.:-D
34. pitchou ( 26/09/2005 23:22)
hihihi! spesialista an!
35. mandrindra ( 27/09/2005 09:01)
pitchou, matoa mahafantatra hoe spesialista dia spesialista koa izany, hihihi
herimiafina, nareo angaha vase communicante le?
36. xxx ( 27/09/2005 13:10)
Ny ahy aloha dia 2 isanandro raha kely e! Misy aza ind-5 juqu'au matin rehefa tena manja ny revy.
37. Samoana ( 27/09/2005 13:58)
voka-dratsiny:
-bongo maso isa-maraina
-tsy manam-potoana hamakiana boky intsony ny alina !!
-mila mividy pataloha vaovao fa miha-kilaopalaopa ireo taloha !!
-mila hampiakarina ny budget hividianana ronono sy yaourt !!
38. ari.malala ( 27/09/2005 14:15)
:-D:-D:-D:-D
39. deghany ( 27/09/2005 15:16)
pitchou:

deghany> lany tsoka ahoana? ngah nareo sady mifika taola no mikofoka?


le ranony nge tsy mety lany e!!! fa le forme no mihapinaka!!!!hehehehehhe

40. xxx ( 27/09/2005 15:47)
moramora iany ra deghany fa sao de mihika eo a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2311