Ho antsika eto Dago: anio TVM @ 9 ora alina

1. jentilisa ( 20/09/2005 11:04)
Fandaharana efa nandeha tao amin'ny TVplus, TV Ravinala, nangatahin'ny olona averina ka nandalo indray ao @ TVplus, Handeha rahariva ny lohahevitra manao hoe Fanjakana ray aman-dreny. Nahaliana ahy io ka iriko ianareo hanaraka azy ihany koa...mendrika ny antsoina hoe ray amn-dreny ve ny fanjakana sa tsia..hamaly izany Atoa Moxe Ramandimbilahatra ny ny Jeneraly Ramakavelo Désiré Philippe. Mazotoa! aleo mitantara toy izay tantaraina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2972