olo tiana matotra hanadinoako ny lasa
1. miangoty
(
14/09/2005 07:46)
maniry aho hahita namana matotra ho andrin'ny fiainako rahatrizay, mitsingerina amin'ny sabotsy izao manko ilay andro malazan'ny lasa toa sarotra hadinoina nefa tsy maintsy hadinoina, aminareo ve dia mbola fitiavana ihany no mahasolo fitiavana? asa fa miezaka ny ahita izay matotra amin'ny fiainana aho, indray mandeha ve no manta vary dia handevi-tsotro be tokoa moa ? mananjanaka iray aho ary te hanarina fiainana vaovao indray ao antin'ny fahatsoram-po sy fitiavana marina, manana fiainana stable aho ary tsy harena no andrasako fa tena fanarenana fiainana vaovao indray .
novalian'i Herimiafina ny 22/09/2005 18:21
4. cocorie
(
14/09/2005 08:17)
Asa re! raha izaho alo de leomboanana ka tsy tia zava boribory intsony e!
tsy milamina be le fianana tsisy le vady fa le zaza irery sisa!
adino sahady ve le ady retraretra nankarary saina sy fo teo. ianao ihany, fa asa raha ahita le tena matotra tokoa; olombelona daholo mantsy ny rehetra fa mety samy manana ny faiblesse fotsiny aza kivy e!

5. Kotity
(
14/09/2005 08:41)
Miangoty:Mirary anao hahita ilay fitiavana matotra, dia mahereza fa mbola ho avy ny anjaranao
7. Arimanana
(
14/09/2005 09:47)
miangoty:
zavatra voajanahary ao amin'ny olona ny mitady fitiavana, samy mitady fitiavana avokoa ny olona rehetra saingy rehefa fitiavan-tena no be ao an-doha (na tsaroana io na tsia) dia ratra no tsy maintsy vokany. Misy ny tena fitia saingy mila faharetana sy fahaiza-mamantatra (discernement). raha ny marina dia Ilay tompon'ny Fitiavana no tena afaka manoro izany.Jereo ny genesisy 2 dia ho hitanao: rehefa avy nandalo ny biby rehetra (nisy alika tao de nisy kisoa koa).De tsy nisy nety t@ raolombelona ireo. Fa vao hitany ilay taolan-tehezana, tonga dia fantany hoe ity ilay izy. Torohevitra ny ahy: aza tadiavina izy fa tonga ho azy eo ihany.Mirary soa
8. pika
(
14/09/2005 09:51)
ka tsy boribory no ilainy ry salema fa ..... :-D:-D
ny valifatimpitia dia fitia ka dia mirary anao ho tojo ny tsara lavitra noho ilay teo aloha
tadidio anefa fa tsy misy ny tonga lafatra fa misy kilemakeliny aby ,ny oultsi11 rehefa ho mahay mifanaraka sy mifankatia ary indrindra tia ny zanakao dia milay izany

9. jajaf401
(
14/09/2005 10:07)
Raha mbola tsy nanambady za de fanaraka tsara mitsy :miam::miam:
fa zao eh tsara tso-drano ianao fa raha eto @ net no anovana antso avo dia hahita fa tsy matotra karaha ilay teo koa; =))=))=)) fa korazy foana!:-D:-D
fa efa manambady jiaby olo eto @ serasera eh!
fa zao eh tsara tso-drano ianao fa raha eto @ net no anovana antso avo dia hahita fa tsy matotra karaha ilay teo koa; =))=))=)) fa korazy foana!:-D:-D
fa efa manambady jiaby olo eto @ serasera eh!
10. jentilisa
(
14/09/2005 10:13)
kambony laingany izany fa anoraty anie aho e! sady matotra be izaho na dia tia vazivazy aza an!
11. naritsimba
(
14/09/2005 10:18)
Mbola betsaka ny tsy manambady eto ary betsaka ny cas tahaka ny an'i Miangoty io koa dia mahazoa izay irina ry Miangoty ary tongava @ ambony indrindra.
12. lilbon
(
14/09/2005 10:30)
miangoty! saliii
tanjemo fa danger de mort hotry ny eny amy poteaun'jiro an !:roll:
vady tsy hasolo vady! :cry::idea:
raha hitsaingoka kely:idea: enao de mety ahita betsaka fa sao de tafiditra amy lallina eo njay vao we ahoana:?::arrow:(l) .
le oulona avy naratra tamy fitiavana reny mintss no tena mety mbola ho voadona mafy !ka sarotra vao tafarina !
eritrereto tsara alou !
de mahereza anefa ka mahita ihany koa ze tadiavina .:):)

13. pika
(
14/09/2005 10:50)
aza maimaika aloha fa ho tonga miadana sy @ androny eo ihany ny anjaranao
mahita oul aho betsaka eo @ fiarahamonina efa niteraka tsy nanambady, nisaraka, maty vady ?.... fa mbola nahazo ny anjarany sy tsara lavitra noho ny teo aloh aza
fa saingy kosa aza miatsampitsampy @ olo tsy azo antoka fa ataony kilalao eo
indrindra moa raha ny ato @ serasera :°):°)

14. xxx
(
14/09/2005 11:11)
tsy dia manakambara firy fa dia mahereza mitady vady rakizy =D=D=D=D=D=))=))=))=))=))=))
15. cristal
(
14/09/2005 11:57)
(l)Miangoty a!Ny aina no mahateza de hifankahita eny fa ny lasa no eto fitsipiky ny fiainana,koa ny tena mety de ny mitaiza ilay zaza,ka refa lebebe izy de ndana mitady asa de avy eo misy natokan'Andriamanitra ho anao ihany any,ny fanamby apetrakao de ny hoe tsy ho lavo velively eo @ zay fiainana tsy nahomby ka hande hamoifo fa ny manantena hatrany,de tsarovy fa lay olona tokony ho tia anao de tokony olona tia an'ilay zanakao koa satria io no tena tokony ho tsinjovinao voalohany fa ny anao manaraka hoazy avy eo e!de mirary soa ho anao izahay rehetra e!
16. bichette
(
14/09/2005 11:57)
mampijaly anie izany miaraka amin ol zany e ! ao ny fasarotapiaro, hoe nankaiza izy sns, miady, tsy mifanaraka, ranomaso raha jerena ny pourcentage dia 10% no mahafinaritra fa ny ambony fitaintainana fotsiny ....; aleo irery, on se porte mieux, libre manao izay tiana atao, tsy misy eritreritra hafa rehefa te hividy zavatra dia mivisy tsy mila manao conmpte rendu ami ol, rehefa te hanapabolo dia mahazo tsy misy mandrara
18. cocorie
(
14/09/2005 12:39)
Marina akia zany ry bichette a! ka izay no ataoko hoe adino sahady angamba le adiady nandratra fo sy ny sisa. Ho avy eo ze anjarandry fa andraso eo
19. booboo
(
14/09/2005 12:50)
Cocorie > dé hi-ruminer an'lé adiady sy ny tariny fôna kosa ve ? tsy aleo digerer-na @ zay dé mivadika @ raha hafa @ zay ?
20. xxx
(
14/09/2005 13:31)
Zao koa anie akia ry miangoty e ny lehilahy ato @ serasera ato mba hanaovana antso avo ry zareo dray no mitsoka,ka zao raha za dry an tsy mitady ato lehilahy ato fa mitadiava site hafa fa reraka fotsiny ato,ianao mba mitady valiny mahafampo tsy misy ka torihevitra dia miala haingana,fa io dia tsy hijanona ny fanalana eto ^:^^:^^:^^:^^:^^:^