olo tiana matotra hanadinoako ny lasa

81. Herimiafina ( 21/09/2005 17:26)
Ka nareo tsinona tsiyta de tsisy frapper-na kely ko. De aza manaiky mihintsy fa manjary tsy tian'i Herimiafina intsony raha vao maniky an. Mampifilafila manjapahafaty ihany no favy e.:-D:-D:-D:-D
82. Veloo ( 21/09/2005 17:29)
de ahona ko?:roll::roll:
83. Herimiafina ( 21/09/2005 17:42)
Tena raikitapisaka am-toi mintsy le balibaly maso an. Mampatsiahy vôlouboka juteux tsisy vôniny.:-D:-D:-D:-D
84. Veloo ( 21/09/2005 18:31)
kita fa misy voniny roa ireo knou :-D:-D:-D:roll:
85. Herimiafina ( 21/09/2005 19:14)
Tiko be le balibali maso fa atôvy fôna.:-D:-D:-D:-D
86. Veloo ( 21/09/2005 21:19)
:^):^):^)
87. Herimiafina ( 21/09/2005 23:46)
Mampataotsa be mahintsiny fa soa ihany fa tsy afaka mivoaka ny serasera.:-D:-D:-D:-D
88. Veloo ( 22/09/2005 16:43)
Dia efa tsy ita intsony izay ho soratana kle? efa mirediredy sisa :roll::roll:
89. Herimiafina ( 22/09/2005 18:21)
Ny fahitako ny zavatra soratanao nefa toa norma ihany fa tsy rediredy zany kou.:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0267