olo tiana matotra hanadinoako ny lasa
41. Herimiafina
(
16/09/2005 04:13)
Raha milahatra izany leity ry lilbon tsy deuxièeme burô tsony fa efa n-ieme mihintsy an.
43. vivi
(
16/09/2005 08:21)
aza adino ny mivavaka fa tsy maintsy tonga ny anjara fa aza kivy e!sady ny vady tsy fitady fa tonga ho azy , fa ny sipa no fitady , zany we lahatra omen'andriamanitra io! miezaha manao izay mamalifali ny tena fotsiny !, ary taizao tsara fotsiny ny ankizy, tonga eo foana akia ilay andro malaza fa aza kivy e! mahereza!
45. ari.malala
(
16/09/2005 14:23)
miangoty, fitiavana ihany tokoa no afaka hanasitrana fitiavana maratra, fa saingy tsy fanao ny mirotoroto, tonga eo foana izy refa fotoanany fa ny tokony hataonao aloha izao dia ny manao izay hahabe ny zanakao, manao izay mahametymety ny fiainanao, dia mivavaha, fa ho tonga aminao araka izay inoanao. Fantatro izay teneniko!
46. cristal
(
17/09/2005 10:55)
(l)Miangoty a!efa maro ny voalaza teto saingy ny maro @zy reo de manala fotsiny ka anjaranao ny mieritreritra e!Vakio tsara ny hevitro de raha misy tianao anontaniana de manorata eto fa ho valiako @ fo feno fitiavana satria mba misy toro-hevitra kely mba matotra ihany aty amiko!Na izany aza de mba mahaiza mitondra tena tsara mandrapahita lay ho tena izy de hivavaka ho anao izahay,de minoa fa anampy anao ANDRIAMANITRA!
47. IDEALY
(
18/09/2005 16:17)
fehin'izany rehetra izany mivavaha ary tezao tsara le zaza avant tout fa tsy fidiny azy ny tonga ety an-tany ka hisaraka ny ray sy reny
48. IDEALY
(
18/09/2005 16:21)
fehin'izany rehetra izany mivavaha ary tezao tsara le zaza avant tout fa tsy fidiny azy ny tonga ety an-tany ka hisaraka ny ray sy reny
49. cocorie
(
19/09/2005 14:46)
Aza manantena kofy boay ny serasera fa manalà fotsiny akia reo ry miangoty a!
50. bichette
(
19/09/2005 14:53)
cocorie zany ve aky
tsy aleo ve misipasipa sans avenir e ? oups , pardooooooonnnnnnn !!!!!!!! ^:^^:^^:^^:^=))=))=))
tsy aleo ve misipasipa sans avenir e ? oups , pardooooooonnnnnnn !!!!!!!! ^:^^:^^:^^:^=))=))=))
52. Herimiafina
(
19/09/2005 20:29)
Jerijerevo fa mety eo akaikinao eo ihany ilay olontianao fa tsy lavitra tsy akory.8)8)8)8)
54. Herimiafina
(
19/09/2005 21:12)
Io ilay hoe ''Varimbariana eny lavitra ka tsy mahita ny eo ambany maso'' reflexe humain tsy azo idivirana izany.
Iza izao no tena mba namanao be ao, confident, manampy, sns. Mety tena iny ilay anjaranao an. Sa tsy tinao fa efa lasa akama be loatra.
Nefa iny le tena izy ary ianao efa tia azy fa mbola tsy mahafantatra fotsiny ianao satria tu n'écoutes pas ton coeur, tu écoute trop ton esprit.

55. Veloo
(
19/09/2005 21:23)
io lazainao io ry hery dia marina tokoa, ami devient amant :-D:-D:-D:-D
56. Herimiafina
(
19/09/2005 21:56)
Mbola tsy henonao koa angaha ilay hoe rehefa mitory fitiavana tampoka ilay olona natao akama hatrizay dia izao no valiny: ''Tsy nampoiziko, namana foana no nandraisako anao hatramin'izay....'' Tonga dia rava hatramin'ilay finamanana e.
Za mantsy efa teo no niala an. Tonga dia adios amiga.
Za mantsy efa teo no niala an. Tonga dia adios amiga.
59. vale
(
21/09/2005 14:15)
Marina aloha fa ny ahitana ny matotra @ izao fiainana izao tena tsy mora! Raha mahita azoko anampiana anao aho d nataoko fa saingy tsy hitako izay azoko atao!!!Mahereza fa tsy maintsy tonga foana ny maraina vaovaonao ry Miangoty à!
60. Herimiafina
(
21/09/2005 15:24)
Dingana telo be izao izany no tsy maintsy ataony:
- Olontiana.
- Matotra.
- Hanadino ny lasa.
Gay gay gay, le olontiana aloha feno ny tanana e, dakan'ny alika aza.
Le matotra indray, mety misy ihany fa tsy voatery ho tina, le sipa amin'izao mantsy tia bandy degany izay ka tsy mba attiré amin'ireny pasitera be ireny.
Ary le hoe hanadino ny lasa, gaigy be fa mety olona pire lavitra noho ilay taloha ka ny teo ihany no mety miverina.8)