olo tiana matotra hanadinoako ny lasa
61. Nananie
(
21/09/2005 15:27)
Izay mihintsy. Mandalo amin'io daholo ny rehetra. Aza very fanantenana fotsiny. Tonga ho azy foana izy rehefa tonga ilay ora hoy ny neninay. Ary ny mampiome tokoa anie dia rehefa tadiavina ilay izy dia tsy mety ho hita. Nefa rehefa tsy andrasana, dia io izy io.:wink:
62. Herimiafina
(
21/09/2005 15:34)
ôtranIlay hoe rehefa maika ianao dia mitady taxi ianao dia tsy mahita nefa rehefa tsy maika, tsy mitady dia ireny eny feno.
Ka ianao kosa anie rehefa andro fety dia maika be foana ho any ampiangonana e, na ny mahamaika ano dia any amin'ny toerana lavitra tsy misy taxi inao izay.
Fa rehefa tsy maika ianao dia feno taxi tokoa satria efa io akaiky io ny tranonao ary any amin,ny ville feno taxi. hihihihihihi.
Fa le hoe refa mitady dia tsisy fa refa tsy mitady vô misy dia mitovy amin'izay ihany, tamin'ilay fotoana nitady ianao dia satria tsy misy dia mitady.
Fa avy eo amin,izay rehefa tsy mitady intsony ianao dia satria efa feno olona manodidina anao.
Izao ry reto an: aza dia mora mionona be izany fa jereo izay tena tinao sy mahalasa adala anao dia kotio dai torakizay hatrany.
Ny olombelona mantsy mamorona izao fomba fitenenena rehetra izao mba ho fiononana amin'ny zavatra tsy nahomby.
Ohatra hoe: "tsy ny tina no vadiana fa ny vady no tiavina". Nefa ny tena izy dia hoe "Vadio ny tinao ary rehefa vadinao izy dia tiavo foana". hehehehe.
Za aloha tsy mety tia izay tsy tiako hatrany amboalaohany e. Raha vao mahita favy be hafa za dia tonga dia lasa any ny saiko aman'eritreritro. Ilay ao antrano mety tiako ihany fa tiako ohatran,ny anabaviko fotsiny, tsy foiko izy an satri efa novadiko fa ny tsy ampy dia ilay hoe mi-tomber amoureux.
Mi-tomber-va amoureux dia mikaotia dia vadio izy dia tiavo.

63. Nananie
(
21/09/2005 15:44)
Tsy voatery hoe refa tsy mitady dia feno eo akaiky eo. Mety hoe leo ny mitady fotsiny, tsy miraharaha tsony.Ka izay lay hoe aza very fanantenana fa tonga eo foana io.
64. Herimiafina
(
21/09/2005 15:47)
hehe, tamin'ianao nitady koa anie mety tsy nahita hoe efa nisy olona teo akaiky teo e.
Fa nony rereka ianao dia naka soufle kely vao nahita tsara fa kay feno sipa milay teo akaiky teo.
8)8)8)8)
Fa nony rereka ianao dia naka soufle kely vao nahita tsara fa kay feno sipa milay teo akaiky teo.
8)8)8)8)
66. Herimiafina
(
21/09/2005 15:54)
Hay, tsy mitady an....Aleo ary ianao ampidirina amin'ilay bandy mampanaelo ao amin'ny takelaka voalohany ao e. Iza no mahalala raha good match nareo? Tadidio fotsiny Herimiafina amin'ilay gateau e.:-D:-D:-D:-D
68. Herimiafina
(
21/09/2005 15:58)
Ka ianao tsinona tadiavina izany knou, de lery mitady, tsy vita ve zany ny fangalampiery e. mandrampanisako telo.... Vitôoooo.:-D:-D:-D:-D
72. Herimiafina
(
21/09/2005 16:10)
Tratra ianao, efa hoe tsy mahazo mipoitra raha tsy delivré le kapoaka, hohohoho:-D
73. Nananie
(
21/09/2005 16:13)
kou za tsizy kou! Za mijery fotsiny. Tsitanao angah io8O maso be io?
74. Herimiafina
(
21/09/2005 16:16)
Ndao ary tsika sy enao fôna no hiara-hiafina ary am-le maizimaizina ary e.:-D:-D:-D:-D
76. Herimiafina
(
21/09/2005 16:20)
Tairo fa afeniko ao ambaniko dia tsy hitany fa ny lamosiko fotsiny no hitany.:-D:-D:-D:-D
78. Herimiafina
(
21/09/2005 16:23)
Hehe, izay ary le fika fa efa nisy nahakoubo, tsy mandaitsa intsony, perimé. Aleo njay hitady vaovao.:-D:-D:-D:-D