fête annuelle Mutuelle de Madagascar
1. booboo
(
14/09/2005 15:27)
Misy handeha ve dé mbô miara-mifana-be maso any tsika ? hihihihihihi.
novalian'i booboo ny 16/09/2005 11:09
3. booboo
(
15/09/2005 08:22)
Eto Frantsa sy ny manodidina ihany raha tsy diso zà no misy ny Mutuelle de Madagascar ! sa ?
5. sechat
(
16/09/2005 07:45)
Inona ndray zany ry booboo? Tena za mbola tsy nahare an'izany mihitsy. Aiza, rahoviana ets...
7. booboo
(
16/09/2005 11:09)
Daty : 1er octobre
Ora : 16 heures à 1 heure du mat.
Toerana : Espace St Martin - 199 bis, rue St Martin -75003 Paris
Métros : Rambuteau, Réamur Sébastopol, Châtelet les halles
Paf : -Adulte : 12 euros
-Jeune de 10 à 16 ans : 6 euros
-Enfant : gratuit
Rsgnmt : Tél : 01.60.29.53.44 / 01.46.57.16.28 / 06.83.27.76.15 / 06.09.04.40.67
Progr :-tapany voalohany : hirahira isan-karazany (misy artistes maro ao fa lava lôtra dé tsy tanisaiko :°))
-Tapany faharoa : Soirée dansante (cadence bleue +DJ)
PS : misy motika varotana @ vidiny mirary, hoe, any.