Mitady malagasy miperaka akaiky Milan Mpsa Aeroport Italie

1. saho ( 13/09/2005 12:17)
mitady malagasy izahay avy aty Allemagne mba hihaona ao @ Aeroport Malpensa ao Milan @ Samedi 29 Octobre

Raha vonona ianao na ianareo hihaona aminay fa izahay misy escale 4heure eo ho eo dia aza misalasala fa hiresaka isika na asa izay hatao...

Sarotra ihany ny tany ´handehanana tsy misy olona fantatra ka izay no mba hitadiavana Gasy mitovy @ tena ao satria mba miresaka sns...

Izay ary aloha fa dia misaotra e!!
Veloma
2. xxx ( 13/09/2005 19:01)
29 octobre amin'ny firy aloha e ?
3. saho ( 14/09/2005 10:28)
Salut xxx,
a partir de 14h-18h nous sommes la

Izay izany fa ho avy ianao sa ahoana...
4. xxx ( 14/09/2005 11:23)
za koa mba ho avy any ary inona no ankanjo hanaovana amin'io andro io tsy andriko intsony zany efa manisa ndro za =))=))=))=))
5. bichette ( 14/09/2005 11:58)
=)) manao akanjo gasy ka !
6. xxx ( 14/09/2005 12:46)
=D eny ary fa dia miandry an'io dady io zany ny tenany,ny hatahorana mantsy sao ry zareo dray no tsy ho tonga dia mitonatona eny fotsiny
7. saho ( 14/09/2005 13:10)
Hitanao eo ny sariko fa jereo dia aiza koa ny misy sarinao?

Mora fantatra foana anie ny gasy e!!!

Raha azonao atao aza dia mitondra entana alefa ao Tana fa mbola manana ´10Kg azo zakaina izahay
8. xxx ( 14/09/2005 13:23)
Ka ny entako tokony halefako misy eo 40k eo mba afaka mitondra ve nareo satria mba miandry an'io entana io any ny havako zara ary nisy anareo mba hitondra an'io
9. saho ( 14/09/2005 15:06)
Ilay 10kg anie 50€ fotsiny dia tonga maraina iny maka an'io 10kg io ny havanao eny @ Aeroport Ivato
10. sechat ( 14/09/2005 15:10)
hay ve...:lol:
11. mignone ( 14/09/2005 15:19)
manararaotra le xxx sa mananihany ?:{
12. xxx ( 14/09/2005 18:10)
ai ve mandoa vola e za anie mba nihevitra fa ho entinareo fotsiny tena kivy dray zany ny havana any atanana ko ry zareo mba efa natsoina hoe tonga eny ivato @ 29 octobre tsy hevitra zany ahona ny atao za tsy misy vola INONA RE NO ATAO E!!!! mafy ty tsy manana ty miasa ny loako zany ny entana efa mba nofonosina tsara fa hoe hisy hitondra ahoan ty zala mba omeo hevitra fa ho ratsy zany
13. xxx ( 14/09/2005 18:15)
ai ve mandoa vola za anie mba nihevitra fa mba ho etinareo fotsiny ty entakeliko ny havana efa natsoina fa hoe tonga eny ivato @29 octobre kay tsy mety zany ko dia ahona ny atao zany ny entana efa mba nofonosina tsara ASA SAINA ty ampio reto fa ho ratsy zany :lol::lol::lol:
14. KIMBERLY ( 14/09/2005 18:35)
aiza ny torohevitra :roll::roll::roll::roll:
15. boubounezy ( 14/10/2005 15:47)
ra za alou ny t@ toeran'io oula io dé tsy nampadoaviko na 1ctm d'€ aza enao satry samy gasy zao iany ve dé hifampinana tsy mety zany ry zareo a! zany lé hoe tainga samy tainga ka ny tainakou ro hanina. fa mety mpanao afera na entana io oul io angamba dé mitady kila fa @ zany 50€ bé zao na tsy tokony hando aza



xxx:

ai ve mandoa vola e za anie mba nihevitra fa ho entinareo fotsiny tena kivy dray zany ny havana any atanana ko ry zareo mba efa natsoina hoe tonga eny ivato @ 29 octobre tsy hevitra zany ahona ny atao za tsy misy vola INONA RE NO ATAO E!!!! mafy ty tsy manana ty miasa ny loako zany ny entana efa mba nofonosina tsara fa hoe hisy hitondra ahoan ty zala mba omeo hevitra fa ho ratsy zany



16. boubounezy ( 14/10/2005 15:50)
za alou dé tsy ho any mintsy e! kay énareo otrany mitady kila anaovana afera fa tsy namana ratsy zany ra xxxl tsy angalanareo sôsy 50€. maninn ra manao namana dé refa any arina any ndray nareo mifanaraka manao aféra dé na hovolosinao aza i ra xxxl dé tsy olana ndray avy eo


saho:

mitady malagasy izahay avy aty Allemagne mba hihaona ao @ Aeroport Malpensa ao Milan @ Samedi 29 Octobre

Raha vonona ianao na ianareo hihaona aminay fa izahay misy escale 4heure eo ho eo dia aza misalasala fa hiresaka isika na asa izay hatao...

Sarotra ihany ny tany ´handehanana tsy misy olona fantatra ka izay no mba hitadiavana Gasy mitovy @ tena ao satria mba miresaka sns...

Izay ary aloha fa dia misaotra e!!
Veloma



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2844