firaisankina aty an dafy

1. xxx ( 13/09/2005 17:04)
ny zavatra mampalahelo amintsika mpiray tanindrazana die tsy masy ny firaisankina aty ivelana toa mifakataotra izany ny fijeriko azy nefa dia mahafinaritra izany hoe misy mpiray tanindrazana amin ny tena izany aty tany lavitra aty mba manangana komité malagasy ....
novalian'i xxx ny 30/11/2005 15:49
2. Veloo ( 13/09/2005 18:56)
misy ihany ny firaisana gasy ka...misy komity mihitsy ary ... raha tianao ho fantatra dia omeko anao ny anarana...:?:
3. fijo ( 13/09/2005 22:28)
misy tokoa io,saingy izay mpinamana ihany no ao,fa raha ianao tsy hainy no miditra ao,dia ahatsapa fanavahana .
4. Herimiafina ( 14/09/2005 00:31)
Raha mbola kelikely ny isa dia tsy dia misy an'izay loatra fa rehefa mihamaro vao mitranga izay clivage izay.
Misy olona ratsy toetra tsy dia matotra loatar amantsy indraindray ka leo ny olona ary arakaraky ny hitombon'ny isa no vao maika maha-maro olona ratsy toetra sy tsy dia matotra loatra. Ka aleo mitandrina. Ny aty aminay aty aloha dia c'est l'amour parfait e.
5. sechat ( 14/09/2005 09:05)
Veloo> inona no anaran'izany komity izany?
6. cristal ( 14/09/2005 11:36)
(l)Salut!Miala siny raha mba manao fanoharana kely ny nandehananay tany Mayotte fa ny anay t@zany de ny alahady no mifanao fotoana ka voanjombory sy henankisoa nafarana taty Dago no loaka ka mahafinaritra ny firaisankina fa ny olona mifankafantatra aloha t@ voalohany de niparitaka avy eo!Ny zava-misy any @nareo aty Frantsa na Etazonia sns...mantsy dia ireo olona nanao politika no tena betsaka any ka na misy aza ny fikambanana dia ara-politika izay!courrage foana fa tsy maintsy hifampitady ny samy malagasy refa misy manjo azy ireo!Nefa tsy tokony ho izay vao hifankatia ange e!Mirary soa hoanareo e!
7. anjelykely ( 14/09/2005 14:38)
inona alou no tanjona refa ao anaty komité e?
@ lo tsisy fotony! fandanina andro fotsiny! maninona ra refa mahita gasy eny an-dalana de miaraba de manao fotona hoe rovina no hirevy de point. fa tsy komité aty komité ary..... marina any an-dry zala raha manavaka izy fa tsy mitovy ny revy. ny vô miditsa tsy mi-sadapta spida fa mbola be kozy.
ty misy kozy: le bandy @ zao miasa @na resto rapide de refa ny kil gasy no mba mandalo de mba misy supplement kely @ sisiny e! nefa h@zay mbola tsisy resaka mintsy na refa miverina ao le kil ary otsany oe odiana fanina!!!
jereo @ zany ary e!
raha tsy izay de refa mifanena @ na gasy le bandy de mba mitorakia sali, de refa mitafa refa veo de ny fanontaniana voalony de hoe "aiza no miasa sy mipetraka rery ve?" tsisy hoe iza le anarana sns fa tonga de le situation .... tsy lehibe tsy kely mitovy daholo, HAVAKO ALO NY KOFA MAZAKA RITMA RENY MIGANY KA TONGA DE RÖVINA NJAY NO MIFANENA DE ASINA...
mba omeo fanazavana @io le bandy fa tenya vaky loha mintsy le bandy ve no otany mikorota pozy sa mba misy manao an'izany @ hafa ko.
8. anjelykely ( 14/09/2005 14:41)
tohiny, otsan'ny le RTS farany teo reny ihany ny komité tokony hisy! fa tsy fitangorongorona otran'ny lalitra mahita diky.
9. tafita ( 14/09/2005 14:56)
marina tokoa fa hitako amin'ny Malagasy ao France, de tena sarotra be ny fifandraisana ary hitako aza ny sasany fa tena tsy tehahalala raha vao hoe Mainty na Malagasy toa azy aza . tena tafintohina aho nahita vehivavy Malagasy izay toa efa tena manana no toe-tsaina tandrefana .Soa fa fantatro ny misy azy any Dago ka nandeha tany aminy aho, fa noheveriko fa tena trano volamena ny azy hay mbola mitovy amin'ny Malagasy rehetra ihany . tena lesona ho ahy ny nahitako izany fa tantara be ka tsy vita e
Ho anay aty Italie de ny tsy ifankahitana no tsy andry ,
Merci
10. Herimiafina ( 14/09/2005 15:59)
Mi-organiser-va party isankarazany dia favy io. Aiza ve ka efa any antanin'olona any mbola hifanavakavaka ihany.
11. xxx ( 14/09/2005 17:48)
anjelykely:

inona alou no tanjona refa ao anaty komité e?
@ lo tsisy fotony! fandanina andro fotsiny! maninona ra refa mahita gasy eny an-dalana de miaraba de manao fotona hoe rovina no hirevy de point. fa tsy komité aty komité ary..... marina any an-dry zala raha manavaka izy fa tsy mitovy ny revy. ny vô miditsa tsy mi-sadapta spida fa mbola be kozy.
ty misy kozy: le bandy @ zao miasa @na resto rapide de refa ny kil gasy no mba mandalo de mba misy supplement kely @ sisiny e! nefa h@zay mbola tsisy resaka mintsy na refa miverina ao le kil ary otsany oe odiana fanina!!!
jereo @ zany ary e!
raha tsy izay de refa mifanena @ na gasy le bandy de mba mitorakia sali, de refa mitafa refa veo de ny fanontaniana voalony de hoe "aiza no miasa sy mipetraka rery ve?" tsisy hoe iza le anarana sns fa tonga de le situation .... tsy lehibe tsy kely mitovy daholo, HAVAKO ALO NY KOFA MAZAKA RITMA RENY MIGANY KA TONGA DE RÖVINA NJAY NO MIFANENA DE ASINA...
mba omeo fanazavana @io le bandy fa tenya vaky loha mintsy le bandy ve no otany mikorota pozy sa mba misy manao an'izany @ hafa ko.

matoa ianao miteny izany dia nohon'ny tsy fahaizanao raha toa misy mahazo ny mpiray tanindrazana dia au moin mba misy monoro hevitra na mba miaro amin'ireo tsindri azo lena ataon'ireo tompon'any sasany misy amin'tsika anie tena mijaly
eh fa tsy fantatrao ny anao revy foana dia avy eo lasa 4 mi dia refa misy bleme dia aiza ilay mpiara pirevy etoana isan'andro mieritrereta dia ianao ihany mahita ny valiny

12. xxx ( 14/09/2005 17:57)
tafita:

marina tokoa fa hitako amin'ny Malagasy ao France, de tena sarotra be ny fifandraisana ary hitako aza ny sasany fa tena tsy tehahalala raha vao hoe Mainty na Malagasy toa azy aza . tena tafintohina aho nahita vehivavy Malagasy izay toa efa tena manana no toe-tsaina tandrefana .Soa fa fantatro ny misy azy any Dago ka nandeha tany aminy aho, fa noheveriko fa tena trano volamena ny azy hay mbola mitovy amin'ny Malagasy rehetra ihany . tena lesona ho ahy ny nahitako izany fa tantara be ka tsy vita e
Ho anay aty Italie de ny tsy ifankahitana no tsy andry ,
Merci

mahafinaritra izany any aminareo fa oatran'ny eto LA REUNION izao dia misy komité fa tsy ho an'ny malagasy mponina eto fa hoan'i mr RAVALOMANANA manoana azy izany ary avy eo ireo mpikambana di miady seza consul mada no ataondry zareo ao ihany ilay fitiavatena mahamenatra rahovina vao hiva ny toe tsaina je ne sias pas


13. xxx ( 14/09/2005 18:04)
ilaina ny firaisankina satria izay mitambatra vato
raha misy ny mahazo amin'ny samy mpiray tanindrazana dia tokony hifampiaro misy amin'tsika anie tena mijaly eh tsy fantatro na tazantsika na tsy miaritra @tsidri azolena ataon'ny tompotany na isika samy gasy koa aza mampalahelo
14. Veloo ( 14/09/2005 18:06)
sechat a. MAFA ny anarany
15. ramhors ( 14/09/2005 20:03)
Tena marina tokoa ry zalahy fa tokony mba hiray hina isika malagasy. Efa hiaraha-mahita ny fahantrana, dia mbola misy ny gasy sasany mbola miseho ho miavaka @ rehetra sy tsy te hahalala izany. Ianareo ao France ao aloha dia tena malaza mihitsy @ io avonavona io. Tsy mahagaga fa ao daholo no mifitsaka ry zalahy mpangoron-karena, tia-tena sy mpambotry firenena teny @ tanana. Hany ka na dia efa any an-tanin'olona aza dia mbola tsy miova ihany ny toetra. Na izany aza aloha tsy hifanerana ilay firaisankina e! fa izay mbola mahatsiaro sy mitana ilay soa toavina malagasy dia mivondrona e! izaho aloha dia maniry dia maniry mihitsy ny mba hihaona @ gasy fa mbola tsy nahita h@ izao(usa).
16. fijo ( 14/09/2005 20:14)
tsy izahay rehetra kosa an
17. xxx ( 15/09/2005 20:14)
atao ahoana fa mahatra tafasondrotra eh tsy mahagaga
dia milanjalanja loha rehefa mba mahazo aina kely dia hadino ny maha gasy miyomany vazaha
18. fijo ( 15/09/2005 20:46)
tafasondrotra???????aoka re
19. anjelykely ( 16/09/2005 11:58)
xxx:

anjelykely:

inona alou no tanjona refa ao anaty komité e?
@ lo tsisy fotony! fandanina andro fotsiny! maninona ra refa mahita gasy eny an-dalana de miaraba de manao fotona hoe rovina no hirevy de point. fa tsy komité aty komité ary..... marina any an-dry zala raha manavaka izy fa tsy mitovy ny revy. ny vô miditsa tsy mi-sadapta spida fa mbola be kozy.
ty misy kozy: le bandy @ zao miasa @na resto rapide de refa ny kil gasy no mba mandalo de mba misy supplement kely @ sisiny e! nefa h@zay mbola tsisy resaka mintsy na refa miverina ao le kil ary otsany oe odiana fanina!!!
jereo @ zany ary e!
raha tsy izay de refa mifanena @ na gasy le bandy de mba mitorakia sali, de refa mitafa refa veo de ny fanontaniana voalony de hoe "aiza no miasa sy mipetraka rery ve?" tsisy hoe iza le anarana sns fa tonga de le situation .... tsy lehibe tsy kely mitovy daholo, HAVAKO ALO NY KOFA MAZAKA RITMA RENY MIGANY KA TONGA DE RÖVINA NJAY NO MIFANENA DE ASINA...
mba omeo fanazavana @io le bandy fa tenya vaky loha mintsy le bandy ve no otany mikorota pozy sa mba misy manao an'izany @ hafa ko.

matoa ianao miteny izany dia nohon'ny tsy fahaizanao raha toa misy mahazo ny mpiray tanindrazana dia au moin mba misy monoro hevitra na mba miaro amin'ireo tsindri azo lena ataon'ireo tompon'any sasany misy amin'tsika anie tena mijaly
eh fa tsy fantatrao ny anao revy foana dia avy eo lasa 4 mi dia refa misy bleme dia aiza ilay mpiara pirevy etoana isan'andro mieritrereta dia ianao ihany mahita ny valiny



le zavatra ange ry se tsy hoe revy fôna fa ohatra no nalaina! na mikozy @se io ary tsy misotro fa mifoka (sigara fotsiny)!
Ny mifanoro hevitra migany fa ny blème de le interessé ry se a! Za zao ry se mbola mifafa kio mintsy fa na zany ary tsy hoe vô mahita olona le bandy de hoe aiza no miasa sy mipetraka no fanontaniana voaloany apetrako k'le.
SADY IZAY MISASATRA IHANY KOA RY SE NO TAFITA FA TSY NY KATSETSITRA.


20. fijo ( 16/09/2005 19:54)
izay mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2747