firaisankina aty an dafy

21. xxx ( 17/09/2005 15:14)
anjelykely:

xxx:

anjelykely:

inona alou no tanjona refa ao anaty komité e?
@ lo tsisy fotony! fandanina andro fotsiny! maninona ra refa mahita gasy eny an-dalana de miaraba de manao fotona hoe rovina no hirevy de point. fa tsy komité aty komité ary..... marina any an-dry zala raha manavaka izy fa tsy mitovy ny revy. ny vô miditsa tsy mi-sadapta spida fa mbola be kozy.
ty misy kozy: le bandy @ zao miasa @na resto rapide de refa ny kil gasy no mba mandalo de mba misy supplement kely @ sisiny e! nefa h@zay mbola tsisy resaka mintsy na refa miverina ao le kil ary otsany oe odiana fanina!!!
jereo @ zany ary e!
raha tsy izay de refa mifanena @ na gasy le bandy de mba mitorakia sali, de refa mitafa refa veo de ny fanontaniana voalony de hoe "aiza no miasa sy mipetraka rery ve?" tsisy hoe iza le anarana sns fa tonga de le situation .... tsy lehibe tsy kely mitovy daholo, HAVAKO ALO NY KOFA MAZAKA RITMA RENY MIGANY KA TONGA DE RÖVINA NJAY NO MIFANENA DE ASINA...
mba omeo fanazavana @io le bandy fa tenya vaky loha mintsy le bandy ve no otany mikorota pozy sa mba misy manao an'izany @ hafa ko.

matoa ianao miteny izany dia nohon'ny tsy fahaizanao raha toa misy mahazo ny mpiray tanindrazana dia au moin mba misy monoro hevitra na mba miaro amin'ireo tsindri azo lena ataon'ireo tompon'any sasany misy amin'tsika anie tena mijaly
eh fa tsy fantatrao ny anao revy foana dia avy eo lasa 4 mi dia refa misy bleme dia aiza ilay mpiara pirevy etoana isan'andro mieritrereta dia ianao ihany mahita ny valiny



le zavatra ange ry se tsy hoe revy fôna fa ohatra no nalaina! na mikozy @se io ary tsy misotro fa mifoka (sigara fotsiny)!
Ny mifanoro hevitra migany fa ny blème de le interessé ry se a! Za zao ry se mbola mifafa kio mintsy fa na zany ary tsy hoe vô mahita olona le bandy de hoe aiza no miasa sy mipetraka no fanontaniana voaloany apetrako k'le.
SADY IZAY MISASATRA IHANY KOA RY SE NO TAFITA FA TSY NY KATSETSITRA.





za ange gaga eh ,eny ekeko izany
raha misy olana inaao amin izao fotoana izao
dia bon courage ;ataoko fa hoe tsy ilaina iazany
aleo mirevy ,le mirevy anie tsy ratsy akory raha
atao araky ny tokony ho izy
nefa ilay olona tsirairay koa sarotra ifandraisana

22. xxx ( 18/09/2005 15:32)
anjelykely:

inona alou no tanjona refa ao anaty komité e?
@ lo tsisy fotony! fandanina andro fotsiny! maninona ra refa mahita gasy eny an-dalana de miaraba de manao fotona hoe rovina no hirevy de point. fa tsy komité aty komité ary..... marina any an-dry zala raha manavaka izy fa tsy mitovy ny revy. ny vô miditsa tsy mi-sadapta spida fa mbola be kozy.
ty misy kozy: le bandy @ zao miasa @na resto rapide de refa ny kil gasy no mba mandalo de mba misy supplement kely @ sisiny e! nefa h@zay mbola tsisy resaka mintsy na refa miverina ao le kil ary otsany oe odiana fanina!!!
jereo @ zany ary e!
raha tsy izay de refa mifanena @ na gasy le bandy de mba mitorakia sali, de refa mitafa refa veo de ny fanontaniana voalony de hoe "aiza no miasa sy mipetraka rery ve?" tsisy hoe iza le anarana sns fa tonga de le situation .... tsy lehibe tsy kely mitovy daholo, HAVAKO ALO NY KOFA MAZAKA RITMA RENY MIGANY KA TONGA DE RÖVINA NJAY NO MIFANENA DE ASINA...
mba omeo fanazavana @io le bandy fa tenya vaky loha mintsy le bandy ve no otany mikorota pozy sa mba misy manao an'izany @ hafa ko.




marina ihany fa ny aty @ tany anglophone izao ohatra dia miarahaba izy dia miteny hoe manao ahoana ianao i xxx no anarako ary yyy$ ny azoko isan-taona ary ianao??? efa culture aty ilay izy ka mahatanty ianao tsara tsy mahatanty dia vidio ny billet mody e!
23. deghany ( 21/09/2005 11:17)
vidio ny billet mody! hehehehehehheehhe
24. Veloo ( 21/09/2005 16:11)
ry xxx ko mamorona tsssssss aiza ko no misy an'izany? za aloha mbola tsy nahita e asa izany any aminareo izany kle :roll::roll::roll:
dia izany ko ve no hvidianako billet ody tssssssssss angaha izy no sefo be?:^):^):°):-P:-o
25. fijo ( 21/09/2005 19:56)
eny wa ry veloo.misy X mamorona indray ato le
26. Veloo ( 21/09/2005 20:40)
ie wa fijo zavatra tsy mi-existe mihitsy :-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 21/09/2005 23:44)
Ndao lou ary hiray hina de atsangana indray le firaisankina e. :-D:-D:-D:-D
28. Veloo ( 22/09/2005 15:57)
zany ko mety ka fa ho sarotra be satria ny oul tsy hanam-potoana fona :P
29. Herimiafina ( 22/09/2005 18:19)
Atao inona fotoana fa tonga de alé any ampiasana sy any ampianarana izy e, harsélé-na amin'ny phone sy mail. hehe:oops:
30. Veloo ( 22/09/2005 19:21)
raha ataonao an'izany dia vo maika tsy ande ry zareo... enao ty mantsy tsy mahalala an'izany oe hanao fivoriana hono ry reto a? dia inn ry zareo an?:roll::roll::roll:
31. Herimiafina ( 22/09/2005 19:27)
Kamo be daholo anie le olona e. Le fifandraisana tsy offisialy ihany no tena tiany fa amin,iny mantsy izy tsy mahatsiaro tena voafehy.
32. fijo ( 22/09/2005 19:42)
izay kosa aloha dia marina e.le voafehifehy ity tsy lasa ka
33. Herimiafina ( 22/09/2005 19:55)
Raha vô ofisializana le izy de lasa miteraka andraikitra be de lasa misy tendritendry nefa izy le tena tokony éviter-na e.
34. fijo ( 23/09/2005 19:35)
izay mantsy
35. xxx ( 23/09/2005 20:21)
io anie ilay problem hatramin 'izay eh ilay fandraisana andraikitra eo amin' ny fiaraha monina
tsy misy kamo nefa itako fa tsara amitsika gasy aty ivelany
36. jajaf401 ( 28/09/2005 09:48)
tsisy idiranay injay zany eh! fa raha ohatra ka hitondra soa ho an'i Dago moa ilay izy de toroinay hevitra nareo we ataovy ilay izy; fa raha tombontsoan'ny vitsy de zahay miala, any nareo fanazava! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
zay mihintsy satria mety tsy nifampitaona hankany nareo!!!!!=))=))=))=))
37. Veloo ( 28/09/2005 16:04)
to tsy hitondra soa ho an'ilay Dago angamba lesy ry Jajaf401 ilay izy a:wink:
38. fijo ( 28/09/2005 20:01)
mety hitondra soa ihany ka.rehefa miray hina anie mety hiray saina koa hanao zavatra e
39. Veloo ( 29/09/2005 14:56)
fijo a enga anie...:lol:
40. fijo ( 29/09/2005 19:43)
izay,fa le firaisankina no mbola olanakely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2881