Journée du patrimoine européen 2005

1. booboo ( 14/09/2005 10:46)
Hararaoty ny tontolo andron'ny 17 septembre ( Frantsa ) izao hitsidihana ny raha misy any @ région misy anao.

Anontanio eny @ office du tourisme na mairie fa tokony hisy réduction ny fitaterana aby aby (bus, ter, tram...)mandritra io tontolo andro io.

Sady fialamboly no fampitomboana fahalalana ihany koa dia bonne visite aby.
novalian'i chipie1 ny 14/09/2005 14:40
2. chipie1 ( 14/09/2005 14:40)
ka raha tsy misy raha ilay region ipetrahana de tsisy zany mazava wazy o ?:lol:
sotsa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1291