Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niainaharison, milahatra araka ny daty
niainaharison ( 13/09/2005 08:47)
an-dafy...
normaly rehefa hoé voalohany antanin'olona enao tsy maintsy misedra olana kely, na de ny hoé fiovan-tany sy ny tontolo iainana fotsiny aza... matetika anefa ny taona voalohany ihany no tena mafy...... tohiny
niainaharison ( 23/05/2005 18:57)
fitiavana mira fahazakana ny toetra rehetran'ilay tiana...
eny fa na dé ny toetra ratsiny aza, sy ny fahazarana dratsiny...ny fahazakanao izay voambara fa "toetra ratsiny" no midika amiko fa tianao tokoa le olona...tsy tianao lé izy (toetra), nefa zakanao s... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 20:48
niainaharison ( 23/05/2005 18:50)
otrany hoé zay vao tena tena "tia" (amoureux)...
tsy izany fa nisy ihany ireo olona noheverina fa tiana tany aloha tany, ka mihevitra fa mahalala tsra ny tena fitiavana....nefa nisy olona vao fantatro izay, ka tena mahalasa ny saiko, fa otran'ny mah... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:38
niainaharison ( 20/05/2005 12:52)
mamono ny fitiavana ny fahanginana...
na raha adika ami'ny teny frantsay dé hoé le silence tue l'amour....satria hono la presence est une preuve d'amour (tsy aiko tsara ny mandika azy amin'ny teny gasy mba tsy hanova ny tena dikany, mia... tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2005 21:27
niainaharison ( 19/05/2005 14:36)
mitia olona roa ...
mbo nanandrana zaho fa tsy tafa...fantatr'ilay ankiray "tsy dé tiako loatra" foana hoé tena misy lona hafa tianao kokoa any...hoy ny namako hoé tsy aiko ny teknikany...tsy izany anefa fa efa toetra... tohiny
novalian'i rrh102 ny 29/05/2005 21:13
niainaharison ( 19/05/2005 14:30)
tokony lazaina aminy olontiana daolo ve ny fiainana rehetra?
amiko aloha rehefa olona tiako de tsy mampaninona ahy ny milaza aminy ny hafaliako sy ny fahoriako rehetra é...hafa tsy ny lasako..io indray dé tsy tiko mihitsy ny anontaniana amiko, satria tsy mba ... tohiny
novalian'i ttittie ny 22/07/2005 14:21
niainaharison ( 18/05/2005 21:48)
samy mitaraina izy roa mpisipa, za anelanelany...
misy namako izay somary maditraditra lava tongotra...mazava ho azy fa amiko izy no mitantara ny "aventure-ny" noho ny maha mpinamana....namako bé koa anefa i kala sipa tena vadiben'i lery...kanjo mah... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 21:28
niainaharison ( 18/05/2005 21:38)
lay olona miaraka aminy namanao bé mamboraka fitia aminao...
tonga le namako ni-présenter olona tamiko hoé : izy no miaraka amiko...Lasa namako bé koa lé olona satria naman'ny namako bé tsinona...sady ty namako bé ity izaho no famborahany zay mitranga reh... tohiny
niainaharison ( 17/05/2005 09:02)
mampijaly hoé ny fitiavana?
tsia...amiko tokony ahasambatra izany hoé fitiavana izany..tsy misy zavatra tsara ankoatra ny hoé mitia...ory izay tsy manam-pitiavana, na tsy manana ho tiavina...matoa ny olona iray mahatsoaro mija... tohiny
novalian'i lilbon ny 14/07/2005 04:10
niainaharison ( 17/05/2005 08:57)
infidèle daolo hono ny olombelona...
zaho anefa mahalala olona iray izay tena fidèle amin'izay hoé olona tiany zany...tsy mi-existe intsony aminy ny hafa ankoatra izay olona tiany. Tena marina...saotra hinoana vé????... tohiny
novalian'i lilbon ny 12/07/2005 05:57
niainaharison ( 17/05/2005 08:54)
ra-sipa milaza ho bevohoka nefa...
iza no efa niharany: tonga ra-sipa milaza hoé bevohoka zaho...fa saingy tsy enao no rainy...... tohiny
niainaharison ( 12/05/2005 16:00)
mpinamana bé lazain'ny olona ho mpisipa...
nareo ve mbo efa tratran'izany hoé manana namana bé tsy fohy (na lahy na vavy), fa dé mifampitarika etsy sy ero...izay misy ny iray dé misy ny iray...isan'andro isan'andro...manavy mihitsy raha vo... tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2005 23:03
niainaharison ( 10/04/2005 14:28)
banale, diront les autres...mais exceptionnelle quand même!.
oui, c\'est une histoire qui peut être banale...mais pour moi, c\'est exceptionnelle...enfin, c\'est pas l\'histoire qui est exceptionnelle, mais la personne avec ki je la partage, la vie...tout a co... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.024